Fara-andro - 23 Aprily 2018

61. RBNIR ( 04/05/2018 06:33)
« ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra » (2 Tesaloniana 2:9)

Hanana pouvoir surnaturel io bibidia io hoy aho ary iny no hanaovany famantarana sy fahagagana eo anatrehan'ireo filoha hisy amin'izany fotoana izany ka hatonga an'ireo hanaiky mora ny teny rehetra avoakany....

Araka io teny io anefa dia pouvoir avy amin'i Satana izany fa tsy avy amin'Andriamanitra akory...
62. RBNIR ( 04/05/2018 11:40)

RBNIR:

« ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra » (2 Tesaloniana 2:9)

Hanana pouvoir surnaturel io bibidia io hoy aho ary iny no hanaovany famantarana sy fahagagana eo anatrehan'ireo filoha hisy amin'izany fotoana izany ka hatonga an'ireo hanaiky mora ny teny rehetra avoakany....

Araka io teny io anefa dia pouvoir avy amin'i Satana izany fa tsy avy amin'Andriamanitra akory...

Hafatra ho an'ny rehetra, n'iza n'iza tsy mino an'izao hafatra atao izao dia na tiany na tsy tiany dia tsy maintsy ho voafitak'io bibidia io izy satria hizara 2 mazava tsara ny mponina ety ambonin'ny tany amin'izany fotoana izany...

Voalaza mantsy fa tena hanao fahagagana lehibe tokoa io bibidia io ....


« Ary manao famantarana lehibe izy, ka dia mampidina afo avy any an-danitra ho amin'ny tany eo imason'ny olona aza. » (Apok;13:13)
63. endriny ( 04/05/2018 12:19)
I Satana foana no omena tsiny kanefa ny Kristianina sy ilay Andriamaniny aza mpamono olona sy mpandringana firenena

Esy aho rey bibifiompy. Nareo moa izany tsy bibidia sa ondry ao am-bala a.
64. endriny ( 04/05/2018 12:19)
I Satana foana no omena tsiny kanefa ny Kristianina sy ilay Andriamaniny aza mpamono olona sy mpandringana firenena

Esy aho rey bibifiompy. Nareo moa izany tsy bibidia sa ondry ao am-bala a.
65. rhaj0 ( 06/05/2018 00:07)
Ny "fara-andro" t@ 23 Aprily izay tokony ho niseho raha ny fanadihadina ny "voasoratra tao @ Baiboly" tao izao efa andihizana fotsiny

Dia ny imazination resa-kehin'i RBNIR sy ny bibidia tsy ho lany io koa, andihizana fotsiny ee...
Av'lao i RBnIR i paka kataloha ao :-)
66. RBNIR ( 09/05/2018 14:28)
TSY MINO
67. rhaj0 ( 09/05/2018 15:02)
hi hi hi... hoe i RBNIR lasa TSY MINO ihany @ farany ??

cool.. fa dia etsy tantanako razandry, fa mety sarotsarotra ny fi(s)ainana ao..
sahala t@ ireny lasa TSY NINO père noel ireny ihany ee... :-)
68. RBNIR ( 09/05/2018 15:37)
Ianao no ambarako hoe tsy mino (matoa manao teny feno faniratsirana)
69. rhaj0 ( 09/05/2018 16:45)
k'Izy izany mandatsalatsa ny resy sy ny ory, ny mahantra sy ny malemy, izay voajonon'izao Devoly izao HONO.. nefa Izy ihany t@ io no "nandahatra" ny zava-drehetra.
Dia izaho mamerina sy manamafy ny taterin-dRBNIR indray no lazain-dry RBNIR fa maniratsira.

Sa tsy marina indray izany?

Dia efa impirimpiry koa re ry RBNIR aho no nilaza teto fa hoe Atheista aho...
Ny inona azany n'enareo no maninona ry RBNIR.. dia asa mihintsy ho'a ee...
70. RBNIR ( 22/05/2018 06:23)
zava-doza ange izany tsy mino izany raha ny baiboly no jerena rhajo e!

« Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa. » (Apokalypsy 21:8)
71. rhaj0 ( 22/05/2018 12:37)
hi hi hi... dia izany ve no "inoanao" ao ry RBNIR??

ivereno vakiana, rasarasao tsara @ antsipiriany, fa tsy atao tsianjery boka toa io fotisny ny resak ry RBNIR aa...

"Fa ny osa ... dia hanana ny anjarany ao anatin'ny farihy mirehitra afo..."

Ilay olona efa mba "osa" ve nama dia ho dorana any anaty farihy any koa??
Ny matanjaka sy mahery, sy mpanankarena (mpaka 1/10-karenan'olona @ anaran'i Jehovah) izany no TSY voan'io??

"farihy mirehitra afo sy solifara"

Ampirehetina @ "solifara" ve ilay "farihy" ry RBNIR????

Nataok'ty ny Volcano "any ambany any", rehefa miredareda dia TSY amina solifara??


Dia tsy hitanao fa ABSURDE beuh ve izao resaka inoanao ao izao ry RBNIR???
73. rhaj0 ( 22/05/2018 13:54)
oops.. hay moa ny "farihy mirehitra afo" dia midika "trou noir" @ RBNIR.

Fa ampirehetina @ "solifara" ilay "trou noir" HONO izany ee...

Dia misy devoly mikopakopaka ny afo mba hirehetany tsara an...


Ngo dia misy vera azany ao ambony latabatrao ao ry RBNIR... sa vovoka fotsy, sa bozaka??

raha izany dia aleo aho hihatakataka fa tsss... ao ianao izany ry RBNIR aaa..
74. RBNIR ( 23/05/2018 05:42)
rhaj0:

oops.. hay moa ny "farihy mirehitra afo" dia midika "trou noir" @ RBNIR.

Fahitana no hitan'ireo mpianatra ary ny zavamisy ankehitriny dia hita ny endriky ny trou noir dia toy ny farihy afo marina....

http://www.lefigaro.fr/sciences/2017/04/14/01008-20170414ARTFIG00218-a-quoi-ressemble-le-portrait-d-un-trou-noir.php
75. rhaj0 ( 23/05/2018 10:54)
hi hi hi.. dia i RBNIR sy Hrnrn @ io ilay hoe "ireo mpianatra" an...
Dia ny "siansa arak'i RBNIR" mahay "trou noir" an...

Dia nefa anie ny "farihy mirehitra afo sy solifara" mba takatry
ny lohan'i Jesosy dia toa ito eee...



Bravo RBNIR... no-démontrer-nao fa tena gana i Jesosy :-)
76. RBNIR ( 23/05/2018 12:22)
Tsy ao an-tsainao mihitsy v ny hoe mifidy olona Andriamanitra ankehitriny hanambarana ny tena marina momba ny farihy afo, ny fandevonana ny lanitra sy ny tany sns???? mba hinoan'ny taranaka aty aorina fa marina ny voalazan'ny baiboly raha nilaza izy fa hisy farihy afo handevona ny masoandro, volana, kintana, tany sns???



77. rhaj0 ( 23/05/2018 12:53)
RBNIR:
hisy farihy afo handevona ny masoandro, volana, kintana, tany sns???

eny ee... dia hoe "mandeha @ solifara" ilay afo, hozy ny Baiboly ao Apokalipsia.

Sa tsy izay "solifara" izay no nobitsihan'Andmntra t@ "olona nofinidiNY" ankehitrio, dia i HRnrn??
78. RBNIR ( 23/05/2018 13:03)
misy gaz mivoaka hoy ny manampahaizana avy ao amin'ny trou noir....

http://www.maxisciences.com/trou-noir/un-trou-noir-supermassif-libere-des-explosions-de-gaz-dans-une-galaxie-voisine_art36909.html
79. rhaj0 ( 23/05/2018 13:14)
mouah ha ha... dia ilay "gaz mivoaka" izany hotry ilay butane ao andakozia, hozy RBNIR ee...
Vao mainka miha-mazava beuh.. Mahery lay "siansa arak'i RBNIR" ity kah...
80. RBNIR ( 23/05/2018 14:26)
Mbola tsy voalaza ny natioran'ilay gaz fa ny tiako ambara fotsiny dia ny souffre koa ange ka gaz e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2878