Papa Fransisy sy Prezida Obama

1. rhaj0 ( 14/09/2015 13:25)
Da mitovitovy hono ny revin'izy roaroa ireo.. ary dia ny tsy-tia koa, dia ireo kaonservativa-be, dia samy tsy tia azy roaroa ireo.
http://www.cnn.com/2015/09/13/us/pope-obama-critics/index.html


Ny fazahoako azy, dia mahasahy mijoro @ ireto loha-hevitra roa ireto izy roaroa ireo:
- mitsetra ny mahantra sy
- mitsinjo ny tontolo iainana

Izany anefa dia mifanipaka @ fisainana lalin'ny "mpino" sasany, izay raha mbola ny fazahoako azy ihany, dia satria hono
- ny mampiboridana an'i Piera hampiankanjoana an'i Paoly dia tsy @ "finoany"
- ny tontolo iainana dia ... efa kajian'A.tra ao @ planiny ao, ary manakatsakana ilay "finoany" ny hoe "Anjakao Izao Tontolo Izao" ny resaka "fitsinjovana tontolo iainana"


Fijeriko na fazahoako azy manokana ho'a ireo an...

novalian'i rhaj0 ny 30/10/2015 13:26
2. rhaj0 ( 14/09/2015 17:43)
Raha ny mbola fazahoako azy ihany koe, dia samy "mino" daholo tokoany moa izy roaroa ire, fa kosa...

- raha ny @ Obama ohatra, dia efa nilaza izy fa ny "finoana" dia "inspiration" ihany, fa ny atao sy lazaina rehetra dia amarinina/amafisina @ sosiolozia/pisikolozia/ekonomia/etsetra... bref, @ lozika sy fahalalana ary soatoavin'ny taona 2000 eeee...

- raha ny @ Papa Fransisy indray, dia ... asa ho'a hoe, noamarininy/noamafisiny t@ inona kosany ireo nolazainy rehetra h@ izay..
- ny resaka homosekisoaly (who am I to judge)
- ilay manala zaza teo io (afa-keloka)
- ilay misara-panambadiana (afa-keloka)
- koa na ny tontolo iainana azany, rahefa miaino ny mpanohitra azy, dia ireo kaonservativa, dia ireto kaonserbvativa ireto anie ka tena saika manaraka ara-baki-teny ny Baiboly, nefa dia "manohitra" ny Papa... ka hoe, ny an'iza no marina..

3. hery ( 15/09/2015 09:15)
Indrokely hoy ny mpandrafitra

rhaj0:

(afa-keloka)


Misy "raha..." bedabe io an'i Papa io ra-Haja.

Mbola tsy misy konservater manohitra ny Papa aloha hatramin'izao. (na farafaharatsiny tsy niteny mivantana fa mety hoe niteny mangingina tany aminareo tany :-) )
4. rhaj0 ( 15/09/2015 10:27)
Efa hoe mba ataovy ny devoaranao re ry Hery f'aza dia manome ohatra ratsy eto eeee... tena mba fiangaviana ny ahy :-)

http://lmgtfy.com/?q=catholic+conservative+against+the+pope
5. 5laody ( 15/09/2015 15:02)
6. rhaj0 ( 16/09/2015 13:28)
Ka io izany misy "dissidents" isan-karazany ao @ system katolika ao e... Toa mifanaraka ihany anefa ry samy debabe ao @ farany... polifikiana daholo ihany io kouh..

Fa ny an'ny "Katolika hendry tsara" (toa an'i Hery) izany dia
- hendry tsara ao @ "vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana" (leglizy, diosezy,...)
- manaraka ny "teny miaka-midina" toa ny t@ andron-dRaveloson Sosialista ao ny ataony...
- dia izay lazain'ny debabe (Papa) dia oye-oye (alleluia-hosanna)
- ary izay "dissidents" dia mpanoha-riana ary TSY olom-pirenena (TSY katolika hono)


Fampitaha no nataoko, fa raha ny fahitako azy, dia tena (araka) io system katolika io ihany no nianaran-dRAtsiraka dia nampihariny tany amintsika..

Io system-katolika io no voaporofo velona fa tena afaka mamehy mi-controle ny sain'olona, ka tsy mahagaga tokoany raha alain'ny sasany tahaka ho'a dia itarina ee...

7. rhaj0 ( 17/09/2015 16:49)
@ ankapobeny, ny Papa anie ka dia politisiana tahaka ny hafa rehetra ihany (politique = relatif a l'organisation du pouvoir dans l'Etat, hozy Ralarosy)

Ara-tantara, dia tena tsy hafa @ politisiana t@ fotoan'androny tokoany anie zareo ireo.. Jereo eto ohatra fa nanao habibiana ireto Papa taloha ireto, nefa toa lasa "masina" ihany ny sasany..
http://www.ftarchives.net/foote/crimes/c7.htm


Ny ankehitrio izany, dia sahala @ politisiana ihany koa i Begligli io eeee... Fa ny Katolika (hendry tsara) ao moa... hafa mihintsy ny fi-considerer-ny azy e... alleluia-hosannah
8. rhaj0 ( 23/09/2015 03:01)
Ho hita eo izao ny politika avo lenta ho atao na tsy ho ataon'i Fransisy, @ izao izy mandalo ao Etazonia ao izao. Misy pretra hispanika, toa ho hatsangany ho "saint"...
http://www.cnn.com/2015/09/22/us/pope-francis-canonization-junipero-serra/index.html

Dia ao ny milaza fa tena maneho (mi-representer) ilay maha-masina tokoany i Junipero Serra fa nampa-katolika ny (amerindiana) maro tao California tao.. Fa ireo "lasa katolika" (sasany) dia tena malahelo fa ingahy Serra kay ka tena biby loha ary izy no maneho (mi-representer) ilay habibian'ny kolonizasio...


ka dia arah(ik)o eto @ serasera eto ny @ Serra ho'a... "masina" sa "tsy masina" i Serra ??

Raha lasa "masina" izy, dia bien... miara-mahita isika rehetra fa, kay ve olona toa izany no atao hoe "masina", dia avy eo dia ny karazan'ireny koa no isan'ny ventesina lava ao @ vavaka ao...

Raha tsy lasa "masina" izy, dia bien... miara-mahita isika rehetra fa kay ve ka ny olombe katolika sy ny soatoavina noandrianin'ny katolika t@ fotoan'androny ka tena lozan-tany...


hi hi hi.. que sera sera... whatever will be, will be... :-)
9. Strong3 ( 23/09/2015 09:56)
ka raha nihinana ny vatan'i kristiny izireo tamin'ny ora farany sady nikaofésy tamin'ny habibiany...

mety hoe lasa olomasina ihany izany izy kou...

za moa tsy katolika ka tsy mahalala hoe: ahoana raha tsy nahahianana izy?
mety mbola entina ambavaka ao ampiangonana ao dia anaovana vavaka afo fandiovana dia miteny ao amin'ny hotely ao ny fanahin'ny maty hoe :
voavonjy aho fa misaotra maopera nivavaka ho ahy :-)

dia izay ilay hoe: iza tokoa moa ianao no hitsara azy amin'izay hihihi!!!
10. rhaj0 ( 23/09/2015 20:01)
http://www.lapresse.ca
Le pape devait ensuite canoniser l'évangélisateur de la Californie Junipero Serra, mort en 1784, au grand dam d'Indiens locaux: le moine franciscain est pour eux celui qui a d'abord apporté la mort et l'extinction de leur culture.

- Ka miombo-po @ ireo izay novonoina ny kolotorany ianao, sa
- miombo-po @ ireo voa-evanzelizé, nanoroka kolotora vaovao ?

- Gasy (manana fo-gasy) ianao aloha izay vao Katolika (Kristiana), sa ... aiza ilay solidarité-nao ?

- Mitsetra an'ireo malemy sy voahosy an-tampon'ny ... kolotorany ianao aloha, sa ... aiza ilay compassion-nao ?
11. endriny ( 25/09/2015 06:04)
Oe oe oe
Papa Fransoa
In Amerika
12. rhaj0 ( 25/09/2015 12:04)
Tena nandray ny fanapaha-kevitra politika izany i Fransoa eee... ary dia nohosorany ho "masina" Itompokolahy Serra...
http://www.vox.com/2015/9/24/9391995/junipero-serra-saint-pope-francis
Junipero Serra was a brutal colonialist. So why did Pope Francis just make him a saint?
... the 2013 healing of a Native American woman who prayed to a relic of his.
It's obvious that Francis wanted to be able to canonize Serra during his trip to the US, making Serra the first saint canonized on American soil.


Ka ny antony izany hono dia satria "manasitrana" ny "sisam-patin'i Serra" eeee...
Sy koa, resaka politika fotsiny, mba misy "saint" ankalazaina @ izao fandalovan'i Fransoa ao US izao..


Dia asa ho'a raha hiventy ka hiantsoantso ny Saint Serra izany ny amerindiana katolika ao @ vavakany ao... nefa mazavabe io izany fa ilay rangahy, fony faha-velony, no namono ny reniben'ny raibeny, ary amina habibiana... Fa nareo tsy amerindiana moa izany dia mazotoa miventy sy mivavaka @anaran'i Serra izany eee... que Serrra sera.. bravo


ity mbola misy santionan'ny zava-nisy, ngo dia *mody) hoe "tsy mahalala" ny zava-nisy nareo Katolika gasy hendry tsara ao, satria tsy nampalalahain'i Vatican, na hoe tsy anaty Baiboly ny resaka..

http://www.theguardian.com/world/2015/sep/24/pope-francis-makes-spanish-missionary-junipero-serra-a-saint-amid-
“They just dumped us here. This is a mass grave,”
“They tell us 2,900 of my people are buried here but there are more. My people were tortured all over this area, even under these million dollar homes.”


Esy ee.. sahala @ Basilika Saint-Pierre ihany ve izany izao Leglizin'i Serra ao izao?...
13. rhaj0 ( 26/09/2015 12:45)
Fa tout cle kosany ny Papa Fransoa e... Izao indray izy hono ho lasa superstar dia hamoaka CD... asa.. mifaninana kely amin-dry mpihira evengelique
http://www.lapresse.ca/arts/musique/disques/201509/25/01-4903968-le-pape-francois-sort-un-premier-album-pop-rock.php
Le souverain pontife n'y chante pas directement mais l'album de onze titres intègre des extraits de ses prières ou discours à une musique résolument rock.


Dia f'angaha tsy ny an'i Madonna no nataony tonga aloha: notsofiny rano ny Papa, na dia "maka tahaka" azy hono..
http://www.lapresse.ca/arts/musique/201509/25/01-4903983-madonna-donne-sa-benediction-au-pape-francois.php
Pour expliquer cette situation, elle [Madonna] a avancé deux hypothèses : ou le pape François est un copieur, ou il est secrètement amoureux d'elle.

tena ilay faha-2 no "inoako" :-)
14. Strong3 ( 28/09/2015 11:55)
mety hoe gasy aho... kristiana koa
fa alohan'izay , voaharin'ATra aho ary tsy mahalala afa tsy ny kolotorany mba hiainako!
ka ao ny saolidaritéako no hombako manana izay minia makao :-)
15. rhaj0 ( 28/09/2015 12:27)
Strong3:
tsy mahalala afa tsy ny kolotorany mba hiainako!

wow... "kolotoran'Andriamanitra" ve no tian'i Strong3 tenenina??

Hazavao indray hoe izany "kolotoran'Andriamanitra" izany...

Dia ilay "miova natiora ny olombelona" koa mbo hazavao kely koa oooo...

misaotsa mialou ooo... :-)
16. Strong3 ( 30/09/2015 13:06)
kolotoran'Andriamanitra izao raha azavaina tsotra dia toa izao:
misaina ny hanao ny tsara lalandava
mampitosaka fitiavana hatrany
mankahala ny ratsy (toetra no resahina fa tsy tarehy)


miova natiora... tontolo io hatreto
raha nanotany anao aho indray andro hoe:
misy fanahy ve ianao?
tsy namaly ahy ianao fa hoe tsy takatrao izany fa aleo miandry manampahaizana any aorina ho hita eo
donc, raha tsy takatrao izay tsy ho azonao ilay miova natiora na hilaza hanazava be eto aza aho.
fa lasa manimpy vatosoa hoan'ny indiana ao amazona
17. rhaj0 ( 30/09/2015 13:31)
Strong3:
kolotoran'Andriamanitra

Culture = sens 1 - Ensemble des connaissances acquises dans un domaine. sens 2 - Ensemble de traditions technologiques et artistiques caractérisant tel ou tel stade de la préhistoire.

Ka izay izany ny "kolotoran'Andrmntra" hoz'ianao.. okey dokey.. fa dia "caractérisant" ny tao Canaan marina izy izany...


Strong3:
miova natiora

Nature = sens 1 - Ensemble des propriétés fondamentales d'un être ou d'une chose.
sens 2 - Ce qui, dans le monde physique, n'a pas été transformé par l'être humain.

Ka tena "misavoana" any amina vala famaritana hafa tanteraka izany ny resaka(o).. okey dokey.. alefaso lavitra ilay imagination azany eeee..
18. rhaj0 ( 14/10/2015 17:55)
Dia "nibebaka" hono izany ny Papa Fransisy ee.
(mibebaka = miaiky ny fahadisoana)

http://www.lapresse.ca/international/europe/201510/14/01-4909683-le-pape-demande-pardon-pour-les-scandales-a-rome-et-au-vatican.php

Fa toa nataony globaloba fotsiny kosa hono ho'a ity fibebahana, satria...
1- TSY nolazainy hoe inona no ibebahany @ anaran'ny Katolika (ny system sy ny olony)
2- TSY nolazainy hoe iza no victime nekeny fa nanaovany fahadisoana
3- ary indrindrindra, TSY nolazainy inona no (ho) ataony hanarenana ny fahadisoany


Ka dia inona izany fa dia resaka ambony vavahady ny an'i Fransisy eeee... hainy io... Fa "madio" izany ny sainy izao fa izy azany efa "niaiky" ampahibemaso an...

Ka dia afaka ota izany ny system katolika sy ny olony ????


ntsss.... Aboahy eny @ Fitsarana fa toa tavin-dresaka mihatsara velatsihy fotsiny izany eeee...
19. Strong3 ( 22/10/2015 12:21)

rhaj0:

Strong3:
kolotoran'Andriamanitra

Culture = sens 1 - Ensemble des connaissances acquises dans un domaine. sens 2 - Ensemble de traditions technologiques et artistiques caractérisant tel ou tel stade de la préhistoire.

Ka izay izany ny "kolotoran'Andrmntra" hoz'ianao.. okey dokey.. fa dia "caractérisant" ny tao Canaan marina izy izany...


Strong3:
miova natiora

Nature = sens 1 - Ensemble des propriétés fondamentales d'un être ou d'une chose.
sens 2 - Ce qui, dans le monde physique, n'a pas été transformé par l'être humain.

Ka tena "misavoana" any amina vala famaritana hafa tanteraka izany ny resaka(o).. okey dokey.. alefaso lavitra ilay imagination azany eeee..



fa ianao hoa tsy ahazo ilay resaka no tena manahirana fa ny valan'ny famaritan'olombelona ve hitovy amin'ny Atra?
__ tsy mampné ve izany hoe : zavatra tsy hita no faritana ?
ohatra : araka io def-nao io
hoe misalaka ve Atra sa misasa eny amin'ny dobo rehefa tsinambolana sa miandry anaovana sorona rehefa paska ?? sns...

ny olombelona no manana izany fombafomba izany ; ary izay no namadiako ny resaka hoe: ireo no fomba sy fihetsika hifankazarany amin'ny miaramonina Aminy !
20. rhaj0 ( 22/10/2015 12:43)
Strong3:
misalaka ve Atra sa misasa eny amin'ny dobo rehefa tsinambolana

Genesisy 1:26 Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika;

Hotry ny ahoana ny tarehiNAO ao ry Strong3 ?

(entre-pa fa tena superstar kay ny Endrin-tsika eto @ forum eto ... salut Endriny :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2186