inona kay no tena efficace ra hamelona lataka

1. ibey ( 19/11/2017 12:05)
Salu za ry zareo saika hiray tamin vadiko kay tapoka vao ho atsofoka l izy dia maty hoazy in kai no azo atao.?
2. andrywui ( 20/11/2017 07:43)
????????enao mihitsy zan no efa malaina tampoka fanga azo terena zany io ...resaka ra miakatra io fa amin manaraka de mihinàna alo sakamalao 1h avant . Fa efa tsis fika tson zany faleo tong de Mifona
3. ibey ( 20/11/2017 18:34)
Msotra anao ao fa mailo am manaraka d otrany aon n fatran ilay sakamalao?
4. ibey ( 20/11/2017 18:34)
Msotra anao ao fa mailo am manaraka d otrany aon n fatran ilay sakamalao?
5. andrywui ( 20/11/2017 18:37)
Misy jus anreny efa amidy eny amin'ny grande surface reny à. ..
6. ibey ( 20/11/2017 18:54)
Ay vv mercy! Ten eficac nf io ann!
7. ibey ( 21/11/2017 05:10)
Nahita fanamboarana an azy ko za tany am youtub fa merci !
8. ibey ( 21/11/2017 05:13)

andrywui:

????????enao mihitsy zan no efa malaina tampoka fanga azo terena zany io ...resaka ra miakatra io fa amin manaraka de mihinàna alo sakamalao 1h avant . Fa efa tsis fika tson zany faleo tong de Mifona

Tena menatr mitsy ny tena fa tsy maitsy nifona nf izy in2 alina ntady fona fa mbl ts norm ee :-D
9. mpilaza444 ( 02/11/2018 11:41)
Misy olona mpivarotra fanafody semi fini eo ampitampitan'ny Galana Analakely. Mivarotra fanafody toy ny Hafatra ry zareo saingy tsy ireny ilay izy fa pomady anaty boaty mifanarona.Misy karazany mampatanjaka sady mitsabo tension.Na ahosotra eo amin'ny fotony ambany aza d'efa mety .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3983