Vehivavy maherin'ny 60 taona

1. rabaradaka ( 07/02/2014 11:54)
tsara ve ireny vehivavy efa maherin'ny 60 taona ireny ry zalahy ? Tsy maisatra be ve ? Valio fa hahazo vehivavy maromaro maherin'ny 65 taona mantsy za
2. andrywui ( 08/02/2014 01:29)

rabaradaka:

tsara ve ireny vehivavy efa maherin'ny 60 taona ireny ry zalahy ? Tsy maisatra be ve ? Valio fa hahazo vehivavy maromaro maherin'ny 65 taona mantsy za

Hamono olona ve e ?!!!

Ny fitiavana aminlay 60taona ne be de be e. ,fa ny hozapeny no tsy mahatsindry tsihy tsony fa efa mande pile
3. rabaradaka ( 16/02/2014 11:59)
aleo hajanona ny resaka raha izany
4. andrywui ( 16/02/2014 12:41)
Rah hiditra amaany rabaradaka de reny 60taona sportif reny vizanina ,fa ra ireny efa 60tona mijokona kely mande pile ireny no poazina tonga de mikodidia miakatra reny
5. 5laody ( 20/02/2014 14:15)
rabaradaka:

tsara ve ireny vehivavy efa maherin'ny 60 taona ireny ry zalahy ? Tsy maisatra be ve ? Valio fa hahazo vehivavy maromaro maherin'ny 65 taona mantsy za

Sao Rabaradaka indray no maty aloha eo, ianao ve 94 taona dia hahalany tovovavy 65 taona maromaro? asio secouriste akaikikaiky ihany. Tandremo ny mihinana kôla be loatra fa mankarary fo ireny. xD
6. mirananirina ( 22/02/2014 08:27)
Tsara @ inona hono izy izay? Omaly aho nijery fandaharana momba ny hoe :elles aiment les jeunes" dia nisy vhv niteny tao hoe " ny maternité hozy efa mihidy amiko fa ny zavatra hozy mivoha " .Nahavariana ahy moa ilay fandaharana satria aho anisan ny tsy mankasitraka loatra vhv lehibe miaraka @ bandy kely.
7. Jayaxy ( 24/02/2014 14:18)
Aza adino ny fahendren razana! Ataovy toy ny garana, miketrona vao mamy. Antitra manambady tanora hanao no aleha efa dika vilana le oe anao ny aller fa ahy ny retour
8. hadji ( 26/02/2014 04:16)
mirananirina a araka nolazain'ny olona dia mahatanora ny madama nahazo taona hono ny fanaovana firaisana amina bandy kely satria mbola miforitika tsara ny ranon'ainany ny marna sy disoa aloha no tsy fantatro
mirananirina:

Tsara @ inona hono izy izay? Omaly aho nijery fandaharana momba ny hoe :elles aiment les jeunes" dia nisy vhv niteny tao hoe " ny maternité hozy efa mihidy amiko fa ny zavatra hozy mivoha " .Nahavariana ahy moa ilay fandaharana satria aho anisan ny tsy mankasitraka loatra vhv lehibe miaraka @ bandy kely.
9. shannie ( 10/03/2014 18:43)
MDR! aleo mo izy mba ho bebe @zay e, betsaka anie ny mbola jeune e. nefa asakasakao iany io ko. hahah
10. force02 ( 11/03/2014 02:52)

shannie:

MDR! aleo mo izy mba ho bebe @zay e, betsaka anie ny mbola jeune e. nefa asakasakao iany io ko. hahah
misy tena mbola mitady sy mankafy izy ireny an ary tena mahay manao be hono
11. shannie ( 11/03/2014 05:34)
Force 2> lol! izany an, mampiomehy ko ry ra-bebe izany. anazy io nefa na izany aza tokony efa mba ipetraka @ maha bebe azy @zay izy, manaja tena eh. rariny ko iz raha mahay fa efa ela nanaovana ko. MDR! y manao be hono
[/quot.
12. andrywui ( 11/03/2014 07:23)

shannie:

Force 2> lol! izany an, mampiomehy ko ry ra-bebe izany. anazy io nefa na izany aza tokony efa mba ipetraka @ maha bebe azy @zay izy, manaja tena eh. rariny ko iz raha mahay fa efa ela nanaovana ko. MDR! y manao be hono
[/quot.

Fa otran aona le oe bebe mahay manao be zany e ,le mbola 16ans jusk 20ans eo tokou alou ny sipa kely hono de tena miandry fintana fotsiny zany hono e ,,sady vo vita de tonga de manondrotra haingana ,raha hiainga 2e rounds defa tantara be vo miala ndray reny , tsy itako kou ane ze tena ataony amzany oe mahay be zany e . mi su6 nga ? Nefa iny ef ataon daholo , de inn kou le oe mahay manao be ?? ...tsy itako !!
13. shannie ( 11/03/2014 12:55)

ka oe bebe sporif d mahay miazakazaka be oe ko. efa topon-daka. lol rounds defa tantara be vo miala ndray reny , tsy itako kou ane ze tena ataony amzany oe mahay be zany e . mi su6 nga ? Nefa iny ef ataon daholo , de inn kou le oe mahay manao be ?? ...tsy itako !!

ka oe bebe sporif d mahay miazakazaka be oe ko.
14. rabaradaka ( 19/03/2014 06:55)
dobon'ny ntaolo io ry zareo a, ela vao mihatsara sy madio
15. rabaradaka ( 16/04/2014 17:50)
Nahazo raneny maherin'ny 60 taona tokoa i rabaradaka, fa ny entana aloha efa vizana ihany fa ilay fika kosa dia dobon'ny Ntaolo e, ela vao mihamadio, maisatra fa mila menaka e !
16. shannie ( 17/04/2014 02:45)
Rabaradaka> Maita atao ianao ty ka, lol. izay no tonga @lay hira oe : revy samy manana ny azy e,.. aaa ihany fa ilay fika kosa dia dobon'ny Ntaolo e, ela vao mihamadio, maisatra fa mila menaka e !
[/quot
17. shannie ( 17/04/2014 02:47)
Rabaradaka> Maita atao ianao ty ka, MDR. izay no tonga @lay hira oe : revy samy manana ny azy e,.. aaa ihany fa ilay fika kosa dia dobon'ny Ntaolo e, ela vao mihamadio, maisatra fa mila menaka e !
18. rabaradaka ( 30/04/2014 12:49)
Fa be mpamaky ity an !
19. rabaradaka ( 10/05/2014 10:47)
ny vazaha vavy antitra vao mirevy, (cougars) ireo no mpaka bandikely ary tena manao azy tokoa ! fa misy koa vavy antitra gasy tena oay tena milay be !
20. mangana ( 28/06/2014 11:53)
nahazo vazaha vavy antitra ve hono i rabaradaka sa ahoana e ? Ireny vazaha antitra ireny tsara fa efa nihinana ka tena afa-po 100%.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5875