Manasa ihinana...

1. menalamba ( 22/06/2018 15:39)
Miarahaba, noheveriko fa angano fony mbola kely sy tsy misy intsony izany mpihinan'olona izany. Nenibeanay nitantara fahiny fa tamin'ireo miaramila sônegaly nampandry tany taloha dia nisy gadanà "Cadenas" manidy ny vavan'ny sasany amin'izy ireo fa atahorana hihinan'olona.. asa re izay fahamarinan'izay fa ity eto ty kosa kay tena izy an...gaaii !!! miaraka @ saosy vôatabia ve ity izy izany ???
https://www.liveleak.com/view?t=9xGuN_1529651511
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1303