"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

121. rhaj0 ( 21/02/2018 20:43)
hay va re ilay (misia ny) Mazava izay manazava ny teto @ latera t@ J-1 ka TSY avy @ Masoandro.

Izay izy io an?...
122. gasy1zay ( 21/02/2018 20:56)
io iarahana mamaky io e :)
123. rhaj0 ( 21/02/2018 21:09)
Izay izany HONO eee... Ny Photons, hozy Gasy1zay, dia nitsingevaheva teny ho azy teo, ny Jour-1, satria izay hono hozy ny Teny:
- Ireo Photons dia TSY avy @ masoandro (masoandro J-4 vao punaise)
- Ireo Photons ireo anefa no manazava ny Tany io J-1 sy J-2 sy J-3 io.

izany hoe, raha tarafina @ fahalalana ankehitrio, dia
- mbola TSISY ny systeme solaire, tsisy masoandro, tsisy volana io J-1 (sy J-2sy J-3) io
- fa kosa ny Latera efa mitsingevana eo @ Tontolo, ary i Andmntra @ io mitsingevaheva eo ambony "rano", ary ao ambany "lanitra". Izay izy teo.
- ary "mazava" i Latera ny "andro", fa maizina kosa ny "alina". Asa hoe, dila nankaiza ny Photons rahefa "alina", fa dia izay k'lou hozy ny Teny.

Sa tena TSISY idiran'ny paoma @ voatavo ny resaka? :-)
124. gasy1zay ( 21/02/2018 21:32)
tena tsisy resaka photons zany ny baiboliko ka, supposition'i rhaj0 zany
125. rhaj0 ( 22/02/2018 00:39)
"hazavana" = Light == photons (voambolana siantifika).

Fa marina ny anao ry Gasy1zay a...
- TSISY photons ao @ Baiboly. Fa kosa, ara-pamaritana siantifika io ho'a: hazavana = photon
- fa TSISY galaksia (an'i RBNIR) koa ao. Ny ao @ baiboly, izay rehetra mangirangirana "ao ambony ao" dia "kintana". Na planeta (Jupiter) io, na Etoile (Regulus), na galaxie (Milky Way). ohatra izao, rahefa nifanojo i Jupiter sy Regulus, dia nikorapaka ny Magy fa hoe "fambara" izany, fa hoe teraka Jesoa.

Ka dia araka ny fahalalana ankehitrio, rehefa hozy ny Baiboly hoe, J-1 misy "hazavana", dia midika izany fa misy "Photons" mandehandeha izany HONO, na dia (mbola) tsISY corps celeste ni-emettre photon azany teo, toa ny Soleil.

Sa avy aiza indray ilay hazavana (photons) izay manalokaloka ny Tany sy ny Lanitra, ry Gasy1zay?
126. Miharena ( 22/02/2018 04:43)

rhaj0:

Mahaliana kokoa izany adihevitra izany fa ny adino dia hoe iza aloha no teo vao afaka niteny hoe misia mazava!

Ilay teo alohan'ny zava-drehetra no tsy resahanareo eto dia manao boribory vetaveta eo ilay resaka.

Fa ataoko fa NY TENY no voalohany vao hary izao rehetra izao.
127. RBNIR ( 22/02/2018 09:44)
rhaj0:

Inona azany no tianao ho hay ry RBNIR (sy Gasy1zay) aa...

Aleo aloha isika tsy hiala amin'ny lohahevitra rhajo!

Alefako point par point ary ny fanontaniana e!

1 Inona no mahatonga anao manamafy fa tsy hisy voatsinefy (kintana) hiraraka izany (ity ilay tenin'Andriamanitra « ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra. » (Marka 13:25)
)...

Izaho nanazava hoe raha ny faminaniana nataon'i JEsosy hoy aho dia hisy trou noir iray lehibe (noporofoiko teto fa io ilay AFOBE na farihy afo nambaran'i Jesosy) handevona an'ity galaxie misy antsika ity (« Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Lioka 21:33).

ary rehefa ho tonga manakaiky ny tany io trou noir io hoy aho dia hotanteraka ilay teny hoe kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra ary hohozongozonina ny herin'ny lanitra...ity teny nataon'ny manampahaizana ity no manamarina izany....

En s'approchant de nous, le trou noir commencerait par rencontrer le nuage d'Oort, une zone où les comètes s'accumulent. Cela projetterait violemment un grand nombre de ces astres vers la Terre et les autres planètes.

En savoir plus : http://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-039-approchait-de-la-terre_art34546.html
Copyright © Gentside Découverte

mba valio ary io aloha rhajo, dia avy eo arosoko indray ny fanontaniana manaraka....
128. RBNIR ( 22/02/2018 09:55)
Fa izao rhajo, nanaraka ny teninao ihany aho momba ny hoe zahao ny mikasika ireo trou noir dia mbola zavatra mampitahotra hatrany no hitako...

Une nouvelle étude publiée dans la revue Nature révèle l’existence d’un gigantesque trou noir qui, selon les auteurs, aurait grandit rapidement, atteignant une masse équivalent à 12 milliards de Soleil.

En savoir plus : http://www.maxisciences.com/trou-noir/la-decouverte-d-039-un-trou-noir-monstrueux-intrigue-les-astronomes_art34376.html
Copyright © Gentside Découverte

Ny tena tiako hotsindrina dia ity (tena mitombina maina v ilay théorie espace temps tsika amin'izao fotoana izao ity rhajo)??????

Sao dia amin'ny taona ho avy ianao hahare vaovao ratsy vao hoe.....raha vao tsy mibebaka alohan'io fotoana io ange hoy aho dia tsy ho avotra e!!!

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
129. RBNIR ( 22/02/2018 10:08)
raha manaraka ilay vidéo isika dia mahita hoe la decouverte de ce trou noir géant, grandissant plus vite que d'habitude remet en question nos théories actuelles sur l'expansion d'un trou noir"..

Hoy aho tamin'i rhajo tery ambony hoe : nifoha tampoka ilay trou noir ao afovoan'ny galaxiantsika ao, dia avy dia nandrapaka ny manodidina azy,

Ianao milaza hoe milamina hatramin'ny zafikely farafaharatsiny...

Ity olona ity nahazo teny tamin'i JEsosy fa isika izao no génération farany....satria Jesosy niteny taminy fa izy dia anisan'ireo nofidin'i JEsosy hamarana ny asa izay natombok'ireo apostoly fahiny

IIZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
130. gasy1zay ( 22/02/2018 13:56)
rhaj0 > ka ny anao anie mihevitra ianao hoe Andriamanitra namorona ny tany sy ny manodidina azy ( masoandro-volana-kintana) fotsiny fa tsy ny Univers e! Avereno saintsaino ny genesisy amin'io optique io dia ho hitanao eo fa :

- ny univers t@ fiandohana dia tena tsisy endrika
- Tsy nisy fahazavana
- Ny fahazavana voalohany dia tsy avy amin'ny masoandro
- Ny masoandro taty aorian'ny fahazavana voalohany vao niforona

hany ka tsy zany va?
131. endriny ( 22/02/2018 18:12)

gasy1zay:

endriny:

gasy1zay:

Andriamanitra dia fanahy fa tsy olombelona manao akanjo toy io re ry rhaj0 a! Raha tsy azonao izay zavatra iray loha zay dia sarotra ho anao tokoa ny hino.

Iza no miteny anao fa Atra dia fanahy?

Fa inona ilay fofon'aina nitsofin'Andriamanitra t@ Adama ry endriny? Fanahy iny an!

O rey olona e, sao mba misy mpiakambana amin'ny AMA ato aza fady mba hanazava an'ity hoe: Fofon'aina = fanahy

Raha izany dia ilay kisoanay sy ilay soavalin'ilay vazaha etsy ampita etsy izany dia misy fanahy. Ary io efa nolazaiko hatramin'izay

gasy1zay:
Inona no mahasamy hafa ny olombelona t@ zava-manan'aina hafa ? ny olona irery no tsy namboariny t@ teniny hoe misia ary ny olona irery no nomeny fofon'Aina!

Fa ilay zavamnan'aina hafa ve tsy lasa vovoka sy fotaka rehefa maty? Kay moa lasa zezika ireny koa ihihihihihiihi.

gasy1zay:

Isika no nitovy t@ Andriamanitra talohan'ny fahotan'i Adama sy Eva ( Fanahy) fa tsy Andriamanitra no mitovy amintsika tao aorin'ny nahotantsika ( nofo)

Fafao amin'ny blanco hoy aho ilay anaty Genesisy fa mandainga ny baiboly fa kay Atra tsy niteny hoe: Andeha isika hanamboatra olombelona mitovy endrika amintsika. MAZAVA BE IO a
132. gasy1zay ( 22/02/2018 18:54)

Rehefa tsy mino i endriny dia maninona ny baiboliko kosa no hovaiko ?
133. rhaj0 ( 23/02/2018 02:50)
Efa novaliana ny rediredin-toakanao ry RBNIR aa... 'ndana ho'a hadihadio ny echelle des temps sy d'espace @ io teoria (vendrana) anao io. Dia sokiro mafy ao Ineny gogola, raha ohatra ka nisy Siantisa, na iray monja aza, nisavika Jesosy t@ resakany.

Fa i Gasy1zay koa io mianatra toa an'i RBNIR dia mamoromporona teoria.. fofon'aina = fanahy, univers tsisy endrika... HONO...

Izao aho vao tena kôpy ny Katolika. Tena aleo ihany ny profesionaly, dia ireo pretra/papa, izay miaina mihevoka anaty Baiboly 24/24h sy 365/365j, mba ireo ihany no milaza ny resa-baiboly. Aiza nama koa, izao izay adala sy hendry rehetra izao, milaza hoe namaky ilay boky tonta, dia "miteniteny foana" sy "mamoromporona" ... manala baraka Jesosy..
134. RBNIR ( 23/02/2018 06:30)
rhaj0:

Efa novaliana ny rediredin-toakanao ry RBNIR aa... 'ndana ho'a hadihadio ny echelle des temps sy d'espace @ io teoria (vendrana) anao io. Dia sokiro mafy ao Ineny gogola, raha ohatra ka nisy Siantisa, na iray monja aza, nisavika Jesosy t@ resakany.

Tsy fantany matoa tsy savihany rhajo a!

Zava-miafina izany ary Andriamanitra no mifidy izay olona tiany hanehoana sy hanambarana ny zava-miafina fonosin'ny tenin'Andriamanitra.

Tsy misy theolojianina mbola nampahafantarina an'izany fa gasy kely tsy aninona tsy aninona no nofidiny hanambara ny olona rehetra eran-tany ny secret n'ny bokin'ny apokalipsy.....

« Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria ianareo no navela* hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela**. [* Gr. nomena] [** Gr. nomena] » (Matio 13:11)

Mba hendry, masina, matahotra sy manome voninahitra an'Andriamanitra amin'ny fiainanao rehetra dia ho hitanao fa indray andro any hisy andondona eo ambaravaranao ary dia ho gaga ianao.....

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

135. RBNIR ( 23/02/2018 08:39)
rhaj0:

Izao aho vao tena kôpy ny Katolika. Tena aleo ihany ny profesionaly, dia ireo pretra/papa, izay miaina mihevoka anaty Baiboly 24/24h sy 365/365j, mba ireo ihany no milaza ny resa-baiboly. Aiza nama koa, izao izay adala sy hendry rehetra izao, milaza hoe namaky ilay boky tonta, dia "miteniteny foana" sy "mamoromporona" ... manala baraka Jesosy..

Fa mba tena mahafinaritra tokoa aloha ny mamantatra ny tena hevitr'ireo kristiana namana momba ity fanehoankevitra ity e!

Misokatra hatrany ny adihevitra e!
136. RBNIR ( 23/02/2018 11:07)
rhaj0:

Efa novaliana ny rediredin-toakanao ry RBNIR aa... 'ndana ho'a hadihadio ny echelle des temps sy d'espace @ io teoria (vendrana) anao io. Dia sokiro mafy ao Ineny gogola, raha ohatra ka nisy Siantisa, na iray monja aza, nisavika Jesosy t@ resakany.

Izay v izany no valin'ilay fanontaniako hoe nahoana i rhajo no sahy milaza fa hoe tsy hiraraka ny voatsinefy (kintana) raha toa ka hisy trou noir iray hanantona ny tany rhajo?

Raha izay dia aleo tsy ampiana intsony ny fanontaniana fa sarotra be ny manakatra ny valiteninao rhajo....:-)
137. rhaj0 ( 23/02/2018 12:35)
Ataovy ny devoaranao ary ampiasao ny coco ry RBNIR aaa.. Tsotra io, ary efa tsorina aminao eto foana, fa dia asa mihintsy ny anao ny inona no mihaino.

1- echelle spatiale: habe (grandeur/grosseur) sy halavitana (distance). Toatoa ny ahoana ny haben'i Latera sy ny trou noir, toatoa ny ahoana ny halavitan'i Latera @ trou noir

2- echelle des temps: fotoana (temps) sy koa, na indrindrindra, hafainganana (vitesse). Toatoa ny ahoana ny hafainganan'ny gorisagorisa ao, raha misy tokoany izany.

Dia fantaro koa ny @ Latera sy trou noir eee.. Ohatra, efa nolazaikko teto:
- raha dila kely @ trajectoire-ny io i LAtera, dia inona no vokany, eo @ atmosphere, ny temperature sy pression ets...
- raha misy corps celestes midona @ i Latera, zahavo fa efa hay ahoana ny ho fidonany sy ny ambara-pidonany, ary corps celestes inona no hidona

Physics&Astronomy 101 basika ireo. Ary raha ny marina kokoa azany, dia ankizy any kilasy de 6eme na 5eme izao dia efa mahay an'ireo.

Dia rahefa mazavazava @ RBNIr ireo, dia ivereno kely 1 minitra ny teorianao. Dia efa lazaiko mialoha, fa dia ho takatrao fa dia tena "rediredin-toaka" na "revirevin-garabola" vendrana beuh ny resakao (sy ianao).

Sa itadiavo adjectif metimetiy kokoa hi-qualifier-na ny teorianao, sy ny fomba fisainanao azany ry RBnir, dia ho sintomiko eto ireo teny ireo aaa...
138. endriny ( 23/02/2018 14:54)

RBNIR:

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

Ahoana moa no ahitanao ny eo ambany masonao, raha ny masonao tapenanao boky tonta miampy bilobiloka biblika.
139. gasy1zay ( 23/02/2018 15:15)

rhaj0:

Ny big bang dia...

Izao ee... rahefa mandinika ny ankehitrio, dia mahita fa mihanaka (expansion) ny tontolo. Miha-mifanalavitra daholo ny kasingabe sy bolonganabe ao anaty tontolo, dia ireo galaxies izany. Ireo galaxies sy tambabe-na bolongana ao no mifanalavitra. Fa ny ao anatin'ny galaxie indray, dia mihodikodina misahotaka ao ireo kintana.

Ohatra izany. Ny Galaxie La Voie Lactée (ilay antsika) sy ny Galaxie Andromede (ilay atsy @ 2.5 millions light-year) dia "mifanalavitra mihalavitra" hatrany.
Fa ny ao anaty Galaxie-ntsika indray, ny Kintana Proxima Centauri sy ny kintana antsika, Soleil, dia mandihidihy mihodikodina ao anatin'ilay la Voie Lactée ao..

Dia raha manao "dihy miverina" izany, rahefa mandinika ireo GalaxieS mihanaka ireo, dia azo eritreretina tsara hoe, niainga tamina bolongambe iray io tontolo mihanaka io. Dia rahefa atao ny kajy, dia tany @ 14 milliards d'années ilay bolongambe no ... "nipoaka". Io izany ilay "big bang".

Fa misy forme ve zany bolongambe zany sa tsia rhaj0? sa miova hevitra rhaj0 rehefa mivadika ny pejy :) ?
140. rhaj0 ( 23/02/2018 15:31)
mouah ha ha.. misy "bikany" sy "endriny" tokoany ny bolongambe ry Gasy1zay... nimporte quel bolongambe... fa mety TSY @ itiavanao azy, na tsy itiavan'izao Andmntrao (imazinera) izao.. satria toa tianao ho @ "endriny" ilay bolongambe??

Dia manavy mihintsy nareo lehiretsy..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1971