"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

141. endriny ( 23/02/2018 15:34)

rhaj0:

mouah ha ha.. misy "bikany" sy "endriny" tokoany ny bolongambe ry Gasy1zay... nimporte quel bolongambe... fa mety TSY @ itiavanao azy, na tsy itiavan'izao Andmntrao (imazinera) izao.. satria toa tianao ho @ "endriny" ilay bolongambe??

Dia manavy mihintsy nareo lehiretsy..

Ny rivotra aza misy endriny
142. gasy1zay ( 23/02/2018 16:09)

rhaj0:

mouah ha ha.. misy "bikany" sy "endriny" tokoany ny bolongambe ry Gasy1zay... nimporte quel bolongambe... fa mety TSY @ itiavanao azy, na tsy itiavan'izao Andmntrao (imazinera) izao.. satria toa tianao ho @ "endriny" ilay bolongambe??

Dia manavy mihintsy nareo lehiretsy..

zarao eto ary ilay endriny sy bikany 13 Milliard taona lasa zay fa tena tsy hitan'ny googlenay fa ngamba mila siantista ateista
143. rhaj0 ( 23/02/2018 16:27)
Ahoana k'lou no isaininao Gasy1zay an'izany galaksia izany ee... maro ny sarin'izy ireny any @ Ineny Gogola: misy "bikany&endriny"??

Dia ampiasao kely ny coco. Ka ny hita izao, dia "mifanalavitra" izy ireo IZAO, ka dia raha atao ny "dihy miverina", alefa à reculons izany ireto izy, na hoe, atao miverina ny fotoana, dia azo eitreretina fa "mifanantona" izany ireto izy. Ary farany, mazava ho azy, ho collé serré eee...

Dia tena sarotra be @ coco-nao ve izany ry Gasy1zay aa???

Marina fa hypotezy io, satria, azo apetraka hypotezy koa hoe, cycle nifanantona/nifanalavitra no nisy, ary dia ilay "mifanalavitra" k'lou no takatry ny hozan'ny Siansa izao. Ny zanantsika any aoriana no hanazava ny tohiny.

ka mety @ coco-nao ho'a ve izany ry Gasy1zay?

Sa aleo tsotsorina @ coco-nao ny resaka, dia asisika indray Ingahibe lava robe, mamolavola bolongana ao? hoe, "niteny" fotsiny i Bainina, dia nipotritra ny lafarinina avy t@ tsy misy, ary dia novolavolainy ho bolongana, dia nakapony t@ tanany, ary dia niparitaka nifanalavitra ny kasin-dafarina, ary dia io lasa Univers iaraha-mahita io??
144. gasy1zay ( 23/02/2018 17:06)
Fa azon'i rhaj0 ve aloha ilay fanontaniana e!

1- rhaj0 milaza taorin'ny big bang dia efa nisy endriny sy bikany hono ilay bolongabe
2- izaho tsy manontany hoe inona no nitranga tao aorin'io
3- Fa mangataka hoe aiza na iza no milaza hoe nisy endriny ilay izy fa tsy mahita ilay référence siantifika aho

ka mba ampio ary ny tsy mahay hahita ny valiny e!
145. rhaj0 ( 23/02/2018 17:26)
Tsy amena tsiny ianao ary ampirisihina akoriny azany i Gasy1zay hanontany sy hikaroka ee...

Fa izy io, rahefa hozy ny Siansa hoe, bolongambe, galaksia, dia etoile, dia planeta, dia solida, (dia sela dia molekiola), dia atoma, dia koarka... dia hikoraraika ve ianao hoe, ameo ny sarin'ny koarka ry Ineny Gogola aaa??

Ndana aloha azany halalino sy ampiasao coco @ kely fotsiny hoe, inona ilay koarka aloha ee...
146. rhaj0 ( 23/02/2018 18:22)
Entre-pa fa ilay bolongambe no ni-"bang", ary dia tena "big" be ilay "bang", ka dia izay no niantsoana azy hoe "big bang".

Ny Hypotezy izany dia hoe, nisy bolongambe ni-"bang" be t@ izay. Tany @ 14 milliards d'Années tany no nitranga izany, ka dia ... TSISY sary ry Gasy1zay aaa... fa ny "bika sy endriny" dia bolongambe ee....

Entre-pa koa, fa io hypotezy io, dia arahina kajy matematika, fa tsy hoe revirevy manoddidina ny vera fotsiny. Fa TSY ho takatrao, ary tsy takatro koa moa ny kajy avo lentan-dry Einstein ka dia raisina toa izay ilay izy.

Dia ao @ ilay kajy ao ho'a, dia hozy Hubert Reeves hoe, raha ilay bolongambe, matière concentré na packed be izany, dia tena mbola mila fikarohana lalina, satria dia tena tsy hay hoe, ahoana ny interaction, sy ny karazana matière inona no mi-constituer izany.

Fa io indray anefa, dia ny zanantsika no hanazava azy eee...

Dia averiko ihany: ka mety @ coco-nao ve izany ry Gasy1zay?
147. gasy1zay ( 23/02/2018 20:08)

Ka io nge le nolazaiko hoe tsy hitako zay mampihavaka azy @ ilay hoe t@ fiandohana dia tany tsisy endrika sady foana (bolongambe) , avy eo tonga ny mazava , avy eo vao tonga ny masoandro
148. rhaj0 ( 23/02/2018 20:26)
1- ny "bolongambe" (amas de matières) TSY mira "foana" (vide na empty).

2- @ io ny photons efa mibalady.. high energy be rabolongambe.. ho an'ny coco-n'i Gasy1zay, ndao atao hoe "afobe"... hi hi hi... afobe indray marina no any @ genesisy fa tsy any @ apokalipsa.

2- Jereo kely ny genasisoy...
GEnesis 1 In the beginning God created the heavens and the earth. 2 Now the earth was formless and empty, darkness was over the surface of the deep, and the Spirit of God was hovering over the waters.

mouah ha ha... miasa mafy ny coco-n'i Gasy1zay, fa tiany ho io "formless and empty" io ilay "bolongambe".

F'angaha mety ity "tere-ko marina fa resa-Baiboly" ity ry GAsy1zay rehefa mba miasa comme il faut ilay coco aaaa?... :-)

Io "heavens and earth" io HONO ny voanalohany hozy Genasisoy...
Dia rehefa atao hoe "adala" na "vendrana" ilay resaka, dia hotry ny tena no Irainizeloza. ;-)
149. gasy1zay ( 23/02/2018 21:24)

Mba samy milaza zay fahazoany azy io rhaj0 a! tadidio fa tsy vérité absolue ny big bang an! sa tsy zany?
150. rhaj0 ( 24/02/2018 23:26)
gasy1zay:
Mba samy milaza zay fahazoany azy io rhaj0 a!

(Mety) marina ny anao ry Gasy1zay... Ny ao @ Baiboly na koa ny Siansa dia araka "ny fahazoan'ireo izay nanoratra azy".

1- "ny fahazoan'ny olom-baiboly no resaka ao @ Baiboly".
2- Ary iza ireo olom-baiboly ireo? Ireo dia olona ara-jeogirafia, tao moyen-orient, ara-potoana, dia 1500BC h@ 0-100AC.

Ny @ Siansa kosa dia kôpy ianao. 1700s ka h@ izao 2000s, hatrany Japana ka hatrany Dago.

gasy1zay:
tadidio fa tsy vérité absolue ny big bang an! sa tsy zany?

Ity indray k'lou dia efa valin-teny classique-n'ny Mpino. Efa noresahiko lava teto fa dia averina indray.

1- Ny Siansa dia "work in progress". Mbola mivoatra mitombo foana ny fahalalan-draolombelona. Misy tokoany ny hypotezy mbola hadihadiana, ary ho voadiso/ahitsy any aoriana.
2- Izany anefa tsy midika fa DISO daholo, daholo daholo, ny napetraky ny Siansa. Maro no efa mazava sy tsara petraka. Toa ny mekanika newtonian ohatra. Ary izay "fahalalana" siantifika efa tsara petraka izany no nitarika ireo teknolozia izay katsentsafintsika rehetra izao.

Raha tsy mety aminao ny Big-bang, dia ... ny t@ 1 million taona lasa, araka ny nohazavain'ny Siansa, izay azany no eritrereto tsara ao. Raha tsy mety aminao ny t@ 1 millions, dia heverovereto indray ny t@ 100.000 taona lasa eee...

Fa raha mbola tsy mety aminao ny t@ 100.000, na 10.000, dia ... eny azany fa dia ahidio ny fi(s)ainanao @ ilay hoe, "6000 taona izao tontolo izao" hozy ny BAiboly.
Eritrerreto tsara: 6000 taona?? Enina arivo taona???

Ataovy ny devoaranao ry Gasy1zay, fa na ianao azany dia ho kôpy fa mitombona ny aroson'ny Siansa. Efa io katsentsafinao tsy an-kenatra eto io. Mba asivo honneteté (intellectuelle) ihany ilay fi(s)ainana ,na dia tsy mampianatra anao an'izany azany ny ...
151. gasy1zay ( 26/02/2018 14:19)

Mba aoka izay ny affirmation gratuite ry ngahy siantista a! Taiza ao anaty baiboly ianao no mahita ny taona namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao?
152. endriny ( 26/02/2018 14:39)

gasy1zay:

Mba aoka izay ny affirmation gratuite ry ngahy siantista a! Taiza ao anaty baiboly ianao no mahita ny taona namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao?

Raha mahay kajy ianao, na dia kajy an-kandrina fotsiny aza. Dia jereo fa ao anaty baiboly misy tetiharan'i Jesosy sy Davida niainga tany amin'i Adama sy Eva ary Abrahama.

Ka dia ho fantatra hoe oviana no namoronan'Atra an'izao tontolo izao araka Genesisy
153. gasy1zay ( 26/02/2018 14:49)

endriny:

Ny Arbre généalogique iny dia manambara fa avy amin'ny taranaka voafidy i Jesoa ary mitombona ilay hoe " Avy amin'ny taranakao no hitahiana izao tontolo izao ( hahazoana famonjena) , fa tsy tamin'ny andron'i Abrahama re ry endriny no namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao a!
154. rhaj0 ( 26/02/2018 14:57)
gasy1zay:
Mba aoka izay ny affirmation gratuite ry ngahy siantista a! Taiza ao anaty baiboly ianao no mahita ny taona namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao?
endriny:
Raha mahay kajy ianao, na dia kajy an-kandrina fotsiny aza. Dia jereo fa ao anaty baiboly misy tetiharan'i Jesosy sy Davida niainga tany amin'i Adama sy Eva ary Abrahama.

Ka dia ho fantatra hoe oviana no namoronan'Atra an'izao tontolo izao araka Genesisy

Fa dia asa foana ho'a ny famakin-dry Gasy1zay Baiboly ao ee... Ao @ Genesisy, ilay boky voalohany anefa ny resaka. Taiza nama no misy olona mamaky tantara, dia ny chapitre 1 aby no tsy vakiana, na tadidy ny resaka ao?? Dia mandinihi-tena ry Gasy1zay.

Ny Kristiana "mahay kajy" rehetra dia mahatakatra fa 6000 taona ny Oniversa ee...

Raha tsy mahay migogola i GGasy1zay, dia inty azany ohatra. Tena demonstration matematika giravibe no nataon'ny tato :

https://creation.com/6000-years

Adam was 130 and 11 months when he fathered Seth, Seth was 105 and 11 months when he fathered Enosh, and so on), the Flood could have been as late as 1665 AM... There is an unbroken chronogenealogy from Shem to Abraham in Genesis 11, and we’re given the information elsewhere in Genesis1 to extend the chronology until the relocation of Israel to Egypt when Jacob was 130 years old. Going by these numbers, Jacob went to Egypt in 642...

hi hi hi.. .dia raraka ny ivy eee ... :-)
155. gasy1zay ( 26/02/2018 15:48)

Aza aodina amin'ny kajin'olombelona ny resaka fa zay ilay supposition fa soraty hoy aho raha misy voasoratra ao anaty baiboly hoe -6000 av JC ny nanamboaran'Andriamanitra an'izao tontolo izao.

Azoko hoe tsy takatry ny sain'i rhaj0 hoe misy Andriamanitra eternel, tsy voafetran'ny fotoana.
156. rhaj0 ( 26/02/2018 15:56)
ntsss... ilay "Andrmntra" no éternel, HONO, fa kosa, ry Adama sy Abrahama sy Jakoba tsY éternel, ary io azo kajiana tsara io ny fotaonany.

Aiza koa azany ianao izany ry Gasy1zay.. ny Kristiana namanao ao @ creation.com anefa efa ela no nahay an'izany.
157. gasy1zay ( 26/02/2018 16:07)

rhaj0:

ntsss... ilay "Andrmntra" no éternel, HONO, fa kosa, ry Adama sy Abrahama sy Jakoba tsY éternel, ary io azo kajiana tsara io ny fotaonany.

Aiza koa azany ianao izany ry Gasy1zay.. ny Kristiana namanao ao @ creation.com anefa efa ela no nahay an'izany.

Ka misy ve ilay izy sa tsia e? i rhaj0 anie tsy mamaly fanontaniana tsotra be e! Misy ao anaty baiboly sa tsia, raha ny kajin'olombelona be ny miseho mahay nilaza fa t@ 2000 ny farany, fa ao anaty baiboly ve zany? Tsia , dia nitranga sa tsia , Tsia, isika zao 2018 mbola eto ihany.
158. rhaj0 ( 26/02/2018 16:14)
Ilay "galaksia" noforonin'Atra t@ 6000 taona lasa ve no hanontanianao ry Gasy1zay?
159. gasy1zay ( 26/02/2018 16:20)
voasoratra ao anaty baiboly ve hoy aho fa t@ -6000 no namoronan'Andriamanitra izao tontolo izao?

Aleo ampiko rhaj0 fa ohatrany very
Tsisy volana tsisy taona zany ao fa hoe t@ fiandohana,
sa ny baibolin'i rhaj0 tsy mitovy ny ahy?
160. rhaj0 ( 26/02/2018 16:35)
Dia tena TSy asian-dry Gasy1zay sira mihintsy ny Kristiana namany ao @ creation.com. Raha migogola i Gasy1zay, dia hahita fa TSY zareo irery no mamelabelatra io "fahalalana" (ny Baiboly) io, hoe, 6000 taona izao tontolo izao.

ity indray azany raha mbola TSy mety mino (Baiboly) ianao ry GAsy1zay e... Letia ee.. izaho indray no manao n ydevoaran'ilery

https://answersingenesis.org/age-of-the-earth/how-old-is-the-earth/
Adam was created on day 6, so there were five days before him. If we add up the dates from Adam to Abraham, we get about 2,000 years, using the Masoretic Hebrew text of Genesis 5 and 11.3 Whether Christian or secular, most scholars would agree that Abraham lived about 2,000 B.C. (4,000 years ago).

So a simple calculation is:

5 days
+ ~2,000 years
+ ~4,000 years

~6,000 years

koa na tsy ilay "galaksia" azany no "voaforona" t@ 6000 taona lasa, dia i Adama kosa k'lou, dia MAZZAVABE, fa dia "voaforona" t@ 6000 taona lasa.

Ka ahoana Gasy1zzay, miray feo @ Kristiana namanao ianao, sa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6282