Be fitiavana tokoa ve ilay Atr'Israely?

1. endriny ( 14/09/2016 16:56)
Raha Israelita aho dia ENY hoy aho, satria io Atra io no nahatonga ny razambeko hanamontsana ny fahavalo, sy niady ho azy ireo tamin'ny fangalarana tany tany Mezaopaotamia tamin'izany e.

Fa raha Jentilisa aho na Filistina dia TSIA hoy aho, satria io Atra io no namono ny razambeko sy nanala azy ireo tamin'ny tanin-drazany.

Ohatran'ny zava-misy eto Madagasikara ihany... ho an'izay nahazo tombontsoa tamin'ny frantsay dia manao hoe: "hafa ihany ny colon manao zavatra, ary hafa ihany ny fiainana tamin'izany fa niadana ny ambany lanitra"

Ho an'ireo tany ambany ravinahitra kosa anefa dia hoe: "Tsy nisy fahoriana toa ny tamin'ny andron'ny fanjanahana: fa ny tannin-drazanay nahoron'ny voanjo daholo, ny dadilahinay novelesiny natao mpanompo, ary ireo sisa velona notifiriny tamin'ny andron'ny 47"

Dia tohizo maro ny zavatra azo itarafana ireo fijery mifanipaka ireo eo amin'ny finoana.
novalian'i endriny ny 26/10/2016 06:52
2. rhaj0 ( 14/09/2016 17:02)
RAha ny fahitako azy, dia ilay hoe "Atra be fitia", dia pli-vava, na fanirian'ny mpisotro toaka fotsiny, fa rahefa halalainina ny resaka, dia TSY "be-fitia" izany ilay Andtrmna (an'ny Kristiana).

Ny fahavalon'ny Zanany sy izay olona iangarany ao, dia ataony mihinan'ny tsakaokany. Koa na ny Devoly fotsiny azany dia ho ataony fesina ao, raha tian'ilay omnipotent atao fesina; fa ilainy fotsiny ny Devoly ho sidekick-ny @ ilay fampandriana adrisa be vata io.

(fa imagination daholo izany eeee...)
3. stahtam ( 15/09/2016 05:08)

[quote=endriny]
Raha Israelita aho dia ENY hoy aho...

[quote=stahtam]
Ny tena marina dia izao: tsy mivavaka @ izany Atra izany ny Israelita. Ny Malagasy taloha no nivavaka t@ izany ary nino fa notahian'izany (sy ny razana).
Be fitiavana ve Ilay nivavahan'ny Israelita? Aoka izy mivavaka aminy no hamaly izany; ny ankoatra izay da valinteny zavon-tany no ho avy eo
4. endriny ( 15/09/2016 05:35)
Inona tokoa ho'a ry S ny Atra na Zanahary Malagasy entina mamosavy? Aza fady fa ny eo tsy voavaly moa ny eo misesika ihany
5. stahtam ( 15/09/2016 06:54)

[quote=endriny]
Inona tokoa ho'a ry S ny Atra na Zanahary Malagasy entina mamosavy? Aza fady fa ny eo tsy voavaly moa ny eo misesika ihany
[quote=stahtam]
Mila mandalina tantara angamba no hitako fa vahaolana @ io fanontanianao io sady ny teknolojia koa izao efa mandroso, mety ho haingana kokoa ny fikarohana @ izay
6. rhaj0 ( 16/09/2016 11:30)
stahtam:
Mila mandalina tantara angamba no hitako fa vahaolana @ io fanontanianao io sady ny teknolojia koa izao efa mandroso, mety ho haingana kokoa ny fikarohana @ izay

[size=10]hors-siozehy kely aho eto... mampalahelo ihany raha ilay "teknolozia" dia ampiasaina @ "fikarohana" (hono) sy fandalinana an'izao resaka abobo taloha rehetra izao, fa TSY mba ampiasaina hitodihana @ ho avy, na farafaharatsiny hanatsarana ny ankehitrio eee... Fa tsy maninona fa rahefa mizatra manao "fikarohana" ao nareo, mety mi-click ihany hoe... inona koa ity atao fa tsy ny tokony atao no atao. Vita hors-siozehy.[/size]
7. tealala ( 16/09/2016 12:59)
raha ohatra ka boriborina amin'ny hoe be fitiavana izy dia la "idolâtrie" angamba, fa ny tiako hiavina dia tsy fitiavana ihany fa misy koa justice, mahay mandanjalanja.
Fa misy anie ny andriamanitry ny sasany be fitiavana fa manozona tsotra fotsiny izao e.
Marka toko 11; 12 "Nony ampitso, raha niala tany Betania izy, dia noana, 13ary nahatazan-davitra aviavy iray mandravina izy, dia nankao hizaha raha sendra misy voany; fa nony mby teo izy, dia tsy nahita na inona na inona afa-tsy ravina, satria tsy taom-pamoazan'ny aviavy tamin'izay. 14Dia hoy izy tamin'ny aviavy: Aoka tsy hisy olona hihinana voa aminao intsony mandrakizay; ary ren'ny mpianany izany. "
mba saino kely anie io zavatra tantaraina io e.
8. stahtam ( 16/09/2016 13:02)

rhaj0:

[quote=stahtam]Mila mandalina tantara angamba no hitako fa vahaolana @ io fanontanianao io sady ny teknolojia koa izao efa mandroso, mety ho haingana kokoa ny fikarohana @ izay

[size=10]hors-siozehy kely aho eto... mampalahelo ihany raha ilay "teknolozia" dia ampiasaina @ "fikarohana" (hono) sy fandalinana an'izao abobo taloha rehetra izao, fa TSY mba ampiasaina hitodihana @ ho avy, na farafaharatsiny hanatsarana ny ankehitrio eee... Fa tsy maninona fa rahefa mizatra manao "fikarohana" ao nareo, mety mi-click ihany hoe... inona koa ity atao fa tsy ny tokony atao no atao. Vita hors-siozehy.[/size]
[quote=stahtam]
Mandeha ila no fijeriko ilay rezonema... roa ny fiainana hoy ny ohabolana gasy izay: todihana ny lasa, banjinina ny hoavy. Ka ho anareo angamba dia ny hoavy ihany no ilaina jerena, hevitra samy manana ny azy iny; tsy ifandirana. Ny mahagaga fotsiny ireo scientistes (na ny marimarina kokoa ireo arikeolaogy) manatsinkafona tany efa tototra tany @ -1000 ans tany manaporofo ny fisian'ilay tantara abobo taloha...!!
9. rhaj0 ( 17/09/2016 14:50)
[size=10]eny azany eee... isika sy ny fahantrantsika, tsy ny ara-materialy ihany fa ny fahalalana manondraka ny interinety mila takarina ireo io, dia... n'enareo izany ampiasainareo luxe hamadibadihana abobo ilay izy eee...

Sady @ izay ho'a ilay "abobo" taloha sokitsokirina sy andriana ary andrianina lava ao io toa tsisy ifandraisan'izay fi(s)ainana GASY akory eee... Ny fomba amam-panao ary fisainana GASY izay ao amintsika lalina izao tsy takatra mazava akoriny, nefa toa miseho foana eny @ zava-misy iainana izao...

Fa dia savisaviho any izany izay abobon'olona any ee... Dia izao abobo-de-l'an-3000 izao no ampiharo @ 2016 izao.. mba misy ivanitihan'ny Ankizy ho'a....[/size]
10. stahtam ( 19/09/2016 05:21)

[quote=rhaj0]
1- eny azany eee... dia... n'enareo izany ampiasainareo luxe hamadibadihana abobo ilay izy eee...

2- Sady @ izay ho'a ilay "abobo" taloha sokitsokirina sy andriana ary andrianina lava ao io toa tsisy ifandraisan'izay fi(s)ainana GASY akory eee... Ny fomba amam-panao ary fisainana GASY izay ao amintsika lalina izao tsy takatra mazava akoriny, nefa toa miseho foana eny @ zava-misy iainana izao...

3- Fa dia savisaviho any izany izay abobon'olona any ee... Dia izao abobo-de-l'an-3000 izao no ampiharo @ 2016 izao.. mba misy ivanitihan'ny Ankizy ho'a....[/size]
[quote=stahtam]
1- Ilay scientistes (archéologues) mihitsy ange no mamadibadika ilay abobo taloha e!
2- Ny ankabeazan'ny fomba sy fisainana gasy dia voalazan'ny baiboly raha tena dinihina tsara (fanajana ray aman-dreny sy ny zokiolona, fahatahorana Ilay ao an-tampon'ny loha, vady loloha, fomba atao rehefa misy fahafatesana, ny lahy lohan'ny vavy, ny fanajana ny fahasamihafana ara-poko sy ara-pihaviana, ny finoana ny herin'ny teny mivoaka ny vava, ny tsy fihinankinanam-poana...) ka tsy marina ilay hoe "tsy misy ifandraisany akory".
3- Misy karazany roa ilay ankizy e! 1 an'ny scientistes, 2 an'ny manaraka finoana ka samy mahay (sy afaka) mivanitika ny andaniny sy ny ankilany ireo
11. rhaj0 ( 19/09/2016 16:49)
stahtam:
2- Ny ankabeazan'ny fomba sy fisainana gasy dia voalazan'ny baiboly

Entre-pa fa nataoko fa Torah n'enao ao..

Ka inona azany ny FIHAVANANA ao @ Baiboly/Torah ao eee...

Ameo @ dikany orijinaly teny frantsay/anglisy izay nandikana io Baiboly io. Amevo toko aman'andininy iarahana mijery hoe, inona no teny nampiasaina nanehoana ilay FIHAVANANA MALAGASY.

RAha tsy misy, dia telomy haingana io affirmation gratuite-nao io ambony io, fa manala baraka ny Baiboly/Torah
12. stahtam ( 20/09/2016 09:55)

rhaj0:

[quote=stahtam]2- Ny ankabeazan'ny fomba sy fisainana gasy dia voalazan'ny baiboly

Entre-pa fa nataoko fa Torah n'enao ao..

1- Ka inona azany ny FIHAVANANA ao @ Baiboly/Torah ao eee...

2- Ameo @ dikany orijinaly teny frantsay/anglisy izay nandikana io Baiboly io.
3- Amevo toko aman'andininy iarahana mijery hoe, inona no teny nampiasaina nanehoana ilay FIHAVANANA MALAGASY.

4- RAha tsy misy, dia telomy haingana io affirmation gratuite-nao io ambony io, fa manala baraka ny Baiboly/Torah
[quote=stahtam]
Raha fomba fiteny @ ankapobeny dia baiboly no teneniko, fa raha précision kosa no ilaina dia Baiboly hebreo (izay tsy ny torah ihany fa misy hafa) no tena izy. Testamenta taloha no ahaizan'ny kristiana azy io.
1- Fitiavana ny namana tahaka ny tena, tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena dia santionany azo omena (hatreo aloha) saingy aza hadinoina fa ny référence-n-tsika dia samy hafa @ fomba fanaovana interprétation.
2- Mr rhaj0 a! Mba telomy ity affirmation gratuite ataonao ity fa mahamenatra. Mba amevo toko sy andininy iarahana mijery hoe manazava ilay vokabolary hoe "orijinaly", fa izay aho mantsy vao naheno hoe misy zavatra iray manana orijinaly roa (baiboly nadika avy @ teny frantsay/anglisy). Na izany aza: tsy frantsay na anglisy fa teny Hebreo no nandikana ny baiboly.
3- Izao ny momba ilay toko sy andininy zahavinao: matoa ianao manohitra ny voalaza ao dia mamaky ny toko sy andininy ao anatiny izany! Noho izany jerijereo sahala @ mi-google ihany fa betsaka ao e; sady efa nisy ampahany voavaly teo @ 1- ihany angamba ity fanontaniana ity.
4- Ny notion de "firenena sy fanjakana" ao anaty baiboly (hebreo) sy ny notion de "firenena sy fanjakana" @ izao andro maoderina izao no mila apetraka tsara dia hanampy betsaka anao @ fikarohana izany.
13. rhaj0 ( 20/09/2016 14:56)
rhaj0:
1- Ka inona azany ny FIHAVANANA ao @ Baiboly/Torah ao eee...

stahtam:
1- Fitiavana ny namana tahaka ny tena

hum... (mety) tena izay tokoany an... Fa mbola misy fanontaniana:

- Inona no TENY, na teny hebreo io na teny frantsay/anglisy, nampiasaina tao @ Torah/Baiboly ka midika hoe Fihavanana? Inona ilay TENY?? averiko indray, ilay TENY ??
Ka io mantsy azo roriroritina daholo, na revy sinoa io na amerindiana, dia anaovana famaritana-rambon'osy fa ireo koa dia manana ilay "fihavanana malagasy". Nefa ny mpahay azy toa hoe, toa hafa mihintsy hono izany concept-na Fihavanana izany @ gasy (izaho koa tsy mahay, ka manontany)

- Dia raha tarafina ny oha-pitenenana malagasy momba ny Fihavanana, dia tena izay tokoany ve ilay izy, sa ... tere-ko Torah toa resak'i Stahtam fotsiny izy ity.. Ohatra:
- ho hitan'ny HAVANY ao...
- na hoe, ny fihavanana tahaka ny volonkotona, na toa ny landy, na toa ny voara na ny jiafotsy...

14. endriny ( 21/09/2016 04:59)
Misy koa ilay hoe: "Tsy manampahataperana ny fitiavan'Atra" HONO, asiako hoe hono, satria ry zareo mpandalina sy mpankamamy ihany no milaza, fa izay tsy manao ny mifanaraka amin'ny heritreriny dia dorana mandrakizay any amin'ny helo.

Kay mety tapitra ihany ary misy fetra ny fitiavan'Atra...
15. stahtam ( 21/09/2016 06:12)

rhaj0:

[quote=rhaj0]1- Ka inona azany ny FIHAVANANA ao @ Baiboly/Torah ao eee...

stahtam:
1- Fitiavana ny namana tahaka ny tena

hum... (mety) tena izay tokoany an... Fa mbola misy fanontaniana:

- Inona no TENY, na teny hebreo io na teny frantsay/anglisy, nampiasaina tao @ Torah/Baiboly ka midika hoe Fihavanana? Inona ilay TENY?? averiko indray, ilay TENY ??
Ka io mantsy azo roriroritina daholo, na revy sinoa io na amerindiana, dia anaovana famaritana-rambon'osy fa ireo koa dia manana ilay "fihavanana malagasy". Nefa ny mpahay azy toa hoe, toa hafa mihintsy hono izany concept-na Fihavanana izany @ gasy (izaho koa tsy mahay, ka manontany)

- Dia raha tarafina ny oha-pitenenana malagasy momba ny Fihavanana, dia tena izay tokoany ve ilay izy, sa ... tere-ko Torah toa resak'i Stahtam fotsiny izy ity.. Ohatra:
- ho hitan'ny HAVANY ao...
- na hoe, ny fihavanana tahaka ny volonkotona, na toa ny landy, na toa ny voara na ny jiafotsy...

[quote=stahtam]
Raha tena fihavanana no tadiavinao tsy misy fangarony dia tsara apetraka ihany aloha fa relatif io hoe fihavanan'ny Gasy resahinao io satria tsy voafaritra mihitsy hoe t@ vanim-potoana oviana, t@ andron-dry Rafohy sy Rangita sa talohan'izany sa t@ andron'ny mpanjaka taty aoriana ilay toe-tsaim-pihavanana? na izany aza tsy ilay teny fotsiny no omeko fa miaraka @ ilay hevitra fonosiny mihitsy mba tsy ho-interprétation-ko tokoa na teren-ko masaka ny valin-teny azonao. Fanamarihana farany: raha efa nadika t@ fiteny hafa (malagasy ohatra) ny baiboly dia mety ho efa niova ny tena hevitr'ilay teny ka izay no nahatonga ahy nampiaraka ilay teny @ tena heviny mba hanakaranao izay tiany hambara. Ohatra Nomery 27/11: mbola toe-tsain'ny Malagasy hatr@ izao io manavotra "havana" io amin'ny resaka tanin-drazana. Eo no mety hipoitra ilay nolazaiko hoe fihavanana t@ andron'ny Israeliana ve no heverinao hampitoviana @ fihavanan'ny Gasy @ izao?
16. rhaj0 ( 21/09/2016 12:43)
blah blah be izany ry Stahtam aaa... afaka manao blah blah toa anao koa aho raha ny @ amerindiana, ary dia anaovako famarita-ndrambon'osy arak'ilay fombanareo hoe, tena nianatra naka tahaka ny fihavanana malagasy mihintsy ireto amerindiana ireto.


Ka inona ilay TENY ry Stahtam aaa.... Rahefa TSY afaky ny enoncer-na amina TENY iray ilay concept dia resak'hehy n'enao ry Stahtam aaaa... Ary henatra ho anao sy ny Torah-nao fa misavisavika soatoavin'olona dia mamiravira azy ho @ reviredina(re)o ao fotsiny.
17. stahtam ( 21/09/2016 12:47)

[quote=rhaj0]
blah blah be izany ry Stahtam aaa... afaka manao blah blah toa anao koa aho raha ny @ amerindiana, ary dia anaovako famarita-ndrambon'osy arak'ilay fombanareo hoe, tena nianatra naka tahaka ny fihavanana malagasy mihintsy ireto amerindiana ireto.


Ka inona ilay TENY ry Stahtam aaa.... Rahefa TSY afaky ny enoncer-na amina TENY iray ilay concept dia resak'hehy n'enao ry Stahtam aaaa... Ary henatra ho anao sy ny Torah-nao fa misavisavika soatoavin'olona dia mamiravira azy ho @ reviredina(re)o ao fotsiny.
[quote=stahtam]
ka tsy hitanao tao angaha ilay teny notadiavinao?
18. rhaj0 ( 21/09/2016 12:57)
Izaho TSY mitady, fa efa azokazoko fa TSISY an'izany ao @ Torah eee... Ny mpahalala dia efa milaza foana fa concept mba hafa ny an'ny gasy.

Ianao mihevoka ao anaty Torah io moa ve koa hahita eo, fa ... viravirao na avilambilanno ao ho'a izany ny Torah, sahala @ fataon'i RBNIR ny baiboly, dia ilazao @ feo mafy eto hoe, tena naka tahaka ny Fihavanan'ny Gasy ny ao @ Torah, na vice-versa eee...
19. stahtam ( 22/09/2016 04:45)

[quote=rhaj0]
Izaho TSY mitady, fa efa azokazoko fa TSISY an'izany ao @ Torah eee... Ny mpahalala dia efa milaza foana fa concept mba hafa ny an'ny gasy.

Ianao mihevoka ao anaty Torah io moa ve koa hahita eo, fa ... viravirao na avilambilanno ao ho'a izany ny Torah, sahala @ fataon'i RBNIR ny baiboly, dia ilazao @ feo mafy eto hoe, tena naka tahaka ny Fihavanan'ny Gasy ny ao @ Torah, na vice-versa eee...
[quote=stahtam]
Ary hono hoy aho: io "mpahalala" mba inoanao io moa izany efa "azokazonao" fa tena mahay an'ilay concept gasy sa mba azo nisarangotana fa ianao mantsy nilaza hoe tsy mahay "koa"; sa ve hoe rehefa tsy domaine-nao dia tsy maintsy bla-bla-bla izay? Dia mba lazalazao hoe ilay "critère" ahalalana hoe ity olona ity no tena "mpahalala" fa iry iray iry "blablabla" fotsiny!
20. rhaj0 ( 22/09/2016 11:21)
eny azany eee... mi-bla-bla koa ilay "mpahay azy" hitakitako teny.

Fa raha samy tsy mijery ny mpi-bla-bla azany, dia tsotra :
aboahy eto ny TENY midika FIHAVANANA ao @ Torah/Baiboly ao.

Rahefa TSY afaky ny apetraka amina TENY iray ny concept iray, dia... bla-bla no dikany.

Miombo-kevitra ve isika @ io??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.065