Ingahy rajoelina sy ny bois de rose

1. Tovorandria ( 10/12/2018 18:54)
D diniho tsara ry gasy isany ny olona tianareo ho filohanareo fa sô aveo vô hanenina, ny an drajoelina mantsy iray iany no tanjona d ny hanohy ny fivarotana bois de rose sy fanondranana volamena mba ahatongavana miliardaire tampotampoka, ka samia misaintsaina,poizina ho an ny firenena io rajoelina io
2. NytenakoIhany ( 11/12/2018 05:16)
Fa hono oa kay, ny bois de rose ve t@ 2009 vao nanomboka nitsiry? sa t@ 2010 vao nanomboka itan'ny manampahaizana oé misy ny atao hoé bois de rose eto Mada?

Ary hono oa, Ingahy Ravalomanana ve na izay mpitondra akotran'izy 2 lahy rehetra tena olo-marina sy tsy manan-tsiny mihintsy nandritra ny fotona nitondrany?
3. naom ( 11/12/2018 05:46)
Salama daolo

Tsy vahaolana ry zareo ny fifidianana a! Na iza hiseho hitondra eo na iza dia ny hanangona ho azy foana aloha no voalohany. Manaraka azy ny vazaha, sinoa karana no manajaka. Ny tokony hotakian'ny vahoaka de oe : afaka manajaka amin'ny taniny ve ny gasy sa zay ambonimbony manambola, ny vahiny no mahazo ny taniny ????? Zay aloha no vahaolana voalohany ary tokony atao laharampahamehana. Reo efa nitondra rehetra teo reo efa manana any ivelany daolo fa tsika foana no amporisihana hifidy azy eo nefa tsy afaka ho aiza fa ny kely ananantsika aza mbola alaina amintsika.

Samia mieritreritra fa milaza ho kristiana sy mampiasa teny ao amin'ny Baiboly daolo entina hanaovana propagandy nefa maloto daolo.
Misaotra.
4. rhaj0 ( 11/12/2018 11:03)
Ts'haiko aloha fa raha ny ahy dia:

1- raha citoyen francais i Rajoelina, dia ota fady izay. Ny allegeance-ny dia @ Frrance.

2- symbole ilay citoyen frrancais. Fa hita tsara ny tena maha-frantsay azy :
-- na ny fi-rouler-ny rrrr, na ny fitiavany mi-paraitre
-- na ny investissement-ny (tranobe) any ivelany (France sa Maurice izy teo)
-- na ny famboarany ity IEM-ny, izay notefeny tany France


Na inona na inona fampanantenana ataon-dRajoelina eo, dia hadalan'izay mino azy.
(@ ankapobeny, izany dia mihatra @ politisiana rehetra)
5. Tovorandria ( 11/12/2018 15:24)
Misaotra anareo Naom sy rhajo,
Tena marina 100% ny voalazanareo, ny hita sy fantatra itam poko itam pirenena d ny naha miliardaire an drajoelina tampoka, tranobe any Dubai, tranobe france tranobe ao Maurice, d aoka hazava an tsain ny reetra fa izy iany ko d olon ny frantsay, ary any frantsa no maka2 aina refa voadaka avy dago , ka mbola milaza iany aho, samia rey olona mieritreritra tsara izay ho fidiany, fa ravalomanana n inon inona nataony,matoa izy miala dago d nofofoina ny ainy ary nofofoin ireo te hanao gaboraraka ny haren ny gasy reetra ts vakivolo. MADAGASIKADA TOMPOKO D AN NY GASY REETRA FA TS FANANAN DRAJOELINA IRERY KA AMIDY AMBOGADINY MBA AHA MILIARDAIRE TAMPOKA,!!! samia misaina, vô lany eo rajoel d ndao n1 ry fivarotana volamena sy bois de rose, io lehilahy io d TSIA,TSIA hatr@ farany
6. Dreamlover14 ( 11/12/2018 17:37)

NytenakoIhany:

Fa hono oa kay, ny bois de rose ve t@ 2009 vao nanomboka nitsiry? sa t@ 2010 vao nanomboka itan'ny manampahaizana oé misy ny atao hoé bois de rose eto Mada?

Ary hono oa, Ingahy Ravalomanana ve na izay mpitondra akotran'izy 2 lahy rehetra tena olo-marina sy tsy manan-tsiny mihintsy nandritra ny fotona nitondrany?


Tsy mitady anjely isika fa mampitaha olona 2 izay tsy maintsy ny iray aminy no ho filoham-pirenena.

Ravalomanana efa im-betsaka no niala tsiny t@ malagasy raha nisy tsy fetezana ny fitondrany fa Rajoelina mieboebo loatra ho tsy manan-tsiny kanefa porofo efa maro be no efa fanta-poko, fanta-pirenena fa sady mpandainga no mpivadi-dela.

Ny Bois de rose efa ela no naniry fa nirongatra ny fanondranana azy depuis 2009
7. NytenakoIhany ( 12/12/2018 04:36)
Rajoelina citoyen français fa mikorina ao anatiny ny rà gasy. nitondra ny mpitondra maro, naka investissement tany ivelany ireo filoha lanim-bahoaka, fa tafavoaka t@ fahantrana va ny malagasy?

Mandainga tsika ra milaza fa tsy navita fotro-drafotrasa ireo filoha voafidim-bahoaka ireo, fa ilay Rajoelina citoyen français na dé tetezamita ary navita ihany koa na dia tsisy famatsina avy any ivelany aza.
Tsisy namatsy avy any ivelany, tato anatiny anéfa namely koa ireo niaraka nitondra taminy izay mpanoatra tsy nitovy evitra taminy.

Amiko ny fomba fi-rouler rrr sy ny famboarany IEM tsy any ilay ady evitra, fiseho ivelany izany amiko. tsitako izay maharatsy azy ra toa ka matafavoka ny firenena.

Tsy mitady anjely ary tsika,, marina zany
Fa ra niala tsiny im-betsaka ary vé Ravalomanana dia midika zany fa iezaka (na terena ankolaka) tsika rehetra anadino ny tantara sy ny zavatra tsy nety rehetra vitany?

Misy ny atao oé tantara nandalovana, ary tsy mba ho adino mandrakizay na inina fafana ary.


8. saho ( 12/12/2018 05:22)
Fa lalampanorenana samy hiaro ny tenany no ataony ambakana ny MG rehetra lazaina fa tsy nahita fianarana, babo sy vendrana

Lalampanorenana miaro ireo teraka tany MG, voalohany

Afaka manana zo vahiny izany ny hilatsaka filohampirenana candidat ve indrindra fa hoe pass FR

Nareo ve hifidy izany olona FR izany anaty tany MG. dia hamitaka MG ve

Misy tena misy ny mahay manadiady fa dia tsara itony intelligence artificiel itony
System binaire zao no avenir, mahaiza mifidy ny ho voky ny kibo sady mahay no tsy miankindoha eo amin ny MG tsirairay na iza na iza na aiza na aiza. Oviana no nanomboka noana ny MG taona inona, anjaranao no manadiady taona 1884 ka hatramin ny taona 2018
9. NytenakoIhany ( 12/12/2018 05:50)
Atoko na nisy fanovana lalam-panorenana na tsisy, refa te anao ratsy ny mpitondra navita foana, @maha manam-pahefana azy dé atoko ambon'ny lalàna foana izy ireo.
Izany lalam-panorenana izany ary atoko to lasa kilalao ny fanamboarana azy sy fanovana azy rehefa miova ny mpitondra.

Andé ary apétraka oé Frantsay ilay Rajoelina: misy dossier fenona rehefa ilatsaka ho isan'ireo mpilatsaka ho fidina. Amiko ady evitra tsy izy izany.
Atoko angamba oé mato nanaiky ny dossier any ireo mpiandraikitra dé gasy izy. Ary matoa isika MG nanaiky oé isan'ireo mpilatsaka ho fidina izy, anisa'ny nanaiky koa isika rehetra oé gasy izy
Matoa tsy napétrantsika tany @ voloany izany olana izany dia nanaiky isika. Samy mafantatra isika oé otrin ahoana izany MG izany rehefa misy zavatra tsy mety sy tsy mifanaraka @ loany.

Mafinaritra ahy ito evitrao farany ito fa any @olom-pirenena mahay mandinika izay ifidy rehetra ny valin'io
10. rhaj0 ( 12/12/2018 11:38)
ilay Rajoelina citoyen frrancais..

Ohatra izao taty Kanada, dia citoyen francais avy t@ reniny ilay ho PM (Stephane Dion), fa aloha lavitry ny fifidianana, dia nadabony ny citoyennete-ny. Izy azany izany, de naissance, fa ny an-dRajoelina... safidiny, raha ny fahazoako azy. Sa lazainao fa citoyen francais koa ny ray sy reniny?

Ny olana dia ... mba hainao moa fa rehefa citoyen ianao dia miniana (allegeance) @ izay eo?
Zahay aty Kanada izao niniana (allegeance) @ la Reine. Ka raha toa ka handray andraikitra "ambony" dia, conscience tsotra fotsiny, adaboka io.

Fa TSY takatr'i Rajoelina izany. Ary ny mpomba azy minia manampi-maso.

Izay izany no antony nanafenan'ny Francais an-dRAjoeliina t@ ireny 2009 ireny. Olona enjehin'ny lalàna, fanefa dia ampiantranon'ny francais, satria francais.



Ny @ IEM notefena tany Frrance. Mba takatr'i Rajoelina sy ny mpomba azy ve, fa ny lazainy sy eboebony ho solution-miracle, made in France, ka TSY hahomby mihintsy, rehefa TSY nanontaniana ny hevitry ny tompon-tany?

Mba takatr'i Rajoelina sy ny mpomba azy ve ohatra, fa ny MAP anie ka nanaovana, aleo atao @ teny frantsay mba ahatakaran-dreo azy, ny MAP anie ka nanaovana "consultation" efa aman-taonany eraky ny lafivalo?


11. Tovorandria ( 12/12/2018 14:24)
D variana ny tena d mbola misy mahasahy minia mbola manatsara an drajoelina iany na d izy aza no fototr izao fahantrana mangidy lalina iainan ny malagasy zao, ra olom banona tompoko rajoelina d ts nandoro sy nanakatona ny tiko sy ny zone france, mba fantatr io mpomba azy io va re ny isan ny olona very asa nanomboka 2009 e??? Sa vokin drajoelina t@ vidina bois de rose d ts maita afa tsy ny olona akaiky azy ôtran drajao oe porofoy amiko fa mahantra ny malagasy, mbola asehoko eto ny porofo ho itan tsika reetra fa mpanao kobaka am bava sy mapanonofy vahoaka fotsiny no asan drajoelina, olona gasy natao itsinjo ny gasy no ilain ny malagasy fa ts saribakolin ny mpanjanaka
12. tovorandria ( 12/12/2018 19:37)
ity ary tompoko ny porofo fa tsy vitan´ny ze mpanondrana harem-pirenena fotsiny ingahy rajoelina fa olona tranon-dainga ihany koa , d mazoto ary mijery d mba mandiniha tena @ zay, aleo ny zava-nisy no hitsara tompoko:
https://www.youtube.com/watch?v=zJTrMybiSFg
13. aldien ( 12/12/2018 20:46)
J’ai quitté Madagascar peu après 2010 (vous devinerez pourquoi) et me suis installé ici au Canada avec ma femme et nos enfants. J’ai attéri au Québec comme beaucoup de Gasy mais ai bougé vers la partie anglophone du Canada depuis quelques années, car je voulais que mes enfants puissent bénéficier d’un environnement anglo-saxon. Je suis revenu à Mada en 2014-2015, mais en quelques années d’absence, le changement a été très visible; en trois mots, ça se résumait ainsi: Misère grandissante, délestage et insécurité!!!! Il y avait tellement plus de gens à pieds!
Parlant des projets de certains, j’avoue avoir un réel doute également. Contrairement à beaucoup, je pense qu’ils débuteront MAIS (et il y a un mais), ils ne seront pas terminés, afin justement de permettre une éventuelle ré-élection. Aussi, ces projets (qui ressemblent plus à une bande dessinée) serviront, je le crains, de point de diversion. Ils seront réalisés de manière à ce que le peuple oublie un peu que nos richesses vont partie entre les mains des étrangers (ça, je pense, c’est un point important que vous avez omis).
Pour ce qui est de La réunion et e la France, je suis entièrement en accord avec vous. Vous savez, j’ai acquis une bonne partier de mon éducation dans le sytème Français. J’avoue avoir aimé la France un temps; mes parents et oncles ont tous étudié là-bas en France…mais c’était encore la belle France. Aujourd’hui, la France est non seulement bordélique et insécure, elle est aussi et surtout une nation qui perd son identité; c’est un pays qui « souffre » et qui est victime d’un grand mal-être social.

Avec tout ce qui se passe chez nous (comme vous l’avez si bien expliqué), ça donne envie de se dire: tant mieux si les malgaches et Africains tirent aussi profit de leur système social, car s’il faut qu’on se fasse voler et s’il faut que certains français (pas tous) de Madagascar continuent à percevoir les Malgaches comme des voleurs, autant leur retourner la manivelle! Je connais 5 ou 6 personnes installées illégalement là-bas, mais il y en a une en particulier qui y est et qui a 2 de ses 3 enfants autistes! J’ai presque envie de dire…. heureusement qu’elle en France car à Mada, ça n’aurait pas été possible pour elle de soigner ses enfants (vu que les « nouveaux » hopitaux ne sont même pas en mesure de répondre aux besoins de la population!!!!).
Je connaissais une fille à Madagascar, qui justement bossait pour une compagnie étrangère; elle avait un BAC+4 et gagnait…deviez combien????? elle gagnait 750.000 Ariary (net)!!! Cela est une insulte! Le patron de la boite est un vazaha, comme bien évidemment!!!! Aujourd’hui, cette fille a trouvé un « artifice » pour aller en France; elle y est depuis maintenant 2 ans avec son fils, et gagne un peu moins de 2500 Eur brut!! Je n’ai pas envie de suggérer des choses (car je suis moi-même venu en toute légalité ici au Canada (via le processus du CSQ), mais… quelque part, lorsqu’on fait face aux réalités (à Mada: salaires bas, harcèlements sexuels, abus verbaux, abus de pouvoir, etc…), on peut quand même comprendre pourquoi certains prennent une décision.

Pour vous Malgaches installés là-bas, si vous avez mal à la dent, ou si vous avez qch qui a besoin de traitement, profitez-en car ailleurs, vous n’auriez pas trop cette chance!! Si vous louez une baraque, demandez les allocations car vous y avez droit! Aussi, pour ceux qui veulent toujours étudier en France, il n’y a pas de mal à cela je pense MAIS profitez du système éducatif gratuit puis une fois à la licence, partez ailleurs!!!!TIREZ-VOUS chez les autres, car c’est vrai, après les études, il vous sera quasiment impossible de rester en France.

Au fait, en parlant de Français, voilà justement un Français de Mada qui a traité le malgache de tous les noms.
https://www.madablog.com/patrick-leloup-les-malgaches-sont-des-babakoto/#comment-2820
A ce genre de Français, je leur dis ou plutot, je vais dire car je manque délibérément de respect envers cet homme. A toi Pierre (et aussi à certains étrangers qui vivent là-bas chez nous et qui pensent la même chose des malgaches), je te dis à toi Pierre et aux autres:

1. Vous êtes un frustré entre vos cuisses et la seule fois que vous avez l’occasion de sauter une fille dans un lit, vous devez en priorité, échanger vos euros contre des ariary dans un bureau de change, puis après, avec les Ariary, le vazaha frustré réserve un chambre d’hotel et après le service rendu, va sortir votre portefeuille ».
2. Vous vous croyez intelligent? alors pourquoi n’être pas resté en France ou avoir étudié à Harvard?
3. Vous êtes le genre d’étranger dont Madagascar devrait s’en débarrasser, car vous ne contribuez à rien!!!! Au contraire, vous êtes le responsable de la misère des Malgaches. Ici au Canada, les étrangers doivent se plier aux règles et n’ont la priorité sur rien (sauf, lorsqu’ils commencent à acquérir le passeport Canadien comme moi)
4. A voir comment tu es habillé, Pierre, ça se voit que tu es médiocre. A tenir des propos racistes, ça se voit quelque part que tu as réel problème psychologique. Je te conseille vraiment d’aller demander de l’aide à un professionnel.
5. ça ne m’étonnerait pas que tu te sois déjà tapé un autre mec (surement pas un Malgache, Dieu merci)
6. Vous (toi et les autres cette fois-ci) êtes le genre de personne qui allez souffrir avant de mourir, je l’espère
7. Vous êtes le genre d’individu, qui un jour, aurez droit à du champagne biologique dans son spaghetti bologanaise ou dans votre café
8. Tu n’as aucune éthique. Des propose qui consistent à tirer d’une balle dans la tête des gens (des opposants) montre à quel point tu es un primitif. Moi je pense, primitif rime avec singe. N’ai-je pas tort? En fait, c’est un comportement typique de personnes qui possèdent ou qui renferment un certain complexe d’infériorité. Pour assouvir ce sentiment de frustration, une personne - qui se sent frustrée ou inférieure - trouvera toujours un moyen de rabaisser les autres. Et le Malgache lambda est malheureusement un cible facile (car ils sont pauvres). Pour ma part, ce que ‘en pense de ton idée d’utiliserr des balles, je vais te dire ceci « tu peux aller te faire f*****.
9. TU veux me voir, viens ici à Calgary! et viens seul si tu es vraiment un homme. Ne ramènes pas ici au Canada des roumains ou des Bulgares parce que cela ne fera que proiver pour la ènième fois que tu n’as rien dans la pantalon!!! Je me ferais un plaisir de te servir un petit café malgache; et si tu veux j’ai même des bananes pour toi!!!!
10. Vous avez beau être un vazaha (incompétent et complexé), vous avez moins de diplômes que moi, bous êtes moins qualifiés que moi (et aussi moins qualifié que beaucoup de malgaches) et avez visité moins de pays que moi
11. Vous êtes peut-être vazaha (mais contrairement au Chef Etschebest ou à Thomas Pesquet, vous êtes un français de troisème zone).
12. Je suis sur que gagne plus que vous! Je possède notamment quelques studios en France (oui, votre second pays) que je loue à des étudiants. J’ai aussi deux entreprises (que je ne nommerai pas au cas ou vous payez Charles en respectant la grille des salaire gasy - c’est comme cela que vous les crétins d’étrangers aimez appeler cela) à Madagascar, des terrains à Madagascar, bien placés, histoire que des étrangers comme vous ne puissiez pas tout accaparer; ces terrains, je ne les vendrai pas à des « fromages », ni à vous, ni à des Pakos (c’est comme cela que certains Britanniques appelent les « Indiens » chez eux. bref, je ne dévoilerai pas toutes mes ressources, mais disons que ….c’est ce dont j’ai accès à part mon salaire canadien.
13. Vous semblez être malheureux et frustré, tandis que moi, je peux être fier -comme bcp de Malgaches- d’avoir réussi à terminer mes études en Allemagne, puis aux Etats-Unis. Chaque jour que je passe ici au Canada, je l’apprécie. Je suis ravi de n’avoir choisi la France car c’est un pays qui est miné par le terrorisme (récemment à la place de l’opéra à Paris, le bataclan, l’attentat de Nice, et..strasbourg récemment), la misère sociale, la délinquance (votre pays mérite vraiment cette délinquance arabe, farnchement!!!), le Canada, à côté, est un paradis.
14. En parlant de racisme envers les malgaches, en regardant sur FB récemment, il y a un des candidats qui ne cesse d’accuser con adversaire de « raciste ». J’ai été très surpris d’apprendre que cette personne a en fait osé traiter les gens de tamatave de « gidro ». Moi-même, je suis Merina, et je condamne ces propos tout en ayant honte de moi. je n’arrive pas à imaginer que des crétins aient encore une mentalité arriéré!!!! Il y a mon beau-frère qui suit d’ailleurs les actus sur Mada et il me briefe très souvent (car cette élection m’intéresse beaucoup, mais malheureusement, je suis loin, trop loin de chez moi) et apparemment, cette info scandaleuse et raciste envers nos amis côtiers a été relayée par une chaine de TV locale à tana (l’invité était un homme de loi, très intelligent, originaire lui-même des régions SAVA), le 11 ou le 12 décembre je crois. Comme quoi, ce n’est pas toujours celui qu’on montre du doigt qui est le plus raciste. S’il était vraiment raciste, il n’aurait surement pas nommé un Antemoro comme Chef de compagne.
Honte aux Merina qui pensent encore comme ça! quant aux étrangers qui pensent comme ça, dégagez de notre pays!!!! revenez au Pakistan et vous verrez très vite que tout ce que vous allez essayer de batir, les terroristes vont venir les faire sauter! respectez au moins les Malgaches, ce pays et ce peuple au moins vous laisse en paix….
Vous savez…parfois je me dis…. l’INDONÉSIE A PEUT-ÊTRE RAISON DE TRAITER LA MINORITE INDIENNE COMME ELLE FAIT!! Nous les malgaches sommes trop tolérants! Enfin, pas moi, parce que moi, il m’est arrivé de remettre des Français et des karana à leur place, quand je passe à mada.
Aussi, ayant juste obtenu ma citoyenneté récemment, nous nous sommes soudainement rendus compte qu’en fait, nous n’avons plus besoin de quémander un visa pour rentrer en France..mais bon, que va-t-on foutre en France aussi avec ces grèves incessantes? Le canada est dix fois mieux!


Sinon, pour nous le Canada est idéal, car ici, les soins sont de bonne qualité (pas comme certains hopitaux), le pays est « safe » (pas de kidnapping et pas de terroristes); même si j’ai assez d’argent pour vivre, je travaille quand même tout en sachant que je n’enrichis pas une entreprise ouverte par un vazaha frustré de mada ni par un karana sous diplomé!!!! les taxes que je paie ici sont assez élevées, mais je sais qu’elles seront bien utilisées par le gouvernement de Justin Trudeau (contrairement à certains).
certes il y a toujours des hauts et des bas, mais dans un contexte général, c’est un pays ouvert et agréable à vivre. Il fait parfois un peu froid, mais franchement, nous préférons endurer cela plutôt que rentrer au pays travailler pour des karana ou des vazaha complexés qui n’utilisent madagascar que pour gonfler leur CV et leur prestige. Ces mêmes vazahas, de toute manière, nous rémunèreront nous les Gasy avec un salaire « de grillade », alors que les expats gagnent beaucoup plus! Si ce certain candidat pense aux malgaches, il devrait d’abord s’occuper des réformes économiques et non construire des légos, qui de toute façon, ne profitent qu’aux riches et aux bouffeurs de carry. S’il est réélu, Madagascar va s’engouffrer dans la misère!!!!
S’il n’est pas réélu, je crains fort pourtant qu’il va re-payer un autre type pour déstabiliser le gouvernement élu. Même si pour nous ça va aller, moi j’ai de la peine pour les magaches sur place car ce n’est pas juste ce qui nous arrive.


Voilà, j’arrête là mais je crois que c’est important de faire savoir ces choses aux Malgaches.
14. NytenakoIhany ( 13/12/2018 05:41)
Tsy ny toerana, na fotoana, na poziny, na ny endrin'ny fanefena sy fisehon'ny IEM sy MAP no zava-débé, fa ny evitra ao anatiny, raha mandinika tsika dia samy miresaka sy mafantatra ny olana sy vahaolanan'ny MG daoly ireo 2 ireo, fa tsy ny olan'ny la Fr akory.

Ny olan-tsika MG mantsy dia izao, olona aloa izay vao evitra. indraindray ary tsisy iraraintsika izany evitra izany mihintsy. zay no mbola maha olon'ny fo antsika.

Izany olan'ny MG izany tokoa anie efa fantapoko fantapirenena, hita @tambazotra maro samihafa, fahantran'ny MG koa torak'zay

Jereo ito valiny naton'ny #saho ito "Oviana no nanomboka noana ny MG taona inona, anjaranao no manadiady taona 1884 ka hatramin ny taona 2018"
Izany oé tsisy afabela ireo mpitondra nifandimby nandritra izany fotoana izany.

Nisy ary vé izany ny mpitondra nahomby? nanahoana ary ireo rafitra nentin'ireo mpitondra nifandimby t@ izany, nety vé sa tsia?

fanontaniana dia hoe, natsapa vé zareo fa tsy nahomby ny fitantany dia nitady evitra hafa tsy mitovy intsony ny rafitra sy ny tomban'asa nentiny t@izany fotoana andro?

Tsy niova t@ ireo olona 2 ireo ny MG satria:
1/ eo ilay fijerena olona fotsiny
2/ tsy oé ny fahaizan'ireo miresaka na ny fampanantenany, fa noho ny fahantrany sy faitany oé nahavita inona iza t@ fotoana nitondrany, sy oé iza no nitsinjo ny madinika kokoa t@ fotoana nitondrany satria ireo madinika ireo no mbola maméno ny MG atreto

Ny arem-pirenena ve natao ho trandrahana? ra eny dia atao inona? iza no tokony itrandraka azy? @ fotoana manao ahoana? refa votrandraka izy dia atao ahoana? aodina vé? amidy vé? atakalo vé? sa atao inona? hoan'ny mpitondra sy ny fianakaviny vé ny vokatra sy vola azo avy aminy? tokony anamboarana foto-drafotrasa tokoa vé sa ahoana? tonga tan @ MG vé ny vokatr'ireny arem-pirenena nahodina ireny atrizay?

Sa tokoa vé ny arem-pirenena ka atao ho vakoka mba ho tantara oé misy izany MG? arem-pirenena izy rehetra no resahako eto
15. rhaj0 ( 13/12/2018 11:43)
Asa raha mi-click aminao, fa ny IEM, dia
- tany France no notefena
- tany France no nampahalalaina voalohany

Ho an'ny Mpanambola Francais, "hitrandraka" ny harena ankibon'ny tany gasy io.

Dia na ilay hoe, izany "hitrandraka" ny harena ankibon'ny tany hono no solution-miracle hozy Rajoelina... f'angaha
- tsy redevances fotsiny no azon'ny gasy, fa ny benefice BE dia an'ny Frantsay mpitrandraka? Nareo rajoelinista moa toa hoe mahay salanisa, fa dia lazaovy aza hoe, hoe firy % @ actions ny redevance ary firy % @ actions koa ny benefice
- sa moa, ilay acquisition de droits miniers t@ voalohany aloan'ireo "mpitrandraka", dia kepohin-dRajoelina, ary izay no mampanankarena an-.. dRajoelina??

Dia "mino" ianao fa izany no mampandroso an'i Madagasikara?

16. Tovorandria ( 13/12/2018 13:30)
Tsy sanatria manambany olona ny tena
Fa tena marina daholo ny voalazanao rhaj0 a, ny azon i drajoelina @ lainga d le olona ts d nianatra mitovy aminy ireny,
1_ @ fomba aôna no ipetrahan ny gasy @ na building(hofatrano hazo aza tsy voaloha)ra ny ankabetsahan ny gasy olona madinika??
2_ frais na Taxi be aza ila tsy ho zaka ko @ fomba aôna no ahavidianan ny gasy Ticket na Tramway???
3_ Parking isaky ny EPP aôna moa??? Matoa ny gasy mapianatra zaza @ EPP d olona sahirana ny ho hanina anio tadiavina anio,
TSOTRA FOTSINY, ANAMBAKA VAHOAKA IVAROTRA NY HAREM PIRENENA SISA TSY LAFO TAORIAN NY TETEZAMITA NO ANTON DIAN I RAJOELINA, malahelo mafy ny fo mahita ireto vahoaka malagasy ambakain ireo foza mpivarotra tanindrazana, ny olona akaiky azy nefa aiza? Trano any frantsa, volabe @ banky any suisse, villa be mcar, nefy harena tsy nisasarana,nareo nge ts omeny ny vidina bois de rose eo ra lany eo izy e, vao may anjaka ny tsy famdriam pahalemana sns
17. Dreamlover14 ( 13/12/2018 21:47)

NytenakoIhany:

Rajoelina citoyen français fa mikorina ao anatiny ny rà gasy. nitondra ny mpitondra maro, naka investissement tany ivelany ireo filoha lanim-bahoaka, fa tafavoaka t@ fahantrana va ny malagasy?

Mandainga tsika ra milaza fa tsy navita fotro-drafotrasa ireo filoha voafidim-bahoaka ireo, fa ilay Rajoelina citoyen français na dé tetezamita ary navita ihany koa na dia tsisy famatsina avy any ivelany aza.
Tsisy namatsy avy any ivelany, tato anatiny anéfa namely koa ireo niaraka nitondra taminy izay mpanoatra tsy nitovy evitra taminy.

Amiko ny fomba fi-rouler rrr sy ny famboarany IEM tsy any ilay ady evitra, fiseho ivelany izany amiko. tsitako izay maharatsy azy ra toa ka matafavoka ny firenena.

Tsy mitady anjely ary tsika,, marina zany
Fa ra niala tsiny im-betsaka ary vé Ravalomanana dia midika zany fa iezaka (na terena ankolaka) tsika rehetra anadino ny tantara sy ny zavatra tsy nety rehetra vitany?

Misy ny atao oé tantara nandalovana, ary tsy mba ho adino mandrakizay na inina fafana ary.



Amiko dia tena marina ilay tenin-dRavalo nilaza hoe "Ny vola misy fa ny hampiasana azy no mila omanina haingana" tamin
18. NytenakoIhany ( 14/12/2018 05:31)
Iza no itrandraka dia iza no ahazo vokatra? Natao ho tandrahana vé?
Ny bois de rose vé t@ 2009 vao nitsiry sa zay vao fantatra ny fisiny?

Nanditra ny fitondrana maro nifanesy nisy ny famatsina avy any ivelany, nefa ihany koa nisy ny fitandrahana

Niaraka ireo 2 reo tsy tafavoaka t@ fahantrana tompoko ra MG, satria iza no nahazo tombony t@ ilay fitrandrahana???

Mino koa aho fa ny manampahaizana efa nitondra teo @ firenena mafantatra tsara oé otrin'ny ahoana ny vola niodina teo @ firenena nandritra ny fotona nitondrany, firy nakany @ vahoaka de firy nakany @ amin'ilay mpitondra manokana (ohatra:fianakaviany)...tantara nisy zany
Toa ny mahantra miha mahantra anie zareo e, fa ny manana toa vomay miha manana....zay oatra tantara tsy ho faty mandrakizay

Kanefa resaka firenena no resahana, MG iray ihany no resahana

Atoko fa mafantatra tsika oé t@ fitondran'iza, iza no nitrandraka, naondrana taiza ilay vokatra...zany koa oatra tantara tsy ho faty
Efa nisy zany fa tsika minia tsy mafantatra sy minia manadino

De milaza tsika fa miroborobo ilay fitrandrahana taona 2009, dinio anié fa ra tsisy ireo arena ireo mety vomay nanahoana ito firenena ito e?
Fa nisy vé ny zavatra vita??? izahay ambany tanàna tsy mahay, dondrona, tsy mahita fianarana, sy mora ambakaina oatra mahatsapa fa t@ ireny fotoana mamaivay t@ firenena ireny izay vo voajery manokana, tsy tafavoaka t@ fahantrana akory tsika t@ zany fa izahay tompoko, mba afaka nisakafo t@ ireo entana mora novarotana t@ vidiny mba azonay nefina t@ izany

De milaza nareo fa entana maloto, ratsy, avy tari sy tari, fa zay tompoko t@ ireny fotona ireny vao mba afaka nihinana sy nanandrana an'ireny na dia maloto sy ratsy aza ireny...fa mbola tsy maty aloa izahay
Milaza nareo fa akanjo ratsy ny lamban'ilay akanjo volomparasy anovanay iny ka mora ambakaina izahay, zay anié zareo ka zara ary mba misy manomé eee, zara ary zay nahazo aniny anaovana fa akanjo efa rovitra be ray izay no mba anananay nanovanay firy taona tsy misolo e

Tsarovy anefa fa ny madinika no mbola betsaka eto MG,,dia dinio fa ra miasa sy mba manankoanina izahay, mihena ho azy ny mpangalatra sy asan-jiholahy, milamina ny firenena, miakatra ho azy ny farim-piainanareo manan-katao
19. Tovorandria ( 14/12/2018 17:11)
Efa mipetrapetraka tsara zao ny an drajoelina oe any @ firenena aiza n1 no anaovama Chateau be manaraka,
Tadidio irongatra toy izao foana io tsy fandriam pahalemana io raha mbola betsaka toy izao ny tsy an asa, satri nakaton drajoelina avokoa ny ankabetsahan ny orinasa mba nisy t@ zany, rajoelina tsy manana na dia kely aza vahaolana mikasika io destage io, tsy manana vahaolana anomezan danja ny ariary . Building ve no ilingilinginao nefa ny 90% ny mponina ao aminy aza tsy mahita ho hanina, hoy Gilbert Raharizatovo izay oe Mirediredy,
Ary maninona no fahanana lainga ny vahoaka malagasy hopitaly manara penitra tsy Andoavam bola e, io ny porofo fa rainlainga io rajoelina io , vary mora nefa varin ny tiko no robaina d amidy mora , efa zatra mandroba marina
20. rhaj0 ( 15/12/2018 01:40)
T@ 2009, dia efa lazain'ny iraisampirenena foana ilay Rajoelina hoe, raha manao coup d'état eo, dia tapaka ny AGOA, ary tapaka ny financement,satria, efa izay no nosoniavina hoe, manara-dalana vao mahazo AGOA.

Dia efa lazaina foana hoe, raha tapaka i AGOA dia very asa ny olona an' HETSINY!! Tsy hoe an'arivony, na an'aliny, fa an'hetsiny.

Fa tsy rahirahinay izany hozy ry RAjoelina sy ry Roindefo. Dia iny tokoany fa nanao coup d'état, dia tapaka AGOA, dia very an'asa ny olona an'hetsiny, dia noana ny ankizy, lasa mivaro-tena fa tsy mandeha any an-tsekoly.

Dia IZA no tompon'andraikitra?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4564