mba ampio re !!!

1. SYLLA8 ( 13/12/2015 09:05)
20 taona zah zao.6taona zah no maty n Mamaku d nipetrka t@n bebeko za.@zao zah zay vô tena mahtsap f tena mis fiatrakany @ko zany,n Raiko ts mvaky loha ahy k na hatr@ny fianarko aza tena ts mandeh mhints! ts ampy fitiavan zah. inn no hataok? hisipa v zah?
novalian'i angouz ny 04/06/2016 15:08
2. stahtam ( 14/12/2015 08:39)

[quote=SYLLA8]
20 taona zah zao.6taona zah no maty n Mamaku d nipetrka t@n bebeko za.@zao zah zay vô tena mahtsap f tena mis fiatrakany @ko zany,n Raiko ts mvaky loha ahy k na hatr@ny fianarko aza tena ts mandeh mhints! ts ampy fitiavan zah. inn no hataok? hisipa v zah?
[stahtam]
Azoko anampiana anao, satria lafiny ara-tsaina no itadiavanao vahaolana dia somary kisarisary no anehoako azy: Manàna FOTOTRA eo @ fiainana fa ny olona manana fototra dia tsy mba mety voahozongozon'ny zava-mitranga. Ny vahaolana tadiavinao (hisipa ve, sns marobe izay mety ho ao an-tsainao...) dia mipoitra @ farany rehefa mipetraka tsara ny analyse de situation: Andry iankinana no tadiavinao (psychologiquement) ka azo anombohana azy aloha ny fitadiavana izay ho foto-pivelomana azo antoka. Rehefa milamina io dia mianara mandinika ny toe-tsain'ny olona manodidina anao, na namana io na Ray na olon-kafa (inona no tadiaviny aminao? tena madio saina aminao ve izy ireo sa mila zavatra takalony?...) ka rehefa hitanao indray ny marina @ io lafiny io dia ho hitanao izay toerana tokony hametrahana azy eo @ fifandraisanareo fa ilay foto-pivelomana (vao hojerenao) kosa @ izay dia aoka tsy hokitikitihina mihitsy. Te-hamantatra zavatra betsaka koa ianao satria betsaka ny lafim-piainana tsy mba nampianarina anao, ka alefaso tsikelikely aloha ny fototra dia ho avy miandalana ny voa sy ny raviny e (ny olon-tiana sy ny sisa...). Izany hoe IANAO IHANY aloha no VAHAOLANA VOALOHANY; Mahereza !
3. rhaj0 ( 14/12/2015 11:58)
Iiiiee... mahereza tokoany fa dia tena ianao ihany no mitondra vahaolana ho anao.

Raha maka recul kely ianao, dia visavisao hoe, ny ankizy (toa anao) izay fragile emotionnellement, ary mbola fragile ara-pitadiavana, dia tena mora ambakain'olona. Ho avy ny amboadia hampanantena anao solution facile @ fragilitE-nao, ka ahay mandambolambo anao. Mety hoe bandy/sipa fatsora te-haka tombony anao fotsiny.. ary mety ireny gourou isan-karazany ireny, mandrantiranty miracle @ fivavahana na finoana.

Fa dia mizotoa @ fianarana, mianara asa, ataovy manja ny fiarahana @ olona rehetra.... Ny fiainana tsy ho hoe, izay ataonao androany dia tonga dia voavaha 100% ny olana rehetra.. Processus ny fiainana. Ka io ataonao mizoto @ fianarana/asa/fiaraha-monina io androany io, dia mametraka anao amina position ahafahanao manatratra ny tanjona manaraka.

Mazotoa ary mahereza.. lava velona... :-)

4. SYLLA8 ( 15/12/2015 09:10)
K tena ts aznoreo anei! n Raiko anie mb olona azo atao hoe manakatao & manana n mah izy azy. Angamb zah mhints no tena niangaran ny vintana na zah ts manana Reny koa angambany.zahay ts d hoe sahirana b loatr! @zao zah tena mahtsiaro hw tena irery sad ts mis mpiahy mhintsy, tena mhatsiora ho mijaly!!!
5. SYLLA8 ( 15/12/2015 09:21)
Msoatr t@le fankaherezana ihany aloh e! F n d eo az izany d mbola hitako hw mis fahabangana ny @ny fianako. Zao zah tena mahtsiaro ho irery! Tena manina an MAMAKO zay zah. kanefa na ny raiko saika hoe mb hiankinako anef tena ts azo itarainana mhintsy,
6. endriny ( 15/12/2015 10:18)
Mino aho fa manana dadatoa, na nenitoa ianao. Dia raha mety ireny aloha antonina akaiky... Misy ireo cousins sy cousine ihany koa azo hifandraisana tsara...
Samy hafa mihintsy mantsy izany hoe sipa sy namana izany. Fa ilay sipa tsy voatery ho mety foana, fa ireny mampiady lava ka mety hampitombo ny alahelonao indray...
Fa aleo namana tsotra raha mety aloha
7. SYLLA8 ( 15/12/2015 18:57)
msôtra e!izy reo aloh d samy nilazako an io problmko io. f d mihalangalana ihany iz reo satria mba manana ny olana koa hoe iz reo. hatr@ zao aloh de tena mbol tsa fantatro mhints n hataoko. tena very hvtr zah! ny fianarako anef ts tiko havela!
8. MAMINTANTELY ( 17/12/2015 07:30)
MITADIAVA NAMANA AFAKA MIHAINO ANAO MIVANTANA SY IARAHANA MANAO ZAVATRA MAHAFINARITRA(FANATANJAHAN-TENA OH)DIA JEREO HOE INONA NO ZAVATRA TENA MANAVANANA ANAO DIA IFOTORY TSARA HO HITANAO FA HO AFAK'ANDRO IANAO ARY HO FALY AMIN'IZAY.NY AMIN'NY FIANARANA METY AFAKA MANAMPY ANAO AHO RAHA FANTATRO HOE MOMBA NY INONA LE IZY.MBA NANDALINA MOMBA NY PSYCHOLOGIE IHANY AHO MANTSY
9. SYLLA8 ( 18/12/2015 17:05)
tena msôtra betsak re!tena tsar le toro hevitrao.f na manaraka an reo hevitrao reo aza zah de mbola tena ts mety miala ato an tsaiko ny endrikny mamako no sady masiaka ny raiko! malahelo mhints zah zao no sady manome tsiny an A/tra satri ts mis itaranako.
10. SYLLA8 ( 20/12/2015 08:06)
msaotra btsak t@le toro hevitra! :D
11. SYLLA8 ( 20/12/2015 08:44)
msaotra e! zah manao maths/info @ny departmen maths ny fac science eto F/tsoa. rah mb hanampy an ahy enao dia io adres maiku:armisycesylla@gmail.com . Na mb miantsoa n 0344717425. msaotra
12. nilex ( 20/01/2016 08:48)
Amiko dia izao no azoko hanampiana anao.Ataovy ho lesona lehibe ho anao ny lasanao rehetra sy ny ray amandreninao.Mitraka ka mandrosoa amin'ny fiainana feno fahendrena sy fiankinana amin'Andriamanitrra.Mbola misokatra ho anao ny ho avy mamiratra fa tsy tapitra hatreo akory fa aza kivy.Tandremo fotsiny amin'izao fotoana izao ny manaonao foana na manao zavatra tsy ampiheverana fa sao mety hanimba ny hoavinao.Raiso ho tanjona eo amin'ny fiainanao ny hanorina ho avy mahafinaritra sy tsara miainga amin'izay eo an-tananao fa aza miantehitra amin'ny izay olona efa tsy miraharaha anao dia ny dadanao izany.Mivavaha ho azy fotsiny fa aza mankahala azy velively a.Tena mampirisika anao aho hivavaka fa hain'Andrimanitra avokoa ny zavatra rehetra.Afaka manampy sy manoro anao aho amin'izay lafiny izay raha ilaina.
13. SYLLA8 ( 22/01/2016 15:30)
salama, msaotra btsaka anao nampahery. Andriamanitra anie hitahy anao . msaotr
14. RRNP ( 26/01/2016 09:18)
mahereza e
15. SYLLA8 ( 26/01/2016 09:51)


msaotra betsak e!
16. angouz ( 26/05/2016 21:49)
Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto, asio finiavana tsara izay ataonao ary manana faharetana fa tsy maintsy ho maivana ihany io ary aza dia mandefa alahelo be an'I reninao be loatra fa tadidio fa na mbola velona teo aza izy dia ny ahafaly anao no tena niriny fa tsy ianao malahelo akory.
17. SYLLA8 ( 28/05/2016 02:26)
Msaotr btsk e(
18. angouz ( 28/05/2016 13:39)
Inona ary ty ( tena mitadiava fialam-boly atao fa ho depressif @zany enao an ! tsoriko aminao fa mbola misy olona any ho any mizaka fahoriana mavesatra be noho ianao ary mivavaha koa fa hanampy be dia be anao zany, sady maharatsy tarehy io an !
19. asylumefreder ( 31/05/2016 12:37)
Rah raisiku tsirairay le problmnw a:ny amin'ny mamanao aloha tsy itako izay tenenina satri iz ef ts et antan intsun fa maerez d mahaiz mionn ny amin'iny.Tsy azonao atao kos hoy aho ny manao antsirambin ny fianaran,ten ts met a.Ny amin'ny Dada indray:mila mifampiresak akaik narw,sad tsar ampahafatarinao az fa zanan mbol ananany andraiktr enw.De n am'n we sip nj1 a:ts d mis ifandraisn am'le problemnw zn fa rf te hanao enw d manwv rf ita f ts amp fitiavn.Zay de maerez,mitrakA (enw ku ts hay we 6p s band?
20. angouz ( 02/06/2016 23:00)
Izany de izany mihintsy otrany mahagaga be izy mba marina mo !?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1638