Ny Famoronana

21. endriny ( 07/12/2017 03:59)
Dia isaky ny inona I Tealala no mitanjaka?
22. tealala ( 07/12/2017 04:16)

endriny:

Dia isaky ny inona I Tealala no mitanjaka?

Hazavaiko, ny teny hoe mitanjaka dia misy dikany hafa koa, ao io nazavaiko io hoe
(1) Niresaka nivantana t@ Andriamanitra
(2) ny anaran'Andriamanitra dia IHVH ary ny "I" sy "H" dia tao amin'i Adam sy Eve, (Ish & Isha), ary ny "VH" kosa tao amin'ny bibilava (Nahash izy raha transliré-na), dia izay no hoe mitanjaka tsy ampy an ilay "VH" i Adam sy Eve.
23. endriny ( 07/12/2017 04:25)
Dia vendrana be daholo izany ve ny olona rehetra teto ambonin'ny tany nandika an'io hoe mitanjaka?
24. tealala ( 07/12/2017 04:29)
Izay tianao hilazana azy, fa amiko ny tsy fahalalana ny teny hebrio, na ny fandikana ny Tanakh t@ teny grika no nahatonga azy ho very ny heviny.
25. endriny ( 07/12/2017 04:33)
Na ny Tsabadi aza dia milaza mazava fa: nIsokatra ny mason'izy ireo ka nahatsapa fa mihanjaka izy ireo.

Ka @ Tealala izany ny Genesisy 3.7 izany tena diso be fa Atra kay no hitany teo fa tsy taovam-pananahan'izy roa koa
26. tealala ( 07/12/2017 04:36)
Eny ary ko diso be aho :)
27. stahtam ( 08/12/2017 09:35)

[quote=tealala]
Eny ary ko diso be aho :)
[quote=stahtam]
Sao dia mba i Petoela àry no "mampianatra" anao ity ? Mba marina e !
28. tealala ( 08/12/2017 10:26)

stahtam:

[quote=tealala]
Eny ary ko diso be aho :)
[quote=stahtam]
Sao dia mba i Petoela àry no "mampianatra" anao ity ? Mba marina e !

Tena izay aho vao naheno izany Petoela izany
29. tealala ( 08/12/2017 10:34)
Hitako ilay Petoela fa tsy mbola nihainy ny zavatra nolazain'izy io aho.
30. endriny ( 09/12/2017 04:53)
Raha azoko tsara izany, dia te hifikitra amin'ny finoana i Tealala, kanefa leon'ilay antokom-pinoana nisy azy teo aloha. Dia mitady zava-baovao.

Mazotoa e
31. shafira ( 10/12/2017 07:48)
Mankasitraka @fizarana fotsiny aloha no azok atao hatreto.

32. Miharena ( 11/12/2017 13:50)
Tealala:

Hazavaiko, ny teny hoe mitanjaka dia misy dikany hafa koa, ao io nazavaiko io hoe
(1) Niresaka nivantana t@ Andriamanitra
(2) ny anaran'Andriamanitra dia IHVH ary ny "I" sy "H" dia tao amin'i Adam sy Eve, (Ish & Isha), ary ny "VH" kosa tao amin'ny bibilava (Nahash izy raha transliré-na), dia izay no hoe mitanjaka tsy ampy an ilay "VH" i Adam sy Eve.

Mahaliana ny resaka ataonao ary ahafahana mamantatra ny zava-miafina raketin'ny Torah.

Fa mba afaka manazava bebe kokoa io resaka tsy fahampiana io ve ianao? Fa maninona ny VH no tao amin'ny bibilava? Iza ilay bibilava?
33. tealala ( 11/12/2017 15:22)

Miharena:

Salama namana Miharena, tena tsy dia tadidiko loatra ny mahakasika azy io...fa ny hany mba azoko lazaina dia ny hoe fanahinina ilay izy mba hampijabaka an'i Adam.

NB : (3) Ampiko kely koa fa ny hoe "nahatsapa fa niboridana" i Adam sy Eve avy nihinana ilay voakazo dia ny antony hoe menatra fa nandika ny didin'i Hashem.
34. tealala ( 11/12/2017 15:23)

endriny:

Raha azoko tsara izany, dia te hifikitra amin'ny finoana i Tealala, kanefa leon'ilay antokom-pinoana nisy azy teo aloha. Dia mitady zava-baovao.

Mazotoa e

Tsy azonao tsara izany ilay izy.
35. endriny ( 11/12/2017 18:51)
Eny ary koa. Mba hazavao aza e?
36. tealala ( 12/12/2017 06:50)

endriny:

Eny ary koa. Mba hazavao aza e?

Tsara kokoa ny mahafantatra noho ny mino.
37. tianabeloo ( 12/12/2017 14:03)
Ilay izy aloha tsy tonga dia maharesy lahatra ahy (tsy maharesy lahatra mihitsy moa izany fa tsy handiso be fahatany aho raha tsy mikaroka e :) )

Fa tiako homarihina fotsiny hoe karazana fanazavana toy izao kosa anie na tsy fantam-pototra aza ohatra, dia mba azo raisina ihany aloha satria mazava. Tsy maintsy hanao fampitahàna aho tsinona ny @toriteny sy fampianarana kristianina izay be zavatra "ambigüe" loatra anfa tsy hita hohamarinina aiza akory.

Misaotra mizara sy miady hevitra aloha fa tena hahalalan-javatra e
38. tealala ( 13/12/2017 11:16)

tianabeloo:

Izy io dia fanazavana Torah, ary fampianarana judaisme orthodoxe fa tsy Kristianisme.
39. rhaj0 ( 13/12/2017 12:43)
tealala:
judaisme orthodoxe fa tsy Kristianisme.

Tena hafahafa sampona ihany k"lou, ho anay mpijery avy ety ivelan'ny Judaisma sy Kristianisma, hoe... dia tena SAMY HAFA izany ny revinareo roaroa ... Ilay revy @ io dia ilay any @ tena "fampianarna IFOTONY", ary h@ "finoana ifotony" akory azany no toa SAMY HAFA, ary mety mifandaka akoriny rahefa tena halalinina (ary izany no mampifampifanitsaka ny supporter isan'isany)

Nefa anie toa samy zanak'Atra daholo HONO ianareo, ary samy taranak'i Abrahama HONO.

Fa dia maninona loatra???

Dia entre-pa fampatsiahivina, HONOHONO io @ gasy, satria ny gasy dia TSY taranak'i Abrahama abrahama izany, fa teraky ny BANJAR

Ny niavinTSIKA Malagasy:
http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344
les ancêtres des malgaches seraient les Banjar, un peuple qui vit dans le sud-est de l'île de Bornéo.

(fa ny taty aoriana, dia nangala-phininana t@ moslimo, jiosy, kristiana na frantsay ny sasany ary lasa metisy @ ireo ny gasy SASANY.)
40. tealala ( 13/12/2017 13:54)
Misy koa ny gasy taranaka ragidro naturalisé canadien.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1035