"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

101. rhaj0 ( 20/02/2018 20:27)
gasy1zay:
eny amin'ny rahon'ny lanitra

Efa nitaingina roplin ve k'lou i Gasy1zay ao? Na koa efa teny Avaradrova, rahefa ririnina iny? latsaka ambany mantsy ny rahona eo, ary dia ... hitabe mihintsy fa (tsy) misy lalana handehanan'ny kalesa tarihin-tsoavaly tokanifin'i Jesosy izany ao fa kitaotaona be.. misy lavaka beuh akoriny azany ity autoroute-n'ny "rahon'ny lanitra"

Ka i Jesosy izany tena tsy kôpy @ n'inon'inona mihintsy ny @ "ao ambony ao", ka mety mila toroinao kely Izy izany, rahefa m(if)ampiresaka mivavaka iny ianareo, hoe, toatoa ny ahoana ny ao. Mety hanova kely ny fampianarany ihany Izy rahefa kôpy an...

Satria raha maina izao ny andro, ka tsisy rahona, dia tena ho very Rakrisy eee... f'angaha tsy loza.

102. gasy1zay ( 20/02/2018 21:05)

rhaj0:

ka i rhaj0 zany hatr@ zao mbola mihevitra fa ny herin'i Jesosy dia ohatran'ny herin'olombelona, ny fahalalany ohatrany ny fahalalan'ny siansa, azon'i rhaj0 an-tsaina ve hoe ilay namorona izao tontolo izao no resahina ? Azon'i rhaj0 antsaina ve aloha le grandeur e? Sao heverin'i rhaj0 fa ohatrany fahaizan'ny injenieran'i NASA ary no resahina eto, Andriamanitra ilay nahary izao tontolo izao.
103. rhaj0 ( 20/02/2018 23:08)
n'enareo izany koa ange ry Gasy1zay, afangarogaroinareo ny kisoa sy ny vorona ee... Jesosy no resahiko fa mitaingina ity kalesa tarihin-tsoavaly tokanify eny @ "rahon'ny lanitra", araka ny filazanao azy, fa ndeha handraoka anareo Kristiana, dia enfa dia izao Andrmntra namorona ny tontolo izao HONO, h@ galaksia any @ tsy hita pesipesenina ka h@ parasy lafrika no asisikao @ resaka eee...
104. RBNIR ( 21/02/2018 06:31)
rhaj0:

Ndana indray k'lou gogoleho tsotra fotsiny ny hoe "black hole" na "what is a black hole", na koa hoe "how big is a black hole" eee...

Nitondra porofo maromaro aho (porofo nolazain'ireo scientiste) fa hiraraka ety an-tany marina tokoa ny kintana raha toa ka hisy trou noir ho avy manakaiky ny tany....

Torak'izany koa ireo porofo mikasika hoe trou noir no AFOBE nolazain'i Jesosy na koa hoe farihy afo sy solifara,

Mba valio point par point fa aza avadika ny resaka rhajo!! izay no tena atao hoe adihevitra,

Mandroso hevitra aho, ianao tsy manaiky dikany ento ny porofonao....
105. rhaj0 ( 21/02/2018 11:44)
Tena tsy mety takatrao mihintsy ry RBNIR, asa rahoviana vao hi-click, fa TSY hainao, TSY takatrao akoriny ho'a ny basique-n'ny Physics&Astronomy, hany ka dia, efa tsorina foana, ka dia miteniteny foana ianao, manambatambatra resaka Siansa eto. Caricaturiser-ko ho rediredin-toaka ny resakao eto; hoe, ataoko an'izao sy izao fotsiny ho'a io, na hoe, ataon'ny Jesosy misahoala io ary tonga dia mety an...

Efa mba mitsetra anao foana ihany aho, manome sopapa mba ampiasainao ny coco-nao alohan'ity fomba ratsy manambatambatra resaka tsy hay ity. Io izao mba araho io farany io hoe, 'ndana hadihadio aloha ity hoe "trou noir". Io gogola mametraka @ termes tena tsotra be, natao ho azon'ny ankizy, na dia ireo any @ garabola azany, hoe inona izany, ahoana ny habeny ets... @ teny anglisy no betsaka fanazavana kokoa, fa dia araraoty manamafy ny anglisinao koa io.

Rahefa vita ny devoaranao ry RBNIR izay vao (mety) afaka miresaka matotra isika eee...
106. RBNIR ( 21/02/2018 12:55)

Ny fandraisako an'ity dia esquive :-) tsy hainao mihitsy v rhajo ny manazava amin'ny fomba tsotra ho an'ireto illettré de madagascar ireto rhajo??? :-)
107. rhaj0 ( 21/02/2018 13:34)
Ka izy ity raha "sesefana" lava, toa ny nana-sesefana ny resa-Baiboly taminareo ry RBNIR, dia io toa anao io ny vokany. Mitsindrotsindroka dia manambatambatra resaka tsy hay, nefa mibontsimbontsina er? fa "tena izy" HONO. Izay no fanaonao @ resa-Baiboly, dia toa izay koa no ataonao @ resaka Siansa. Ny resa-baiboly toa mety ihany raha ataonao toa izay, satria ny Baiboly au départ dia efa incohérent, ka dia hotry ny (mihevi-tena fa) milaibe ianao mamariparitra comme ça ao. Fa raha ny Siansa no ataonao toa izay, dia ridicule tanteraka ianao ee..

Mila mi-découvrir ny resaka @ tenanao ianao ry RBNIR aaa...
Io ny interinety ampiasao comme il faut. Tsy ambakan'ny zaza eny @ garabola ianao ry RBNIR.

Fa raha TSy hanao ny devoaranao ianao, dia tsy maninona fa azo(nao) tohizana ny resa-jazan-garabola sy ny rediredin-toaka ee... Dia aza gaga rahefa mivanitika gilady aho..
108. gasy1zay ( 21/02/2018 13:38)
rhaj0 > tena mbola lavitra be nareo zany an! ny abidiam-pampianarana aza ka tsy hainareo, Andriamanitra Ray =Jesosy=Fanahy Masina= Andriamanitra

Ary mba valio point par point hono RBNIR fa aza odianao fanina e! :)
109. RBNIR ( 21/02/2018 14:15)

rhaj0:

Ka izy ity raha "sesefana" lava, toa ny nana-sesefana ny resa-Baiboly taminareo ry RBNIR, dia io toa anao io ny vokany. Mitsindrotsindroka dia manambatambatra resaka tsy hay, nefa mibontsimbontsina er? fa "tena izy" HONO. Izay no fanaonao @ resa-Baiboly, dia toa izay koa no ataonao @ resaka Siansa. Ny resa-baiboly toa mety ihany raha ataonao toa izay, satria ny Baiboly au départ dia efa incohérent, ka dia hotry ny (mihevi-tena fa) milaibe ianao mamariparitra comme ça ao. Fa raha ny Siansa no ataonao toa izay, dia ridicule tanteraka ianao ee..

Mila mi-découvrir ny resaka @ tenanao ianao ry RBNIR aaa...
Io ny interinety ampiasao comme il faut. Tsy ambakan'ny zaza eny @ garabola ianao ry RBNIR.

Fa raha TSy hanao ny devoaranao ianao, dia tsy maninona fa azo(nao) tohizana ny resa-jazan-garabola sy ny rediredin-toaka ee... Dia aza gaga rahefa mivanitika gilady aho..

Isika dia olona sensé rhajo a! ary dia tena manaiky rehefa hita sy voaporofo fa diso fa azavao amin'ny antsipirihany re e! hitanao fa na i gasy1zay aza mba tena mangetaheta ny valiteninao???
110. endriny ( 21/02/2018 14:23)
Ny atao hoe lanitra hoy Atra: Dia ilay toerana masaraka ny rahona amin'ny rano ambany. Teboka famaranana.

Ny kintana dia jirojiro kely:
Strong3:
Maolekiola mirehitra mihodikodina
napetapetaky ny anjely eny ambony rahona rehefa alina ny andro. Ary pihina rehefa atoandro ny andro
111. rhaj0 ( 21/02/2018 15:44)
Inona azany no tianao ho hay ry RBNIR (sy Gasy1zay) aa...

Raha miainga @ resaka natambatambatr'i RBNIR teto io k'lou, dia TSY ho azonao raha toa ka TSY hainao ho'a ny basique-n'ny Physics&Astronomy. Ka dia TSY te-handany andro @ rediredin-toakanao aho ho'a ry RBNIR.

Fa aleo atomboka @ kisarisary tsotsotra, ary fanontaniana tsotra be.

Manaiky an'ireto sary roa ireto ve aloha ny sainareo ry RBNIR sy Gasy1zay:

1. Ny namoronan'izao Andrmntra izao ny Tontolo HONO:

Io ilay hoe, napetak'Andmntra toa punaise @ toile-n'ny lanitra io ny Masoandro sy ny Volana.
Dia i Andrmntra io manao akanjo lava rebareba io.

2. Ny firafitry ny Tontolo HONO:

Io izao ilay "Sheol" no "fiainan-tsi-hita", ilay "Abyss" no Helo, ary ilay 'Heaven" no Paradisa. "Mountains" no mamefy ny tany @ havia sy havanana, ary ny Tany dia mijoro eo ambony pilôna 7. ilay teboteboka etsy ambony, dia ireo "voatsinefy" izay hiraraka, hozy Jesoa, na koa,
ireo "molikiola mirehitra mihodikodina", araka ny filazan'i Strong3, ialy Kristiana-Lafatra gasy iray izay koa.

Averiko indray ny fanontaniana ary mba valio raha tsy manahirana: eny sa tsia:

Manaiky an'ireo sary roa ireo ve aloha ny sainareo ry RBNIR sy Gasy1zay?
112. gasy1zay ( 21/02/2018 16:06)
Andriamanitra dia fanahy fa tsy olombelona manao akanjo toy io re ry rhaj0 a! Raha tsy azonao izay zavatra iray loha zay dia sarotra ho anao tokoa ny hino.
113. endriny ( 21/02/2018 16:45)

gasy1zay:

Andriamanitra dia fanahy fa tsy olombelona manao akanjo toy io re ry rhaj0 a! Raha tsy azonao izay zavatra iray loha zay dia sarotra ho anao tokoa ny hino.

Iza no miteny anao fa Atra dia fanahy?

Diso sa mandainga izany ny Genesisy milaza hoe: Andeha isika hanao olombelona mitovy endrika amintsika.

Raha izany mantsy dia tsara raha gaomina ao anaty baiboly io andininy io
114. gasy1zay ( 21/02/2018 17:02)

endriny:

gasy1zay:

Andriamanitra dia fanahy fa tsy olombelona manao akanjo toy io re ry rhaj0 a! Raha tsy azonao izay zavatra iray loha zay dia sarotra ho anao tokoa ny hino.

Iza no miteny anao fa Atra dia fanahy?

Diso sa mandainga izany ny Genesisy milaza hoe: Andeha isika hanao olombelona mitovy endrika amintsika.

Raha izany mantsy dia tsara raha gaomina ao anaty baiboly io andininy io

Fa inona ilay fofon'aina nitsofin'Andriamanitra t@ Adama ry endriny? Fanahy iny an! Inona no mahasamy hafa ny olombelona t@ zava-manan'aina hafa ? ny olona irery no tsy namboariny t@ teniny hoe misia ary ny olona irery no nomeny fofon'Aina!

Isika no nitovy t@ Andriamanitra talohan'ny fahotan'i Adama sy Eva ( Fanahy) fa tsy Andriamanitra no mitovy amintsika tao aorin'ny nahotantsika ( nofo)

115. rhaj0 ( 21/02/2018 18:02)
Eny azany fa TSY miankanjo toa ny t@ sary i Andmntra. Fa "representation" fotsiny iny, fa mitombona ihany ve ny sary ry Gasy1zay? HOe, misy "..." nametaka ny Masoandro sy ny Volana toa punaise @ toile-n'ny lanitra??
Eny sa tsia?

Fa tsy ratsy ilay parade. Izao indray koa izany no izy, hozy Gasy1zay, raha ny fahazoako azy, fa nampiako resaka samy hafa mifandraika @ ilay izy.

Teorian'i Gasy1zay, araka ny fahazoako azy:
1- Ny fota-drevo, rahefa "notsofina", notsofin'Atra io, dia lasa Adama. Ilay "fofon'aina" nitsofan'Atra iny dia "fanahy".
2- Ny taola-tehezan'i Adama, dia nataon'Atra ho lasa Eva. Dia "notsofina" koa ilay taola-tehezana.
3- Hatreto aloha i Adama sy Eva dia "fanahy" (mbola TSY mitovy amintsika)
4- Dia rehefa injay "nanota" i Adam sy Eva, dia ... lasa (nisy) "nofo" (koa), ary tonga saina zareo fa "miboridana" ilay "nofo".
5- Fa @ io i Adama sy Eva, sy ny zanany rehetra aty aoriana, dia mbola "manana fanahy" ihany. Izay no tsy itovizany @ Biby.

Dia io koa izany, toa ny resaka tatsy @ ilany, dia tena "avy @ Atra" (na avy @ Baiboly) no nahaizan'i Gasy1zay an'io, fa TSY nilavany Mopera/Pasitera.

Izay izy io an?..
116. gasy1zay ( 21/02/2018 19:34)

Tokony mba manome karama ahy kely ianao rhaj0 fa ianao tena sarotra ampianarina an!

Ny olombelona dia corps-âme-esprit, (tadidy ve?) vatana, saina, fanahy
Ny olombelona dia na tarihin'ny filan'ny nofony na tarihin'ny fanahiny
vokatry ny nofo dia fahotana, vokatry ny fanahy dia sitrapon'Andriamanitra
mifanohitra izy 2 ireo rehefa manota ianao dia lasany toerana tokony hanjakan'ny Fanahy

Fa miharihary ny asan’ ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan’ Andriamanitra.

Ka io rhaj0 na ny nofonao no mibaiko ny sainao na ny fanahinao, ny olàna anefa dia raha miaina anaty ota ianao dia andevon'ny ota (addict) dia tsy maintsy ilay nofo no hanjaka fa tsy ny fanahy.

Mazava ve aloha hatreo?

Mba ahafahan'ny Fanahy manjaka izany dia tokony hovonoina ny ota mba tsy hanjaka intsony ny nofo.

dia izay ilay nouvelle naissance, dia izay ilay antony nahatongavan'i Jesoa tety an-tany :

1- nanota ianao ka tokony ho faty dia izy no maty teo amin'ny toeranao dia nahazo grace ianao
2- nentiny teo @ hazo fijaliana ny fahotana mba hahafaka anao tsy ho andevon'ny ota intsony.

asa raha ho takatr'i rhaj0 ity nosoratako lava b ity
117. rhaj0 ( 21/02/2018 19:46)
câline... andraso aloha fa tonga dia asosan'i Gasy1zay hatrany @ "hazo fijaliana" ny resaka, nefa vao manomboka @ resaka Tontolo (galaksian-dRBNIR) sy ny creation.

Sa tsy mahasahy mamaly ny fanontaniana i Gasy1zay dia asafotofotony ny resaka?

Valio hoe ity ry Gasy1zay raha tsy manahirana, eny sa tsia?:

i Andrmntra dia nametaka ny Masoandro sy ny Volana toa punaises @ toile-n'ny lanitra, sahala @ ilay Kisary io ambony io (sauf que tsisy akanjo Andmntra fa fanahy).

Ilay "nametaka" dia kisari-teny (caricature), fa ny heviny dia "noforoniNY" comme ça ireo punaises (fa tsy hoe nisy evolution-ndraha tao).
118. gasy1zay ( 21/02/2018 19:54)
rhaj0 > niteny izy hoe misia ny mazava dia nisy ny mazava fa tsy hoe ndeha hanamboatra mazava aho dia apetako, ka nareo anie olondehibe manao fanontaniana kidaladala dia ohatrany mahasadaikatra na dia ny hamaly azy aza e
119. rhaj0 ( 21/02/2018 19:59)
ka ilay resaka tsinona mba ampifandraisina @ lohahevitra ihany, dia izao galakzian-dRBNIR izao, na koa izay bolongambe eto @ Tontolo, dia ny Masoandro sy ny Volana.

Sa ny "(misia ny) mazava" dia TSY avy @ masoandro amam-bolana?
120. gasy1zay ( 21/02/2018 20:19)
Ilay masoandro sy volana toa j-4 an! vakio ao ny genesisy 1
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1603