"Il se passe quelque chose au centre de la Galaxie"

1. RBNIR ( 06/02/2018 13:34)
https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/il-se-passe-quelque-chose-au-centre-de-la-galaxie_34718

Eritrereto ange hoe inona no hitranga rehefa mitombo hatrany ny activité an'io trou noir au centre de la galaxie io e????

Izao mantsy no voasoratra ao....

Le trou noir géant situé au coeur de notre galaxie semble soudain s’être réveillé et dévore toute la matière qui passe à proximité. Un tel regain d’activité laisse les astrophysiciens perplexes.

singaniko manokana ilay teny hoe " et dévore toute la matière qui passe à proximité. Un tel regain d’activité laisse les astrophysiciens perplexes."

Mieritrereta ihany ry zalahy marina a! na tsy hino ahy aza ianareo "tsy maninona" fa mieritrereta ihany e!

Jesosy hoy aho dia nanao prédilection mikasika "trou noir" lehibe iray izay ho avy hitelina an'ity izao tontolo izao ity

http://forum.serasera.org/forum/message/m596e07d99315e#m59841b0392174
novalian'i RBNIR ny 21/03/2018 15:37
2. rhaj0 ( 06/02/2018 16:10)
Dia inona HONO ry RBNIR no ifandraisan'izany:
- trou noir mitroka gaz sy kasinga ary bolongan-draha, sy
- ilay lazain'i Jesosy belazao @ ilay hoe, "kintana hiraraka ety @ Latera toa voatsinefy"?

hi hi hi... mampihomehy ilay trou noir mitroka gaz... tena tsy "vita-nanahary" izany phenomene izany an.. ny trou mamoaka gaz ihany no hain'i Jesosy :-)
3. RBNIR ( 07/02/2018 05:06)

rhaj0:

Efa novaliana ary mbola hamafisina raha ilaina,

Fa araho ange ity rohy iray ity e,

Galaxie hafa izy ity dia manomboka levona tanteraka, Ny antony? misy trou noir lehibe en activité hono ao anatiny ao mandevona azy.....

http://trustmyscience.com/galaxie-detruite-par-son-trou-noir-supermassif/#SuRe8GuP6zmpqgIj.99

4. RBNIR ( 07/02/2018 07:15)
Otraotran'izao hono ny endrik'ity galaxie misy antsika ity....

Dia isika hono ao amin'ilay bras spiral atao hoe bras d'orion (na koa hoe bras local)

Izany hoe ilay trou noir en activité izany izao au centre (région bulbaire) dia raha manomboka mandevona izy dia ny bras spiral règle no holevona voalohany dia ainsi de suite, bras de l'ecu-croix du sud dia avy eo ny bras du Sagitaire izay vao isika....

Rehefa mandevona ireny izy dia hirimorimo hirohotra hankao aminy daholo ireo singa rehetra ao anatin'ireny bras ireny (astre, étoiles comète ect.....) dia iny no naseho an'i petera dia hoy i petera hoe....

« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] » (2 Petera 3:10)

Ny lanitra hoy izy ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, vokatry ny herin'ilay trou noir io izay hisintona sy handevona ireo rehetra manodidina azy....
5. RBNIR ( 07/02/2018 07:27)
https://www.astronomes.com/la-voie-lactee/galaxie/
6. RBNIR ( 07/02/2018 07:36)
« Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] » (2 Petera 3:10)

Vakio tsara fa misy fanazavana ao anatin'io teny io hoe [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana]
zany hoe azo adika koa ny teny ery ambony hoe ho levon'ny afo ny masoandro sy ny volana ary ny kintana......

Hisy afo handevona araka izany ny masoandro, ny volana ary ireo kintana, ......

Fanontaniana ary dia hoe inona no afo afaka handevona masoandro , volana ary ireo kintana????

7. RBNIR ( 07/02/2018 08:33)
tsy vitan'ny masoandro, sy ny volana ary ny kintana ihany fa ny tany koa dia voalaza hoe :
"ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy"...

Ka inona ary ny afo izay handevona ny masoandro, volana, ny kintana ary ny tany?????
8. rhaj0 ( 07/02/2018 12:31)
RAha trohan'iliay trou noir re ny system solaire, dia TSISY voatsinefy miraraka ho "fambara" eto @ Latera, araka ny filazan'i Belazao de Jesosy eee...

Fa tsara fa mba efa mivoaka ny box-keliny i RBNIR, dia mba misoka-tsaina @ asan'ny Siansa.. F'izany hoe, hotsahotsan'ny mbola hita eo ihany ny mentalite-ngarabolan-dBRNIR, dia mbola mampifandray ny finoana-primitivany @ zava-misy hitan'ny Siansa RBNIR.

Fa tohizo ry RBNIR aaa.... mety mi-click aminao ihany ilay izy @ farany :-)
9. RBNIR ( 07/02/2018 12:52)

rhaj0:

RAha trohan'iliay trou noir re ny system solaire, dia TSISY voatsinefy miraraka ho "fambara" eto @ Latera, araka ny filazan'i Belazao de Jesosy eee...

Otran'ny tsy izany no lazain'ireo mpahay siansa rhajo an!

Hoy ry zareo hoe:

En s'approchant de nous, le trou noir commencerait par rencontrer le nuage d'Oort, une zone où les comètes s'accumulent. Cela projetterait violemment un grand nombre de ces astres vers la Terre et les autres planète

En savoir plus : http://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-039-approchait-de-la-terre_art34546.html
Copyright © Gentside Découverte
10. RBNIR ( 07/02/2018 13:21)
raha misy hono trou noir iray manakaiky ny tany dia handalo an'izany nuage d'Oort (fitobian'ny comètes) izany izy io dia vokatr'izay hoy ireo manampahaizana dia hisy astres be dia be hipitika ety amin'ny tany sy ireo planèta hafa.....

Hoy i Jesosy hoe....« ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra. » (Mar.13:25)

Iza no mpanozongozina? (ilay trou noir).....
11. rhaj0 ( 07/02/2018 13:47)
eny azany eee... Fa takatrao azany ve k'lou ny echelle des temps @ io ry RBNIR aaa...

1- afaka firy (an-hetsin-)taonany ny systeme solaire sy ny trou noir no hifanena?

2- dia izao koa: ao anatin'ny 7 andro 7 aliina izy teo, ao anatin'izay, hozy i Jesosy de Belazao, no "miraraka toa voatsinefy ny kintana", sahala @ orana, ary tena mbola MANAM-POTOANA NY HIBEBAKA daholo ny RBNIR-kely rehetra.

Mouah ha ha... mba hainao ve ny karazana kaometa nipeka ny Latera t@ andron'ny dinaozoro ry RBNIR? hi hi hi... mbola tSISY Andrmntra t@ izany, ary dia TSY fantatry ny Baiboly ny @ izany...

Dia izao koa: mba takatrao ve koa ohatra, fa raha tafavily @ trajectoire-ny i Latera, tafavily @ kely fotsiny, dia tafatsoropaka amina conditions tsy azo iainana? Sa @ io vao tena hanao bouche-à-bouche aminao RBNIR i Jesosy en personne, satria ianao dia ilay kristiana péféré-n' i Jesosy???

Alefaso @ tsara ny imaazination-nao ry RBNIR, f'aza "taitaitra" ao kosany an...
12. RBNIR ( 07/02/2018 13:58)

1 Eo no takiana ilay finoana....raha ny voasoratra dia hoe "ho avy toy ny mpangalatra" izany hoe tsy misy hiomanana fa hiseho tampoka (mety avy dia en activité be tampoka ilay trou noir amin'io tsy fantatra fa tena ilaina ny mino an'i Jesosy dia miomana mialoha,

2 Rehefa tonga ange izany tsy misy fibebahana azo raisina intsony e, alohan'ny hahatongavan'izany no antsoina hibebaka ny olona......

3 Rehefa levona ity galaxie ity dia hisy galaxie vaovao hamindrana ny olona voavonjy rehetra....

« [Ny amin'i Jerosalema vaovao] Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony. » (Apokalypsy 21:1)

13. RBNIR ( 07/02/2018 14:40)
RBNIR:

tsy vitan'ny masoandro, sy ny volana ary ny kintana ihany fa ny tany koa dia voalaza hoe :
"ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy"...

Ka inona ary ny afo izay handevona ny masoandro, volana, ny kintana ary ny tany?????

Fa hotohizako kely ity,

Ny voasoratra dia farihy afo (na koa hoe afo maharitra mandrak'izay....(na ilay afobe tsy ho faty intsony)

Ny manampahaizana ihany koa dia milaza fa ny trou noir dia manana endrika "farihy afo"..tahakan'izao amin'ny sary izao...

http://www.sci-news.com/astronomy/science-supermassive-black-hole-erupted-01405.html
14. RBNIR ( 07/02/2018 14:45)
Ny masoandro sy ny kintana (tahaka ny masoandro) v mety ho levon'ny trou noir iray?

15. RBNIR ( 07/02/2018 14:46)
Ary ny tany sy ny volana koa ve mety ho levon'ny trou noir iray?

Voilà ce qui arriverait si un trou noir s'approchait de la Terre Facebook 3545Pinterest Recevoir la newsletter

En savoir plus : http://www.maxisciences.com/trou-noir/voila-ce-qui-arriverait-si-un-trou-noir-s-039-approchait-de-la-terre_art34546.html
Copyright © Gentside Découverte
16. RBNIR ( 07/02/2018 14:50)
Ilay afo voalaza fa handevona ny masoandro sy ny volana ary ny kintana sy ny tany (2 Petera 3:10) dia tsy inona fa trou noir lehibe iray, farihy Afo no anarany ary any no atsipy ny bibidia, mpaminany sandoka, ny devoly, sy izay rehetra tsy hita voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana...

« Ary nosamborina ilay bibi-dia mbamin'ny mpaminany sandoka, dia ilay nanao ny famantarana teo anatrehany, izay nentiny namitaka ny efa nandray ny mariky ny bibi-dia sady miankohoka eo anoloan'ny sariny; ary dia natsipy velona ho any amin'ny farihy afo mirehitra solifara izy roroa. » (Apokalypsy 19:20)
« Ary ny devoly izay namitaka azy dia natsipy tany amin'ny farihy afo sy solifara, izay misy ilay bibi-dia sy ilay mpaminany sandoka koa, ary hampijalina andro amin'alina mandrakizay mandrakizay ireo. » (Apokalypsy 20:10)
« Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] » (Apokalypsy 20:14)
« Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy. » (Apokalypsy 20:15)
17. rhaj0 ( 07/02/2018 15:08)
Dia anfangaroaron-dry RBNIR @ finoanany primitiva eo foana ny resaka Siansa.

Ny tsy takatr'i Jesosy t@ izy namoromporona tantara valamaty andrebirebena ny olona de l'an zero, dia ny Siansa 2018 anie ka afaka manara-maso ny tontolo, ary hitany hatrany @ tsy hita pesipesenina akoriny azany.

Efa "hita" daholo izao ny (ho) fihetsik'izay bolonganabe manantona ny Latera. Ireo kometa ato @ system solaire izao, dia efa FANTATRA ny trajectoire-ny sy ny trajectoire-n'ny Latera.

Ka efa kalamina io, fara-faharatsiny dia fara-faharatsiny @ androm-piainantsika sy ny zafikelintsika izao ry RBNIR aaa...

Fa tohizo ihany ny karokaroka ry RBNIR aaa.. zara aza ianao mba mivoaka @ io hevoka boky tonta tao teo io, dia mba manitakitatra fijery kely. Hi-click aminao ihany ho'a farany ny maha-absurde sy ridicule an'i Jesosy de l'an zero eee...

Rahefa voavahabahanao ny "loza" mety hitranga avy any ivelan'i Latera, dia sokisokiro indray ny "loza" mety hitranga avy ao anaty Latera ihany, toa ny volcan, na koa, ny mety ho vokatr'io resaofema klimatika io ohatra, ka hoe, misy bakteria na viriosy voakatona tanaty ny iceberg, nefa raha mitsonika io dia mety hihanaka.. ary bakteria talohan'ny andron'i Dinaozoro io, ka tena tsy takatry ny hoza-dohan'i Jesosy de l'an zero sy ny belazaony @ izao Loza 7 izao...

Tsy maninona ho'a na anaovanao ity tere-ko-marina-ara-baiboly daholo izay resaka eee... Rahefa mba miasaasa ao ny coco-nao, dia mety mi-click aminao ihany ho'a farany ny maha-absurde sy ridicule an'i Jesosy de l'an zero ao izao eee...
18. RBNIR ( 07/02/2018 15:21)
mahafinaritra ny fanehoankevitra rhajo a!

Mba tena tiako ho re ny hevitry ny hafa raha mety?????
19. RBNIR ( 08/02/2018 09:05)
rhaj0:

Ka efa kalamina io, fara-faharatsiny dia fara-faharatsiny @ androm-piainantsika sy ny zafikelintsika izao ry RBNIR aaa...

Aza manao an'izany ianao fa na ireo manampahaizana aza ange izao mbola sahirantsaina nahita ilay trou noir en activité ao afovoan'ny galaxin-tsika ao e

Le trou noir géant situé au coeur de notre galaxie semble soudain s’être réveillé et dévore toute la matière qui passe à proximité. Un tel regain d’activité laisse les astrophysiciens perplexes.

https://www.sciencesetavenir.fr/espace/astrophysique/il-se-passe-quelque-chose-au-centre-de-la-galaxie_34718

Raha milamina v inona no tokony hahasahirantsaina azy????
20. RBNIR ( 08/02/2018 09:59)

rhaj0:

Dia anfangaroaron-dry RBNIR @ finoanany primitiva eo foana ny resaka Siansa.

Ny tsy takatr'i Jesosy t@ izy namoromporona tantara valamaty andrebirebena ny olona de l'an zero, dia ny Siansa 2018 anie ka afaka manara-maso ny tontolo, ary hitany hatrany @ tsy hita pesipesenina akoriny azany.

Efa "hita" daholo izao ny (ho) fihetsik'izay bolonganabe manantona ny Latera. Ireo kometa ato @ system solaire izao, dia efa FANTATRA ny trajectoire-ny sy ny trajectoire-n'ny Latera.

Ka efa kalamina io, fara-faharatsiny dia fara-faharatsiny @ androm-piainantsika sy ny zafikelintsika izao ry RBNIR aaa...

Fa tohizo ihany ny karokaroka ry RBNIR aaa.. zara aza ianao mba mivoaka @ io hevoka boky tonta tao teo io, dia mba manitakitatra fijery kely. Hi-click aminao ihany ho'a farany ny maha-absurde sy ridicule an'i Jesosy de l'an zero eee...

Rahefa voavahabahanao ny "loza" mety hitranga avy any ivelan'i Latera, dia sokisokiro indray ny "loza" mety hitranga avy ao anaty Latera ihany, toa ny volcan, na koa, ny mety ho vokatr'io resaofema klimatika io ohatra, ka hoe, misy bakteria na viriosy voakatona tanaty ny iceberg, nefa raha mitsonika io dia mety hihanaka.. ary bakteria talohan'ny andron'i Dinaozoro io, ka tena tsy takatry ny hoza-dohan'i Jesosy de l'an zero sy ny belazaony @ izao Loza 7 izao...

Tsy maninona ho'a na anaovanao ity tere-ko-marina-ara-baiboly daholo izay resaka eee... Rahefa mba miasaasa ao ny coco-nao, dia mety mi-click aminao ihany ho'a farany ny maha-absurde sy ridicule an'i Jesosy de l'an zero ao izao eee...

Ny baiboly dia efa nanambara mialoha ny zavatra rehetra hitranga,

Raha loza ety antany no tianao ho fantatra dia hisy izany loza fito farany izany alohan'ny handevonana ity tany ity (alohan'ny hiteloman'ilay trou noir ny tany)

Hitanao ao amin'ny bokin'ny apok.16:1-21 ireo loza ireo, ary afaka manaraka ity vidéo ity koa ianao raha liana...

https://www.youtube.com/watch?v=Na0oU2KS1hs
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7243