Fara-andro - 23 Aprily 2018

21. rhaj0 ( 18/04/2018 11:05)
RBNIR:
misy zavatra fantatro tsy fantatrao

esy e ry RBNIR.. koa toa tsisy olona liana an'izay "fantatrao" koa anie izy izany ry RBNIR, fa efa "fantatry ny olona" ihany mantsy ny "lojikanao" ao eee.. Ny fantatr'i David Meade izay manana audience an-jatony sa an'arivony sa an'aliny izao no vahabahana etoy.

Fa ny finoan'i David Meade sy ny finoanao RBNIR (Kristiana) ho'a anie ka toa mifanojo tsara mihintsy : mino ny Apokalipsia 12:1-2 sy ny numérologie ary ny astrologie aby ao daholo ianareo. Fa i David no nanonona ny "date précis". Asa raha namaky ianao, fa izy koa anie, nitono-tena toa anao RBNIR sy Hrnrn hoe, "niresaka t@ Jesosy" no nahalalany io "date précis" io ee...

Dia ataovy ao ry RBNIR ny mivavavava hoe "mpandainga koa io izany", dia aza pasohina koa ny robe lava fotsinao.. Ary aza ilazana an'io koa i Hrnrn f'avelao ilery hanohy ny wawawa-ny resaka diso any.

Ianao RBNIR izao "mahafantatra". hum. Tandremo an... mba tandremo kely leitsy... :-)
22. endriny ( 19/04/2018 09:19)

rhaj0:


moauah ha ha... ka ilay "valalan'amboa" anie naka inspiraka t@ ilay "bebevolombava sy vahiny" eee...



Tsy hoe naka inspiraka tamin'i Bevolom-bava fotsiny fa nisavi-tsaranga ho be volom-bava mihintsy
23. rhaj0 ( 20/04/2018 16:02)
Aiza azany i RBNIR.. efa akaiky ity ny 23 Aprily.. io ho'a ry RBNIR :

____Ianao RBNIR izao "mahafantatra" an___
hum. Tandremo ho'a an... mba tandremo kely leitsy :-)
24. rhaj0 ( 22/04/2018 18:03)
O ry RBNIR aa... tena efa nisy nahazo sary, ary tao @ New York Post ity, fa voan'ny décalage horreur koa angamba nareo any dia mbola tsy tonga any ilay izy eee...

https://thenypost.files.wordpress.com/2018/04/180419-latest-judgement-day-01.jpg



Faingàna, pasohy haingana ilay robe lava fotsy eee...
25. rhaj0 ( 22/04/2018 18:03)
O ry RBNIR aa.. Efa nasianao ra-kisoa ve k'lou ohatra ny varavaran-tranonao ao, araka ny "fampianarana" ao @ Exodosy, fa ngo dia voapeka ao ianao, na dia manao robe lava fotsy azany ee...

1 andro sisa an... tandremo kely letsy... ianao RBNIR izany ho'a io efa mahafantatra an...
26. RBNIR ( 23/04/2018 06:37)
rhaj0:

O ry RBNIR aa.. Efa nasianao ra-kisoa ve k'lou ohatra ny varavaran-tranonao ao, araka ny "fampianarana" ao @ Exodosy, fa ngo dia voapeka ao ianao, na dia manao robe lava fotsy azany ee...
1 andro sisa an... tandremo kely letsy... ianao RBNIR izany ho'a io efa mahafantatra an...

Mbola eto aho io izao rhajo a! (mbola velon'aina soamatsara) dia aty madagascar mbola milamina tsara ny toetr'andro (fa tsy apokaliptika) :-)

Izaho tsy mandà , misy olona milaza ankehitriny hoe isehoan'i Jesosy ihany koa , ary izaho mino fa misy marina izany fa tsy dia hoe mpandainga avokoa akory izy ireny...

Saingy tsarovy fa....« Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny. » (Matio 24:24)


Ny devoly ange mahay manova ny tarehiny e tsy tokony hahagaga izany!
« Ary tsy mahagaga izany, fa Satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin'ny mazava. » (2 Korintiana 11:14)


Hoy i Jesosy hoe : « Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? » (Matio 7:16)

Ilay voa dia tsy inona fa ilay tenin'Andriamanitra toriany...« Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra. » (Lioka 8:11)


Raha mitovy 100% amin'ny fampianaran'i Jesosy fahiny no fampianarany dia azo antoka tena ILAY JESOSY MARINA NO niseho tamin'ny (tsy miova, omaly anio ary ho mandrakizay)

Raha vao misy milaza daty précis momba ny fin de monde dia tsy izy e.......

27. rhaj0 ( 23/04/2018 10:38)
mouah ha ha... efa nangovitra ny patalohan-dRBNIR :-)

Fa io ho'a ry RBNIR, araho tsara ny "lojika" an'i David Meade, fa dia ao @ fianoaNAO ao tsara mihintsy, ary tena "100% amin'ny fampianaran'i Jesosy" tsara mihintshy. Ny hany nataony ka tsy ho ataonao dia ny nanonona "daty précis ". Satria i David mahasahy, fa ianao RBNIR (Sy Hrnrn) kanosa beuh.

Fa dia mandinihi-tena ao fa ianao RBNIR (sy Hrnrn) koa dia "tsy izy e..." toa an'i Meade.
Ny tatatatanao RBNIR (Sy Hrrnrn) ny @ Apokalipsa dia "tsy izy e..." toa an'i Meade.
Ny vavavavanao RBNIR (Sy Hrrnrn) ny @ izao kintana mifanojo izao dia "tsy izy e..." toa an'i Meade.
28. RBNIR ( 23/04/2018 11:37)

rhaj0:

mouah ha ha... efa nangovitra ny patalohan-dRBNIR :-)

Fa io ho'a ry RBNIR, araho tsara ny "lojika" an'i David Meade, fa dia ao @ fianoaNAO ao tsara mihintsy, ary tena "100% amin'ny fampianaran'i Jesosy" tsara mihintshy. Ny hany nataony ka tsy ho ataonao dia ny nanonona "daty précis ". Satria i David mahasahy, fa ianao RBNIR (Sy Hrnrn) kanosa beuh.

Fa dia mandinihi-tena ao fa ianao RBNIR (sy Hrnrn) koa dia "tsy izy e..." toa an'i Meade.
Ny tatatatanao RBNIR (Sy Hrrnrn) ny @ Apokalipsa dia "tsy izy e..." toa an'i Meade.
Ny vavavavanao RBNIR (Sy Hrrnrn) ny @ izao kintana mifanojo izao dia "tsy izy e..." toa an'i Meade.

Dia mbola tsy miclic ihany v ianao rhajo fa na dia samy kristianina aza dia misy tsy hitovizany?
Misy ireo mbola mifikitra amin'ny fampianarana voalohany (tsy misy kilema)

Tenin'i JEsosy tsy amboamboarina fa raisina ary ankatoavina 100% dia misy ireo efa niala tamin'izany?
29. rhaj0 ( 23/04/2018 12:08)
samy (milaza-tena ho) nobitsihin'i Jesosy daholo anie ianareo ry RBNIr eee... Nefa dia io mifanipaka an-tsobika sy mifananao z'inona ao io, mifanebaka ho "mpandainga"... Nefa anie dia message iray ihany no vohizinareo rehetra, dia izao "mesazin'i Jesosy" izao.

Ka i Jesosy mihintsy izany no m(p)ampiady an-tsena anareo ao io ry RBNIR aa...
30. RBNIR ( 23/04/2018 13:15)
Ekena dia ekena fa tena i Jesosy ihany no torina nefa misy dia misy ireo mitory Jesosy hafa.....


« Fa raha misy tonga ka mitory Jesosy hafa izay tsy notorinay, na ianareo mandray fanahy hafa izay tsy noraisinareo, hay! tsara ny andeferanareo amin'izany! » (2 Korintiana 11:4)


Ka rehefa tsy ilay Jesosy taloha no toriany (fampianarany) dia tsy izy rhajo a! Jesosy hafa daholo...

Iray ihany no tena manana ilay fampianarana avy any an-danitra mivantana ....Ilay ampianarin'i Jesosy tena IZY tsy misy mpanelanelana dia.....« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jaona 3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jaona 3:32)
« Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra. » (Jaona 3:33)

Izay avy any ambony (TOKANA) fa tsy maro dia.....izy rehetra (ireo kosa ireo avy ety antany (fampianaran'olombelona fa tsy avy amin'ILAY JESOSY TENA IZY....)
31. rhaj0 ( 23/04/2018 14:31)
RBNIR:
mitory Jesosy hafa.....

Dia sampona mihintsy i RBNIR ity.. hay va re misy "Jesosy hafa" eee... Bravo RBNIR. Izaho indray ve hi-contredire anao @ izany.


Fa ity izao nisy "faminaniana" mifototra @ Baiboly iray..
"...predicted that the world's governments and economies would fail on this day, and that he and his followers would undergo a transformation that would allow them to fly and walk through walls."

Dia i RBNIR no nilaza version toatoa an'io in-1 mandeha (ngo dia ataonao fa tsy mamaky dia mahatadidy ny resaka gaigainao azany ny olona ry RBNIR :-)

Nefa io kay resaka abobo nataon'i José Luis de Jesús t@ 30 Juin 2012. Dia izay no nakan'i Hrnrn tahaka tao. Dia izay koa no inoan-dry RBNIR ary nibolokiany teto.

ka mba tonga saina @ izay ve ry RBNIR?? sa ho totofana lamentation resa-Baiboly fotsiny izany rehetra izany, dia tohizanao ao ihaany ny hagaiganao ry RBNIR??
32. rhaj0 ( 24/04/2018 10:45)
Esy e ry RBNIR.. Tsy vitan'ny "Jesosy HAFA" fa "Jesoy TENA IZY" koa.
Kay misy "Jesosy TSY tena izy" izany, ao @ imazination-n'i RBNIR.


Dia mila mi-kaonfesy any @ Fransisy na hotr'izany ianao, satria dia mamingavinga an'i Jesosy i RBNIR.
Fa dia tena mampiteniteny foana anao mihintsy ry RBNIR ny miaraka @ Hrnrn ao an.. marina mouh... (tsy ny "Kristiana intsony no TSY tena izy" fa i Kristy mihintsy hono no TSy tena izy)
33. RBNIR ( 24/04/2018 10:50)

rhaj0:

Esy e ry RBNIR.. Tsy vitan'ny "Jesosy HAFA" fa "Jesoy TENA IZY" koa.
Kay misy "Jesosy TSY tena izy" izany, ao @ imazination-n'i RBNIR.


Dia mila mi-kaonfesy any @ Fransisy na hotr'izany ianao, satria dia mamingavinga an'i Jesosy i RBNIR.
Fa dia tena mampiteniteny foana anao mihintsy ry RBNIR ny miaraka @ Hrnrn ao an.. marina mouh... (tsy ny "Kristiana intsony no TSY tena izy" fa i Kristy mihintsy hono no TSy tena izy)

Marihiko hatrany (tsy izaho no milaza) fa mitondra tenin'Andriamanitra aho....

Izay mantsy ny mahavoa ny olona maro : heveriny fa hevitr'olombelona ilay izy dia tsy raharahany, nefa ny tena marina hevitr'Andriamanitra no tiana ampitaina...
34. RBNIR ( 24/04/2018 11:52)
rhaj0:

Fa ity izao nisy "faminaniana" mifototra @ Baiboly iray..
"...predicted that the world's governments and economies would fail on this day, and that he and his followers would undergo a transformation that would allow them to fly and walk through walls."

Raha tsy mino ahy ianao dia ndana jereo ry zareo dia amarino hoe efa nanana elatra marina v? mpandainga hoy aho ny olona milaza daty precis momba ny fin de monde, na nilaza azy izy hoe nisehoan'i Jesosy (hafa)....
35. rhaj0 ( 24/04/2018 12:16)
RBNIR:
Marihiko hatrany (tsy izaho no milaza) fa...

RBNIR kanosa indray io an... Teo i RBNIR kanosa, TSY mahasahy manohy ny "lojikany", dia matahotra ny hamoaka "date précis" tahaka an'i David Meade, fa miodikodina (fuyant) kanosa ao,

Eto indray i RBNIR kanosa, TSY mahasahy mijoro dia mandray andraikitra ny resaka lazainy (sy ny imazination-ny) fa akapokapokany ho "tenin'Atra" HONO no lazain'izy RBNIR eto izao.

Savisaviho ao foana ho'a i Jesosy sy Atra ry RBNIR aa... Dia lazaivo na asehoy mazava tsara, fa i Jesosy sy Atra no "miteniteny foana" fa tsy i RBNIR (ampitenenitenen'i Hrnrn gaigy foana toa io).
Izaho indray ve ho'a no hanakana anao RBNIR tsy hanao izany :-)
36. RBNIR ( 24/04/2018 12:22)
Raha tsy mino ahy ianao dia ndana jereo ry zareo dia amarino hoe efa nanana elatra marina v? mpandainga hoy aho ny olona milaza daty precis momba ny fin de monde, na nilaza azy izy hoe nisehoan'i Jesosy (hafa)....
37. RBNIR ( 24/04/2018 12:37)
rhaj0:

Dia lazaivo na asehoy mazava tsara, fa i Jesosy sy Atra no "miteniteny foana" fa tsy i RBNIR (ampitenenitenen'i Hrnrn gaigy foana toa io).

Tsy manadio tena aho fa mba tsy hitenana hoe "fihevitro" no antony hitondrako ny tenin'Andriamanitra eto....

Amin'izay manao ilay olona, Andriamanitra no omeny voninahitra, tsy manao izy dia Andriamanitra no hamavoiny (fa tsy izaho)

« Izay mihaino anareo dia mihaino Ahy; ary izay mandà anareo dia mandà Ahy; ary izay mandà Ahy dia mandà Izay naniraka Ahy. » (Lioka 10:16)

38. rhaj0 ( 24/04/2018 12:57)
Dia mihevi-tena ho isan'ireo 72 lahy "nirahin'i Jesosy" ao @ io Lioka io izany i RBNIR an... Ka tena nohitarin'i RBNIR hoe, "izay lazainMi RBNIR no lazain'Atra" an...

Fa tsy mihevi-tena, na 1 minitra fotsiny azany, i RBNIR fa hoe, izy dia isan'ireo nandrasaonina ho diovin'ireo 72 lahy ireo.

Maninona moa ry RBNIR, rahefa alefa ihany ny imazination-nao ao, maninona moa tsy mihevi-tena ho .. i ONANA i RBNIR eee... Izy io anie ka tena izilay aminy eee...

(sahy manao pari kirobo telo aho, fa TSY hain'i RBNIR akoriny hoe, iza moa i ONANA. Nefa i RBNIR supposé mahay tsianjery h@ point sy virgule io Baiboly io)
39. RBNIR ( 24/04/2018 13:03)
Efa impiry moa ianao no nolazaiko hoe ity olona ity dia nirahin'i Jesosy mivantana fa ianao no tsy mino???

40. RBNIR ( 24/04/2018 13:13)
rhajo, na ho ahy na tsy ho ahy ny zaza dia tiako foana ka dia atoroko ny marina mba tsy ho lasa any amin'ny afobe izireo....

P.S : fa mitifitena ange i rhajo e! manomboka hitanao fa mahiratra ny zaza noho ny toriteny natao teto dia tadiavinao korontanina ny lohany???

Sa ahoana ry ONANA??? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.294