"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

161. gasy1zay ( 26/02/2018 16:39)
Fa maninona tsy valiana fotsiny hoe tsy voasoratra ao anaty baiboly ilay izy e? Izaho anie tsy mitady argument na explication e! Fa fanontaniana tsotra be , voasoratra ao anaty baiboly ve ilay -6000 ambaranareo sa tsia?
162. rhaj0 ( 26/02/2018 16:47)
atao anaty cadre fa zava-dehibe loatra:

https://answersingenesis.org/age-of-the-earth/how-old-is-the-earth/
Adam was created on day 6, so there were five days before him. If we add up the dates from Adam to Abraham, we get about 2,000 years, using the Masoretic Hebrew text of Genesis 5 and 11.3 Whether Christian or secular, most scholars would agree that Abraham lived about 2,000 B.C. (4,000 years ago).

So a simple calculation is:

5 days
+ ~2,000 years
+ ~4,000 years

~6,000 years

ka io ry Gasy1zay aa...

1- ny "5 days...+ ~2,000 years" dia VOASORATRA ao anaty Baiboly. ENY: "voasoratra".
2- ny "~4,000 years", dia fotoan'andro niainan'i Abrahama. Na TSY "voasoratra" aza io isa io, dia "mazavabe" fa 4000 taona io. Koa na itarinao in-2 aza io tsy olana.

Fa dia hozy ny Kristiana fatra-panaja Baiboly ho :
- 6,000 taona lasa no namoronana an'i Adama.
- Misy azany Kristiana namanao ireo ry Gasy1zay milaza fa h@ galaksia koa dia voaforona 6000 taona lasa
163. gasy1zay ( 26/02/2018 17:03)
Ny voasoratra anaty baiboly no anontaniko fa tsy ny hevitry ny kristiana rhaj0! Fa raha hoy ianao hoe voasoratra anaty baibolinao hoe t@ taona 6000 av JC Andriamanitra no namorona izao tontolo izao ary tena zay no novakianao tao dia normal be raha tsy mino ianao satria mety baiboly hafa mintsy no vakianao.
164. rhaj0 ( 26/02/2018 17:47)
tena TSY azon'i Gasy1zay ny rezonema an'ny Kristiana namany. Averiko indray.

1- "5 days...+ ~2,000 years" dia VOASORATRA ao anaty Baiboly. ENY: "voasoratra".
== @ io 2000 taona io, dia tonga @ Abrahama HONO isikana.
== 2000 taona talohan'i Abrahama no "noforonin'Atra" ilay atao hoe Adama.

Na ny Baibolinao Gasy1zay, na Baibolin'ny Mormon na ny TJ ohatra, dia samy milaza an'io DAHOLO.

Raha io kosa no TSy ekenao, dia idiran'angano ao ianao ry Gasy1zay fa toa manao z'inona ny BAiboly izzany.

Ka mazava aminao ve k'lou hatreto ry Gasy1zay?
165. gasy1zay ( 26/02/2018 18:38)
Calcul na(re)o io ry rhaj0 fa ianao mintsy no tsy manaiky diso a! Voasoratra fotsiny ve ilay hoe 6000 sa tsia? za tsy miteny hoe inona no voasoratra ao hafa an! Fa nisy nanoratra io taona ve ao? dia 6000 zany ve no nosoratany ao?
166. gasy1zay ( 26/02/2018 18:41)
ty aloha vakiana alohan'ny anaovana(re)o kaoty baoritra ao fa ny fotoana amin'Andriamanitra izay "Eternel" ry rhaj0 dia tsy mitovy amin'ny fotoananao olombelona manampetra

"Fa eo imasonao ny arivo taona dia toy ny fandalon’ ny omaly, Ary tahaka ny fotoam-piambenana iray amin’ ny alina."
167. rhaj0 ( 26/02/2018 19:14)
Legoza aa.... ka ny (fo)taona niveloman'i Adama sy ny zanaka aman-jafiny dia mitovy @ figorisan'ny ora sy minitra sy segondra amintsika olombelona ry Gasy1zay f'aza asafotofoto ny resaka aaa....

Sa aronjonao ho toa an'Andtmrna koa ry Adama ka h@ Abrahama??

TSY Andmntra re ireo, ka dia ny nahavelomany dia arak'io VOASORATRA tao anaty Baiboly Genesisy io: 2000 taona talohan'i Abrahama no "namoronan'Atry ny Baiboly" ilay atao hoe Adama.

Averina indray: 2000 taona talohan'i Abrahama no "namoronan'Atry ny Baiboly" ilay atao hoe Adama.

Dia i Abrahama kosa, dia niriaria tao moyen-orient tao teo @ ~4000 taona lasa izay.

Koa ataovy ny adisanina fa tonga @ ~6000 taona izany no nisy ny tontolo, araka ny Baiboly.
Koa na boriboriana sy itakitarina roriroritina tahak'n'inona azany ny isa, dia raha be indrindra, dia eo @ 10.000 taona lasa izay no "noforonin'Atry ny Baiboly" ilay atao hoe Adama.

Ka "hanaja Baiboly" ve ianao ry Gasy1zay, sa .. hanoratra Baiboly vaovao??

ianao izao lazainao fa "miresaka @ Jesoa" ao. Tena afaka ny mamorona BAiboly tokoany anie ee... tena ivavaho angataho ao izy ry gasy1zay fa ho omeny anao anie ny tadiavinao HONO rahefa mahay manao izany ao ianao ee...
168. gasy1zay ( 26/02/2018 19:16)
Raha tia kajikajy ary rhaj0 dia valio ireto :

Tous les jours qu'Adam vécut furent de neuf cent trente ans
Tous les jours de Seth furent de neuf cent douze ans
Tous les jours d'Énosch furent de neuf cent cinq ans

Ireto olona ireto fotsiny no efa 2000 ans mahery ka tsy mbola tonga amin'i Noe akory ka ahoana no ilazanao fa 2000 ans aorian'ny création i Abrahama, nankaiza zany Noe sy ny tondrandrano?
169. gasy1zay ( 26/02/2018 19:21)

rhaj0:

Legoza aa.... ka ny (fo)taona niveloman'i Adama sy ny zanaka aman-jafiny dia mitovy @ figorisan'ny ora sy minitra sy segondra amintsika olombelona ry Gasy1zay f'aza asafotofoto ny resaka aaa....

Mbola averiko ilay nosoratako etsy ambony : Gen 5:5 "Tous les jours qu'Adam vécut furent de neuf cent trente ans; puis il mourut."

Miaina 935 taona ve isika rhaj0?
170. rhaj0 ( 26/02/2018 19:31)
Izaho TSY namaky Baiboly, fa creation.com sy ireo answeringenesis.com ary ny maro tsy tambo isaina no hitako nanao ny adisaniny tao.

Raha lazainao a DISO ireo creation.com sy ireo answeringenesis.com ary ny maro tsy tambo isaina, dia tsara izany. Izaho indray ve hi-contredire anao @ izany.

Fa ataovy eto azany ny adisanina-nao ry Gasy1zay iaraha-mahita eto aa... Aza mialahoala mitsoaka fa tsotra beuh io. Dia efa atomboko:
Adam = 930 ans - fa izany hoe, niteraka an'i Seth izy t@ izy 130 taona
Seth = 912 ans - fa izany hoe, niteraka an'i Enosy izy t@ izy 105 taona
Enosch = 905 ans - fa izany hoe, niteraka an'i Kanana izy t@ izy 90 taona
...

Esy aho e ry Gasy1zay... Dia ganga foana ny tegna hoe, mba toatoa ny ahoana azany ny famakin-dry Gasy1zay Baiboly ao :-)
171. gasy1zay ( 26/02/2018 20:04)

Ka ireo olona notanisaiko ireo anie mbola dadaben'i dadaben'i Noa fa tsy Abrahama e! Adinon'I rhaj0 nga fa nisy an'i Noa sy ny tondrandrano zay vao Abrahama?
172. rhaj0 ( 26/02/2018 20:27)
Dia ataovy ny adisanina ry Gasy1zay aaa... TSY sarotra ho'a io fa tena tsotra beuh... Voasoratra, eny, (tokony) voasoratra ao anaty BAiboly ao koa ny @ Noah sy ny zanany (firy taona i Noah no niteraka).

Fa ahoana koa azany izany Gasy1zay Kristiana, mitsaratsara ny asan'ny creation.com sy answeringenesis.com, nefa TSY mahavita adisanina toa ireo akoriny, fa mandany bala rora @ katsaka voanjobory..

Rehefa diso (kajy) ry Gasy1zay dia ... efa lazaina foana hoe, mba asivo honneteté intellectuelle ity fi(s)ainana ity, na dia tsy nampianatra anao an'izany azany ny ...
173. gasy1zay ( 26/02/2018 20:40)

Kajikajio ary hoe firy taona Adama hatreo amin'ny tondran-drano dia avy eo taorin'ny tondran-drano hatramin'ny Abrahama e!

Ny tsy mino anie no mitady valiny fa tsy zahay resy lahatra e! zahay manampy fanazavana fotsiny rehefa hitanay fa diso fijery nareo
174. rhaj0 ( 26/02/2018 21:20)
Ka kamo hamaky Baiboly ve ry Gasy1zay aa.. Genesisy 5 FOTSINY anie no vakianao dia mba jejojejo ianao mampiasa coco manao adisanina, dia fantatrao ny valiny ee...

Izaho koa kamo, fa avelao ho lô ao azany izany Baiboly ixany, fa Ineny Gogola io efa nanondro ny creations.com sy ny namany, nilaza hoe:
2000 taona talohan'i Abrahama no namoronan'i Atry ny Baiboly an'i Adama.

Ka dia ... ao ianao izany, "Gasy1zay Kristiana kamo mamaky baiboly" .. Sa "Gasy1zay Kristiana kamo mampiasa coco"?
175. gasy1zay ( 27/02/2018 13:57)
ka za efa tsy resy lahatra amin'zany kajinareo zany dia inona moa no handaniko fotoana amin'zany fa tsy aleo ve mamaky salamo hiderana an'Andriamanitra :)
176. rhaj0 ( 27/02/2018 14:05)
Eny ho'a ry Gasy1zay aa.... Aza vakiana ary ario avelao ho lô ao izany GEnesisy izany fa Tsisy dikany, tsy mila ary tsy mendrika ny vabahana akoriny. Izany no ohatra velona asehonao etoy.
Izaho indray ve hi-contredire anao @ izany :-)
177. endriny ( 27/02/2018 14:40)

gasy1zay:

Inona ilay Fofon’aina nomena an’i Adama iny? Fanahy iny a

Dia terena ny olona hanaiky na tsy voasoratra ao anaty baiboly aza ny hoe : Fofon’aina = Fanahy

Raha mandolins ny tetiarana ao anaty baiboly ny olona Ka nahatsapa
Rhaj0:
6000 taona monja izay no namoronan’Atra ny tany sy ny olona
dia valian’i
gasy1zay:
hoe tsy ao anaty baiboly io 6000

Dia ny an’i Niahiihaninomarina izany koa ary ny an’itsiisainana fa tonga dia itsindalana
178. gasy1zay ( 27/02/2018 16:07)

endriny:

Sarotra be ny miady hevitra amin'i endriny fa ito fotsiny vakiana dia ho fantatrao fa ilay fofon'ain'Andriamanitra dia Fanahy Masina

Jao 20:22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina;

Tsy maninona na tsy mino aza ianao fa zay ny finoako.
179. rhaj0 ( 27/02/2018 17:28)
Dia mifangaroaro foana ho'a ny kisoa sy ny gisa amin-dry Gasy1zay ee...

- I Andmntra mitsoka an'i Adama no resaka, ilay Andmntra "namorona ny galaksia sy ny rehetra". Dia hoe, mbola tsisy "fanahy" i Adama, ary dia nampazahoana rehefa notsofina io izany. Ary dia ni-beso i GAsy1zay hoe:
"ilay Fofon’aina nomena an’i Adama iny? Fanahy"

- fa i Jesosy mitsoka ny mpianany no argument-ndry Gasy1zay. Ilay "tsoka" an'i Jesosy dia ilay "fanahy masina" HONO, hozy i Jesosy. Efa nisy "fanahy" ireo mpianatra, fa notsofina, ary dia toatoa ny hoe "notahian'ny FM" HONO. Notsofina fa tsy "nomena fofon'aina".

Dia io mifangaroaro io ny kisoa sy ny gisa, satria tsindrotsindrohan-dry Gasy1zay fotsiny izay resa-baiboly mi-rime @ eritreriny ao, tsisy fijerena lojika, ary dia ...
Fa marina ny anao ry GAsy1zay, rahefa hoz'ianao hoe "zay ny finoako".

Dia velabelaro toa io foana ho'a ny finoaNAO ry GAsy1zay, fa vao mainka tsara eee... :-)
180. endriny ( 27/02/2018 17:29)
Inona no sarotra amin’izany?

Raha ianao ve milaza zavatra na tsy ao anaty baiboly aza dia hoe voamarin’ny baiboly izany?

Raha ny olona no nandalina ny voasoratra ka nahatsapa ny Marina dia hoe tsy voasoratra ao anaty baiboly izany?

Bilobiloka bibilika no betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9594