"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

181. gasy1zay ( 27/02/2018 18:48)
ka nareo no mibilobiloka koa, lazainareo fa ao anaty baiboly ny 6000 ans nefa tsy ao, lazainareo fa tsy ao anaty baiboly ilay fofonaina nefa ao
182. rhaj0 ( 27/02/2018 20:12)
Rehefa misoratra mazava beuh ao anaty BAiboly ry Gasy1ay, ny hoe, 130 + 105 + 90 + ..., dia tsy mba ampiasaina ve ny coco ry Gasy1zay, dia atao ny adisanina, sa mbola tsy @ niveau-n'ny garabola ny adisanina ry Gasy1zay??

Rahefa mitsoka i Atra, ka manao hoe ppfffeeww... dia ilay "fofon'aina" izany HONO no lasa "fanahy" an'i Adama, hozy Gasy1zay.

Dia rahefa mitsoka indray i Jesosy, ka manao hoe ppeewwppeeww... dia ilay "fofon'aina" izany HONO no "fanahy masina", fa tsy mahasolo ilay "fanahy" (maloto) an'ilay mpianany teo kosa.

Ary rehefa mitso-drano indray ny razana, ka manao hoe pfffrrrtt... dia ilay "piti-drora" iny no lasa "inona" ry Gasy1zay??

Fanontaniana 2 ireo, dia mba valio, fangatahana ny ahy, fa fotsiny, tandremo miteniteny foana ao ry Gasy1zay, fa efa "niondrika teo andoha-pandriananao i Atra mba hitahy anao" mba tsy hiteniteny foana, ka sao manala baraka Jesosy ao an.. :-)
183. gasy1zay ( 27/02/2018 20:25)

rhaj0:

Andriamanitra Ray =Jesoa = Fanahy Masina = Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina

Andriamanitra afaka manome ny Fanahy Masina amin'ny fofon'ainy
Jesoa afaka manome Fanahy Masina amin'ny fofon'ainy

Ny razana maty ao ambany rangolahy ny nofony, ny fanahiny no ...tsy haiko na any amin'ny helo na any amin'ny lanitra, arakaraka. i rhaj0 zany efa nomen'ny razana fofon'aina?
184. rhaj0 ( 27/02/2018 21:29)
bon dié.. afangarongaroana asafotofotoana ao anaty Sobika daholo fotsiny ny Atra/Jesoa/FM/Ray/Zanaka/fanahy/fofon'aina/3sy1/.. dia mazia mazia, pouf... mazava ho azy daholo ny zava-drehetra.

Azo ampiasaina anaty n'importe quel fehezan-teny ireo, fa vao ao anaty resaka fotisny ireo tanaty Sobika ireo, dia "masina" ho azy ny (fehezan-)Teny, ary dia "masina" h@ mpiteny akoriny aza matetika, ary dia, mazia-mazia, pouf... mety foana daholo izany.

Ary na mamaly fanontaniana ny resaka, na misy na tsy misy lojikany, dia efa "masina" d'avance, tsisy iadian-kevitra, fa "izay no inoana", dia izay andraisan'ny hafa azy any, dia an'azy ny azy.

Tsara fa tohizo ry Gasy1zay aa... izaho indray ve ho'a hi-contredire anao eo :-)
185. endriny ( 28/02/2018 10:41)

gasy1zay:

Andriamanitra Ray =Jesoa = Fanahy Masina = Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina

Aoka re marina, Atra Ray = Jesoa amin'ity bilobiloka biblika ity. Dia adala mihintsy izany Jesoa niantso an'io Atra Ray io hoe Raiko. Dia donendrina be izany Jesoa raha nilaza hoe: Ny Raiko izay any an-danitra no mahalala an'io piraogirama fanimbana ny tany io. Kay mody gisa koa I Jesoa indraindray

gasy1zay:

Andriamanitra afaka manome ny Fanahy Masina amin'ny fofon'ainy
Jesoa afaka manome Fanahy Masina amin'ny fofon'ainy

Aiza ao amin'ny baiboly io?

Koa naninona ilay zazalahy nisy devoly no tsy nataon'i Jesoa toho-bava fotsiny dia nisy fanahy masina, fa naninona no nafindra tamin'ny Kisoa ny devoly. Dia ny Fanahy Masina tamin'ilay kiso indray hoe no nafindra tamin'ilay zazalahy?
186. rhaj0 ( 28/02/2018 18:29)
gasy1zay:
Andriamanitra Ray =Jesoa..
endriny:
Dia donendrina be izany Jesoa raha nilaza hoe: Ny Raiko izay any an-danitra no mahalala an'io piraogirama fanimbana ny tany io. Kay mody gisa koa I Jesoa indraindray

Tena mendrika atao anaty cadre kosany ity fa tena mampivanitika be ee :-)

Fa iverenako kely ny @ Big Bang. Vaovao farany avy @ Siantista.

http://www.lapresse.ca/sciences/astronomie-et-espace/201802/28/01-5155614-des-astronomes-detectent-des-signaux-lies-aux-premieres-etoiles-de-lunivers.php
Des astronomes sont parvenus à détecter pour la première fois des signaux liés à l'apparition des premières étoiles il y a 13,6 milliards d'années, peu après la naissance de l'Univers, selon une étude publiée mercredi dans la revue Nature.

Dia hihazakazaka indray izao ny akohokely mpanenji-drehoka hoe, tena signaux, na "fambara" avy @ Andmntra mihintsy izao vao hita izao an...
187. gasy1zay ( 28/02/2018 20:02)
ny Kristiana aloha ny fahalalako azy dia miandry ny fiverenan'i Jesoa Kristy fa tsy hoe miandry ny découverten'ny siansa e! Sa misy kristiana tsy mitovy hevitra amiko?
188. rhaj0 ( 28/02/2018 20:48)
Tena sûr ve i Gasy1zay fa TSY mba miandrandra ny Siansa?

Marina fa rehefa alahady (na asabotsy) nareo dia mitoreho mikitrikitrika nify sy mihivingivin-doha ao, fa rehefa tonga ny alatsinainy toa .. mba "normal" ihany :-)
189. gasy1zay ( 28/02/2018 20:55)
fa inona aloha ilay miandrandra siansa e! ohatra ve hoe miandry fanafody sida cancer? sa inona?
190. rhaj0 ( 28/02/2018 21:08)
"miandry ny découverten'ny siansa"... iza azany no niteny an'io teo.. o boy.. efa tsy tadidin'ilery sahady.
191. gasy1zay ( 28/02/2018 21:18)
non tsy miandrandra an'izany aho raha zay no tian'i rhaj0 ho resahina, amiko ny decouverte siansa ohatrany hoe vaovao toy ny actualité rehetra fa tsy mampitahotra na mampitaitaina zany
192. rhaj0 ( 01/03/2018 01:39)
gasy1zay:
miandry ny fiverenan'i Jesoa Kristy fa tsy hoe miandry ny découverten'ny siansa

Ohatra sanatriavin'izany i Gasy1zay ao ka manana olana @ maso. Ka ahoana:
- miandry sy manantena découverte-n'ny siansa sy ny bionic eye, sa
- miandry ny fiverenan'i Jesoa, ka anaovany ilay fanafody fotaka+rora sahala @ tao @ Baiboly?

Na sanatriavin'izany ny zanakao ao ka hoe moana-marenina, dia
- miandry sy manantena découverte-n'ny siansa sy ny hearing aid, sa
- miandry ny fiverenan'i Jesoa, ka anaovany ilay fanafody volon-tsofina+rora sahala @ tao @ Baiboly?

na manana olana @ rein, dia
- miandry sy manantena découverte-n'ny siansa sy ny transplant artificiel, sa
- miandry ny fiverenan'i Jesoa, dia manaraka ny toro-heviny, aza misotro rano fa divay ihany, sahala @ tao @ Baiboly?

Toa hotry ny eto ianao ry Gasy1zzay no toa mianjona sy manao pli-vava be zesta beuh, fa rahefa marary voany ao tokoany, rehefa tonga aminao ao ny aza voany, hozy Mopera izay, dia toa .. mba "normal" ihany mihazakazaka any @ Siansa :-)

Dia io ho'a, efa lazaina foana, fa mba asivo honnêteté intellectuel ihany ilay fi(s)ainana ry GAsy1zay aa...
193. Miharena ( 01/03/2018 04:41)
Raha resaka siansa sy finoana dia misy ambaratonga mazava tsara io.

Ny siansa dia zana-bondron'ny finoana. Ny tiana lazaina amin'izany dia izao:

IZAY MPAMORONA no lohany nametraka ny zava-drehetra. IZY no manana ny SIANSA AVO LENTA INDRINDRA mahalala hoe ahoana no endrika anaovana izao rehetra izao.

Ny aretina dia izay nisy taorian'ny fahalavoana ary tsy misy afa-tsy IZY no mahay mitsabo tsy mila olon-kafa manampy raha hampahiratra ny jamba sy hampandeha ny kilemaina ary hanasitrana ny boka sns...

Ny siansa fanangonana ataon'ny olombelona mamaky ny zavaboary efa misy ary miezaka manakatra hoe AHOANA NO NANAOVAN-DRAGNAHARY AZY IO dia inona no simba mila karakaraina.

Ka rehefa mandroso hevitra Rhaj0 dia mba asio lojika mitombina fa lasa tsy mety.

Raha hanontany indray moa Rhag0 hoe mila siansa sa tsia ny Kristianina dia midera an'Andriamanitra izy rehefa mahita hoe izao no fanazavana ny firindran'izao tontolo izao ary midera izy rehefa mahazo vahaolana amin'ny fiainany rehetra. JESOA no manasitrana rehefa misy aretina mahazo fa ny mpitsabo dia fitaovana ihany. IZAY ILAY LOJIKA mazava kokoa.

FEHINY : tsy zavatra lolohavina antampon'ny loha akory ny siansa fa ILAY MPAHARY IHANY NO ANANKINANA NY sy lolohavina antampon'ny loha.
194. rhaj0 ( 01/03/2018 13:10)
ka inona azany no "noforonin'izao Andmtnra izao" ry Miharena aa..

- ny region-n'ny moyen-orient iny ve? sa ny kontinentan'i Azia andrefana sy Eoropa ary Afrika Avaratra? sa ny planeta Latera, sa ny system Solera, sa ny galaksiantsika? sa koa h@ ireo galakisa hafa an'alin-kisa any @ tsy hita pesipesenina any?

- dia novolavolainy "noforoniny" tao ve i Adama sy Eva irery, sa h@ ny volo-masonao ka h@ volon-tongotrao io dia notefitefeny tao?

- ary ny voninkazo sy ny vato ve, tena novolavolain'izao Atra izao tsirairay tao koa? Na ny tendrombohitra koa novolavolainy tao koa?

io hoe mbo valio mazava @ eny/tsia? tena mba fangatahana ny ahy ry Miharena :-)
satria tena mba tiako ho fantatra tsara hoe, tena mba toatoa ny ahoana tsara tokony moa izany ny ao @ coco-n'i Miharena ao??
195. gasy1zay ( 01/03/2018 13:57)

rhaj0:

gasy1zay:
miandry ny fiverenan'i Jesoa Kristy fa tsy hoe miandry ny découverten'ny siansa

Ohatra sanatriavin'izany i Gasy1zay ao ka manana olana @ maso. Ka ahoana:
- miandry sy manantena découverte-n'ny siansa sy ny bionic eye, sa
- miandry ny fiverenan'i Jesoa, ka anaovany ilay fanafody fotaka+rora sahala @ tao @ Baiboly?

Na sanatriavin'izany ny zanakao ao ka hoe moana-marenina, dia
- miandry sy manantena découverte-n'ny siansa sy ny hearing aid, sa
- miandry ny fiverenan'i Jesoa, ka anaovany ilay fanafody volon-tsofina+rora sahala @ tao @ Baiboly?

na manana olana @ rein, dia
- miandry sy manantena découverte-n'ny siansa sy ny transplant artificiel, sa
- miandry ny fiverenan'i Jesoa, dia manaraka ny toro-heviny, aza misotro rano fa divay ihany, sahala @ tao @ Baiboly?

Toa hotry ny eto ianao ry Gasy1zzay no toa mianjona sy manao pli-vava be zesta beuh, fa rahefa marary voany ao tokoany, rehefa tonga aminao ao ny aza voany, hozy Mopera izay, dia toa .. mba "normal" ihany mihazakazaka any @ Siansa :-)

Dia io ho'a, efa lazaina foana, fa mba asivo honnêteté intellectuel ihany ilay fi(s)ainana ry GAsy1zay aa...

Oh ranga ty a! Tsy namaky baiboly tsara nareo zany fa Jesoa rhaj0 nanasitrana ny Jamba, sy aretina maro tsy sitran'ny siansa hatr@ zao fa tsy hoe miandry azy hiverina na ny any an-danitra vao ho sitrana a! Zay no teneniko hoe ianao ngamba no miandrandra izany fa izahay dia efa mahatoky fa hain'i Jesoa ny manasitrana anay na inona na inona aretina.

Jereo temoignage ao internet ao fa maro ny olona ankehitriny mijoro vavolombelona, tsy nahita lasa nahita fa tsy miandry eye bionic zany, marenina lasa maheno fa tsy miandry hearing aid zany.

http://lmgtfy.com/?q=t%C3%A9moignage+chr%C3%A9tien+gu%C3%A9rison+divine
196. rhaj0 ( 01/03/2018 14:16)
Ka tantarao hoe ahoana azany ny fanasitranana maso, sofina, rein ao aminareo ao ry Gasy1zay aa.. ao aminareo ao, hitan'ny masonao, na niainanao, satria mantsy ianao Gasy1zzay MIHAMBO ho miresaka @ Jesoa rahefa mivavaka ao.

Raha ny bilaogy mitoraka bilao, tsisy cross-check, tsisy reproductibilité no asesinao vakiana eto dia fandaniana andro
197. gasy1zay ( 01/03/2018 15:07)
za aloha mandainga raha hiteny hoe efa nanatrika ilay conférence fanasitranana e! Ny tena koa moa tsy hoe marary be mila makany, fa jereo hoa le video youtube fa feno ao dia anjaranao no mitsara hoe be resaka ve ilay olona sa tsia, ny ao aloha dia ireo olona sitrana rehefa nametrahatanana, nivavahana, etc...
198. rhaj0 ( 01/03/2018 15:34)
hi hi hi... ianao ve ry Gasy1zay "miresaka" sa TSy miresaka @ Jesoa rehefa mivavaka ao aa???

Dia ny manodiina anao, à 100m, na 1km anie ka mila "fanasitranana" eee...

Sa avelao ny Siansa no hikarakara an-dreo? Fa ianao GAsy1zay efa namen'i Jesoa ity "Fiadanana, fahasalamana, asa tsara" ao?

Aiza ihany izy ity "Ry Taranaka Tsy Mino Sy Ratsy Fanahy" aaa...
Dia tsy renao ve ry Gasy1zay i Jesosy mivava anao an'io??
199. gasy1zay ( 01/03/2018 16:16)

kopy ihany ianao fa tsy azo atao ny tonga dia mivavaka na mametran-tanana olona na marary aza izy aty amin'ny tanin'ny jentilisa e! Ny kristiana nasaina manaja lalàna sy ny safidin'ny hafa. Raha ny mpino marary ndray, tsy mbola olombe ao ampiangonana aho ka mametra-tanana amin'ny marary , ny ao an-tokatrano tsy mbola tsisy marary tsy sitran'ny vavaka sy ny fanafody :) donky nijery ny ataon'ny hafa @ youtube sy site chretien aloha hatreto dia mivavaka ho azy ireo
200. rhaj0 ( 01/03/2018 17:09)
Eny ho'a ee.. ny mahantra sy ory ary marary à 10 na 100m, na 1km an'i Gasy1zay, dia .. satria "tanin'ny Jentilisa" no eto an-tany, dia tena tsisy idiran'i Gasy1zay ny amin-dreo eee...

tsy mba sahala @ radoko sy ny serment d'Hypocrate-ny, na koa ny Croix-Rouge tonga dia mamonjy.

Anarany fotsiny ry Gasy1zay miresaka @ Jesoa rehefa mivavaka ao.. Kay izany ny tenabeny sy ny fianakms-ny akaiky ihany no resahiny mba ho karakarain-Jesosy HONO.

Dia io ilay tonga @ ilay hoe:
ka mbola voatana "niondrika teo an-doham-pandrianan'i Gazy1zay" izao Andrmntra izao, ary dia izay mahantra sy ory ary marary à 10 na 100m, na 1km an'i Gasy1zay, dia an'azy ny azy, fa zareo tsinona tsy mahay mivavaka toa Gasy1zay.

Sa diso izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1693