Sekisa - fafin'aharetana

1. rhaj0 ( 10/11/2014 14:33)
apetrako aty @ resa-behivavy ity, na dia, raha ny fijeriko azy, dia ho an'ny lehilahy indrindrindra.. (miala tsiny mialoha raha mampiasa teny anglisy na frantsay, na teny nogasiana aho fa indraidray dia tsy hitako ny vokabolary tokony ampiasaina... fa dia izay no araka ny fahazoako azy dia mba zaraiko... dia lazao zarao koa ny fahazoanareo azy ifampieritreretana e... :)


1. ara-batana (physiologiquement), dia misy "correspondance" eo @ taova fivaviana sy filahiana
--- clitoris == penis
--- grandes/petites levres == scrotum

Ny tiako ahatongavana dia io "correspondence" io no tsara iaingana, satria mety ampamora ny fahazoana (comprehension sy koa obtention) ny fahafinaretana sy ny fafin'aharetana (fa tsy fafin'aretina :)
Satria na ny lahy na ny vavy dia samy mahatsapa arak'io schema io...


... ho tohizana...
2. rhaj0 ( 10/11/2014 20:46)
Dia izao izany.. "vonona" ny hanao firaisana (miditra) ny Lahy rahefa
1- dangitra ny penis
2- sy koa (fa tsy voatery) rahefa mifitina sy mibinaka tsara ny scrotum (vonona ny hi-paompy tsirin'aina) fatsy ilay mitarozaka ireny ilay kitapo

Dia torak'izany koa ny viavy.. "vonona" ny hanao firaisana (idirana) izy, rahefa hita @ fisehony ivelany fa:
1- mizihitra ny clitoris
2- ary mibinaka vonto-dra koa ny grandes/petites levres.


Raha mbola tsy "vonona" toa izany ny Viavy, dia (mety ho) tsy confortable ny fidirana. Eritrereto ry lahy isany, fa raha tsy dangitra ny lahy nefany kosehana (mafy) ao, dia ... tsy confortable.


3- Fanampiny koa, rahefa dangitra ao ny lahy, dia (mety) mamoaka "pre-cum".. ho lubrification.
3- Dia ny viavy koa mamoaka lubrification manamando ny anatiny ka h@ ivelan'ny fivaviany ao..


Ka rahefa TSY tonga @ ireo toko telo ireo, dia ... (raha ny fahatakarako azy) dia tsy confortable ny fidirana.


Ny zava-misy anefa, dia ny lahy dia kintana be dia mahafeno iretsy toko (2) voalohany. Ny vavy anefa dia elaela ihany. Ary ilay toko faha-3 dia vao mainka elaela... (raha tsy asiana lelalela :-)

ka dia eo izany sika zao..

Fa dia hafatrafaro hoan'ny lahy : mba ataovy tsara ny karakara, ary aza miditra mihintsy k'lou raha tsy efa mibinabinaka sy mandomando eee...
(asa ahoana ny traikefanao.. :)
3. dreamlover14 ( 11/11/2014 05:47)
Marina loatra.
4. rhaj0 ( 11/11/2014 14:05)
[size=5]Fa mba ampio resaka ry Dreamlover14 a... manjary hotrhotran'ny mihetsika kely dia zah foana... menatsa bee zah kah.... [/size]:)

Ilay izy anie ka dia mampitsetra tena mampalahelo ny viavy sasany, ary maro nefany izy ireo, na hatraty na hatrany, fa tena TSY mahita fafiny mihintsy @ izy ity e... Misy tena ny androm-piainany manontolo mihintsy no tena tsy mba mahalala izany mihiaka hoe ... O ry Gasy moa e ....


Dia nefany anie izy io, rahefa "sambatra" ao am-pandriana, dia miitatra @ ao an-trano, @ ankohonana ka h@ fiaraha-monina ilay fahasambarana e... Hotry ny hoe, rahefa avy misakafo tsara ianao, dia "sambatra"... dia aiza nisy hoe, vao mipetraka ny sotro dia ndao hiady ?
5. rhaj0 ( 11/11/2014 15:12)
Ampiako kely.... Ilay "fahasambarana" ao am-pandriana anie ilay mahita tsirony eo ihany, ary tena zava-dehibe sy manja be io, fa izao koa, sahala @ fiainana ankapobeny ihany, misy sambatra ny manome (donner), misy sambatra ny mahazo (recevoir)... Ary rehefa ao, dia misy ilay "mifampitsinjo", samy mijery sy mitsinjo ny fahafinaretan'ny andaniny, dia misy ilay complicitE...

Izay fifampitsinjovana sy complicitE izay, reciprocitE, dia tsy mijanona ao am-pandriana fotsiny fa miitatra ao an-tokantrano sy ankohonana ary fiaraha-monina..


Fa dia izay e ... azo heverina hoe, miatomboka any am-pandriana ny mampamanja ny fiainan'izao tontolo izao...
6. rhaj0 ( 12/11/2014 13:36)
Fa dia hafatrafaro hoan'ny lahy : mba ataovy tsara ny karakara, ary aza miditra mihintsy k'lou raha tsy efa mibinabinaka sy mandomando eee...

Tena mila resena lahatra mafy mihintsiny k'lou rizalahy @ io... Fa dia ampio resaka eto rey olona..

Fa dia ilazao rizalahy hoe :

1- ilay miditra raha tsy efa mibinabinaka sy vonton-dra avy any anatiny iny ny vagin koa, ary mandomando tsara iny ny taovan'ny vhv... tena matsiro anie ilay fidirana @ io e...
Tena rahefa mahatsapa an'io ianao dia tsy te-ho maikamaika miditra intsony : ho hitanao fa tena tsy favy mihintsy ilay miditra nefany maina, fa manjary voatery asiana rora izany, na koa hoe mifandrirodrirotra ilay nofo sy hoditra anatiny ao, fa tsy mibinaka sy mando tsinona

2- rahefa atao lavabe sy elabe anie ny "tsara karakara" ka dia mahazo tsirony koa anie ny lhl e... f'angaha tsy favy rahefa mitsingevangevana elabe eo foana..

3- tsongoy fon'olona, tsongoy fon-tena, dia mba jereo tsara ihany raha tsy confortable izy ao e...

4- ary rahefa faly sy sambatra ange izy dia ho ampifaliany koa ianao e... f'angaha tsy izay no tadiavina..

5- ... (ampio fantsy rey olona a... :)
7. rainisalama ( 12/11/2014 20:03)
Salamelaykaum!
Antsuy dahulu ry zareu kristiana be resaka ary ambadika ary e.
Tsy aleu ve etu nu mamisavisa ny nafitsuky ny Madalena an'i sefu deba!!!!?
8. hafahafa ( 13/11/2014 05:19)

rainisalama:

Salamelaykaum!
Antsuy dahulu ry zareu kristiana be resaka ary ambadika ary e.
Tsy aleu ve etu nu mamisavisa ny nafitsuky ny Madalena an'i sefu deba!!!!?

de tantarao ary kou
9. rhaj0 ( 14/11/2014 17:04)
Fa dia hafatrafaro hoan'ny lahy : mba ataovy tsara ny karakara, ary aza miditra mihintsy k'lou raha tsy efa mibinabinaka sy mandomando eee...

5- Fa dia manaova matsirobe koa e... (masturbation)... ary ataovy miaraka ao akoriny azany (raha mety) :)
Eo ho'a ianao, na ny lhl io na ny vhv, sahala @ fony zaza ihany, mitaditady (decouvrir) dia m(if)ampianampianatra ao nareo roaroa ao e...
Dia efa betsaka ihany ny resaka nifanaovana teto fa dia...

6- ... (ampio fantsy rey olona a.... :)
10. rhaj0 ( 17/11/2014 13:55)
Fa dia hafatrafaro hoan'ny lahy : mba ataovy tsara ny karakara, ary aza miditra mihintsy k'lou raha tsy efa mibinabinaka sy mandomando eee...

6- f'inona tokoany aloha ity hoe manao "tsara karakara"..

Ny Lhl, toa ny noresahina teo ihany, dia hainganabe dia tonga @ ilay toko maha-vonona ny manao. Hotry ny hoe, n'inon'inona toerana, fotoana, olona (na makorelina azany) hanaovana, dia iraim sy valo dia jery hatrika, snik-snak, dia vita aaa.. quickie hozy ny aty

Ny Vhv kosany hono, matetika loatra, dia elaela.. Izany ihany rehefa mikaotikaoty ireny, dia tena "mikarakara" tokoany moa tontolon'ny andro : sonema e... resto e... dia mi-boum e... @ io ny Vhv no entina moramora miakatra.. rahefa manao blouzy iny izao, dia raha efa renao mafanafana ny elakelakelakelake, dia tsy elaela izany fa dia hitoko i bainina fa efa tonga @ toko faha-2 izy ee...


Fa ny hevi-dehiben'ilay manao "tsara karakara" dia ny mi-considerer ny vhv, mijery ny filAny, manao izay mampifaly azy...

Fa ilazao rizalahy fa azahoana dividende betsaka io fa aza mitsitsy manao "tsara karakara" izany mihintsy k'lou... ilay ampazahoiny eo ihany, fa rahefa faly sy sambatra koa izy anie ho'a, dia ampifaliany sy ameny fahasambarana koa ho'a ianao e... Ka raha ny tontolon'ny hariva ianao mikarakara, ny maraina kosany ianao karakarainy e.. ptit dezeuner au lit... koa na ny tolak'andro azany ianao avelany mijery baolina eny Mahamasina fa mety hoe tsy ilainy mankany ampiangonana :-)


7- fa dia ampio fantsy rey olona a... ;)
11. rhaj0 ( 17/11/2014 16:28)
Tohizako kely indray..

7- Ilay hoe "mandihy" anie ka tena "mikarakara"..

Nisy ilay film nisy an'i Antonio Bandeiras mampianatra ankizy valse sy cha-cha-cha izay; nefany ny Ankizy @ io rap sy reggae no reviny... Dia hozy Antonio hoe... ilay valse sy cha-cha anie, tsy hoe mandihy revin'antitra efa lany andro no tiana atao, fa fampianarana ho an-dry zalahy sy zavavy ifanakaiky @ andaniny "am-panajana". Tsy pendasinao sy viravirainao ny vatan'ilay vhv ohatra, fa raisinao, fihininao am-panajana, sy delicatement, ary entinao mandrevy miara-mandihy eo.

Rahefa miha-zatra mifanakaiky @ vhv ilay boaikely (mamba-noana), rehefa zatra mandray sy mamihina vhv am-panajana rahefa mandihy izy, dia ... ho toa izany koa no ho ataony rahefa any am-pandriana.


8- fa dia ampio fantsy rey olona a... :)
12. soavalibetongotra ( 18/11/2014 08:44)
Tena hita fa nandalina lalina tokoa ianao rhaj0.
Marina avokoa ireo lazainao ireo.
Fa ny fahitako azy koa anefa, dia raha tena tianao ho tonga any amin'ny farantampony ny fafinaretana dia tsy misy afatsy ny mifampiresaka eo ampanaovana azy ihany ho ahatongavana amin'izany. Samy manana ny fantasme ny mantsy eo ampanaovana nefa raha tsy mifampiteny dia tsy ho tonga tsara ao izany.





rhaj0:

Tohizako kely indray..

7- Ilay hoe "mandihy" anie ka tena "mikarakara"..

Nisy ilay film nisy an'i Antonio Bandeiras mampianatra ankizy valse sy cha-cha-cha izay; nefany ny Ankizy @ io rap sy reggae no reviny... Dia hozy Antonio hoe... ilay valse sy cha-cha anie, tsy hoe mandihy revin'antitra efa lany andro no tiana atao, fa fampianarana ho an-dry zalahy sy zavavy ifanakaiky @ andaniny "am-panajana". Tsy pendasinao sy viravirainao ny vatan'ilay vhv ohatra, fa raisinao, fihininao am-panajana, sy delicatement, ary entinao mandrevy miara-mandihy eo.

Rahefa miha-zatra mifanakaiky @ vhv ilay boaikely (mamba-noana), rehefa zatra mandray sy mamihina vhv am-panajana rahefa mandihy izy, dia ... ho toa izany koa no ho ataony rahefa any am-pandriana.


8- fa dia ampio fantsy rey olona a... :)
13. andrywui ( 18/11/2014 09:00)
Tena otran tsy de misy fotoana iandrasana anzay hibinabinaka sy mandomando zay eto ambody kininina anaty kirihitra eto fa ndraindray misy pandalo à , ze ahavoky ny kibo ihany ho anay aty ambanivohitra no tanjona fa tsy de mila qualité n'a salade sy kiendiendy sy divay zany à . Huh
14. rhaj0 ( 18/11/2014 11:36)
Ilay "mifampiresaka" aloha dia tena zava-dehibe tokoany.. Matetika nefa izy io dia hotry ny hoe dia "tabou" ny resaka sekisa, na hoe "intime" loatra ka na ny vady azany tsy izarana azy... fitaizana io... ary dia tsy mandeha mihintsy ny resaka e...

Mino aho fa samy mino daholo isika hoe zava-dehibe ny mifampiresaka, fanefa hotry tsy hita hoe aiza no hanombohana azy.... ka ahoana azany ny approche-nao Soavalibetongotra mba ampandeha ilay fifampiresahana ?



Ny an'i Andrywui indray k'lou dia, aleo tsoriko, fa dia mbola ilay fijery lhl, tsy mbola mijery tsara ny filan'ny vhv, fa ny azy ihany... Mila kopy ianao fa hotry ny misy pression avy aminao sy avy @ fiaraha-monina anie eo @ ilay vhv, fa hotry ny hoe "tsy maintsy manao", dia "manao" tokoany, nefany izy @ io mety tsy vonona physiologiquement akoriny..


Io izao tonga @ ilay hoe "date rape", na hoe "mifampikotikoty samy tara sy tia ny niantombohany, fa viol no niafarany". Tato ho ato dia tena maresaka be io aty, satria nisy vedette be @ radio voahogany. Toa bogosse sy be detente ary be dolara ilery, ary tia dia tia tokoany moa raviavy, fa rehefa raikitra ny kilentidentika, dia kay lery violent vinany izany, ary dia tapaka tanteraka ny fafin-draviavy... naratra physiquement, ary koa, naratra am-po sy saina.


Ny aty izao, dia manomboka antitranterina lava @ izay fa :

1- Mila kopy ny lhl, ary mila mihaino tsara ny vhv (sy ny filany)
2- Mila mahasahy ny vhv, mihaino tsara ny bien-etre-ny ao, ary mahasahy miteny raha voaelingelina izany

FA REHEFA TSIA DIA TSIA... Rahefa hozy ny vhv hoe, TSY vonona aho, na dia efa niborotsaka aza ny pataloha, dia TSISY kilentidentika no dikan'izany, fa VIOL raha ohatra ka mbola mikiry ralhl


Serieux io, ary tandremo tsara fa, raha ny aty aloha, dia efa manomboka betsaka no manisika, fa na mpivady azany, dia tokony misy ny possibilite hoe, VIOL no nataon-drangahy rahefa hozy ramatoa hoe TSIA. (izay no tendance aty izao)
15. andrywui ( 18/11/2014 13:05)
aaaa tsy de mety zany ataon'ny sipa zan raha efa dizina be iny ve nefa mbola TSIA ihany ?? le oe aoka alou kaaaahh !!... aza efa ts aritra fa efa miolakolana be ko vao may oe tsia ! ndray ? mamono olona zany rhajo a
16. andrywui ( 18/11/2014 13:05)
aaaa tsy de mety zany ataon'ny sipa zan raha efa dizina be iny ve nefa mbola TSIA ihany ?? le oe aoka alou kaaaahh !!... aza efa ts aritra fa efa miolakolana be ko vao may oe tsia ! ndray ? mamono olona zany rhajo a
17. rhaj0 ( 18/11/2014 13:33)
hi hi hi.. mazotoa aloha mandihy e.. dia mba tsy mora taitaitra hotry ny hoe sahala @ vaonahita.. dia manaova koa matsirobasio... dia mianatra mba mitana sy mampaharitra ilay mangoritsindritsina ao e... dia mandehana mandro @ rano mangatsiaka e...

Fa io ry Andrywui ho'a, tsongoy fon'olona, tsongoy fo-tena, fa raha ianao tsy dangitra akoriny nefa kosikosehana ao ny filahianao, dia mba ahoana hoz'ianao.. tsy hoe, andraso aloha f'aza maika k'lou fa moramora ihany, f'avelao aloha jery atrika izay vao milamina sy misesy e...

Ka mba atao jery atrika daholo, na ny anao na ny azy, dia izay vao misesy e...

Mampalelo anie ny vhv fa ny lhl moa, mamba noana lava io, ary dia na isan'andro isa-minitra azany, raha vao tafa-jery atrika dia lasa izao foana.. nefa ny vhv tsy (voatery) hotr'izay.. izy ho'a mety tsy confortable ao fa tsy sahy miteny.. Dia rahefa miteny ka tsy "mampirevy" ilay vhv fa mba mijery ny tenany dia hotry ny dia lozabe.. ny tafavoaka @ gazety aty azany moa, niaraka t@ bogosse io ambony io, tena maratra physiquement sy fo sy saina ho'a, nefa efa viavy lehibe mba heverinao hoe tsy amateur intsony...

18. mirananirina ( 18/11/2014 18:46)
hihihi
19. rhaj0 ( 18/11/2014 23:59)
[size=8]ianao koa toa mivanika fotsiny kouh... ampio resaka e... izaho anie mba "tsatoka" fotsiny ny ahy rahefa mandinika, fa ianareo viavy ihany no afaka tena ahay milaza izay ao an'eritreritrareo sy izay tsapanareo ao e... @ izao andron'ny "transparence" izao tsisy quoi ary tsisy tsy ahahaka izany intsony f'aza menamenatsa e.. Rahefa tsy hilaza nareo dia ny an-drizalahy ihany no asesiny.. mba tsinjovy ihany ny rahavavikelinareo e... dia ampianaro koa ny boaikelinareo ao hanaja viavy e...[/size]
20. andrywui ( 19/11/2014 00:19)

rhaj0:

[size=8]ianao koa toa mivanika fotsiny kouh... ampio resaka e... izaho anie mba "tsatoka" fotsiny ny ahy rahefa mandinika, fa ianareo viavy ihany no afaka tena ahay milaza izay ao an'eritreritrareo sy izay tsapanareo ao e... @ izao andron'ny "transparence" izao tsisy quoi ary tsisy tsy ahahaka izany intsony f'aza menamenatsa e.. Rahefa tsy hilaza nareo dia ny an-drizalahy ihany no asesiny.. mba tsinjovy ihany ny rahavavikelinareo e... dia ampianaro koa ny boaikelinareo ao hanaja viavy e...[/size]


Ye marina zany , fa zao kosa lou e mila fandeferana be io ,,marina alou fa alefa le kitikitika safosafo sns.... Anaitaitra saingy efa mety reraja ny iray de tsy vonnn ,,,de eo ilaina ny fandeferana fa tsytonga de oe mi.viol ana enao dns ,,refa oe tsy vonnn enao nefa ny ankilany mendy be de mba asabaka iany alou omena fitiavana le namana fa tsy tonga d oe vao mikasika ah amzao zah tsy vonnn zao enao de viol zay ...tsy mlamm ra vo zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4649