Fafana

1. kalasoary ( 22/06/2012 15:26)
tena olona adala sy mivadika atidoha mihitsy ity olona iray ity,isaky ny miteny eto izy io dia Mirana foana no aratsiany ,nefa fantatray rehetra eto ny momba an'i Mirana.Efa namana ela teto ka hainay tsara ny toetrany,fa enao ry fafana no vendrana sy mivika.Aza dia variana manenjika olona loatra re fa aorianany foana ianao io,
Ianao no olona tena maditra tsy misy ilaivana azy,ratsy toetra ratsy saina
2. kalasoary ( 22/06/2012 19:29)
Fafane fa diso e
3. fafane ( 22/06/2012 20:03)
hahaha..; za ary olona vao zao vao niditra eto amn sera koa, na misy miaro aza anariko raha vao miadaladala, tsy izy iany fa ny hafa koa! Aiza ve ka tafiditra hatramn oe cipolata zany avy?
4. kalasoary ( 22/06/2012 20:21)
Inona cipolata? I Mirana ve no niteny an 'io ? Mba mievera tena fa aza mamorona
5. fafane ( 22/06/2012 20:32)
hihihi....ataovy iany miadaladala amn lelah ato e
6. kalasoary ( 22/06/2012 21:17)
Ary ilay resaka hoe ymail tena efa mitapy mihitsy rehefa be fialonana hoatra anao izao ny olona ry fafane.Iza aminareo ireo no tsy mifandefa mail huhuhu dia mievera tena daholo ry mpanao internet isany sa olona mila anarin i fafane daholo nareo fa mitapy
7. fafane ( 22/06/2012 21:25)
I Andrywii no tena mzhasarotiny ahy raha tinzo ho fantatra e....hihihihi
8. kalasoary ( 22/06/2012 21:56)
Raha ny fahitako anao dia tsy manaratsy an i andrywui ianao fa mirana foana?fa angaha nalainy sipanao sa tsy nahazaka azy izato ianao hono ra admin.Amin ny maha admin anao dia hajao ny olona fa aza aratsiana sy amoronana @ zavatra tsy marina akory.Mba menatra e,mahamenatra ilay toetra ratsy
9. andrywui ( 22/06/2012 23:31)
Tena misy kozy andrywui kosa le izy eee ..aza ampidirina kosa zah azafady ry reto fa za tsy mahalala ninonjnn amle ady sady tsy tomponandraikitra no tsy nahakobo ny debut anle izy aaa
10. fafane ( 23/06/2012 05:29)
Tsisy admni zany eo ry mpaminany a, iny ko ve de tsy ho zaka e, ary ianao efz nazaka azy ve? houhou..aleo ah tsy iteny fa tsy azoatao ny miresk anzany eto, fa zao fotsiny oa: raha mbola milamna ny tokatrano de hajao ny vady; manaja tena./. FARANAKO HATREO NY AHY, VELOMA IZNAO, TSY MAMALY ETO INTSONY AHO!
11. andrywui ( 23/06/2012 11:14)
kalasoary ! - tsy manaratsy an'i andrywui aona i fafane ?? io izy manapoaka anah io ka ts manaratsy aona ary !!! ....


ary mba aiza i mirana amzao ee ! nefa izy no voateniteny be ato ! -

12. fafane ( 23/06/2012 11:55)
Mirana= Kalasoary ihany , voila!
13. kalasoary ( 23/06/2012 18:29)
Huhuhu aza mody fanina ry fafane vao eo toi niteny hoe namorona IP vaovao Andrywui nanao kalasoary , donc fantatr' i ngahy ny IP- ko satria admin ingahy. Eo indray dia mody hoe mirana=kalasoary huhuhu nefa fantatr ingahy fa samy hafa ny IP-ko sy ny IP-i Mirana . Fa te hanaratsy fotsiny dia izay , manaraka ity forum ity ihany aho fa tsy hitako mihitsy izay sipan ilay Mirana sy maha adala iny vhv iny ato fa ianao no tena adala trop ry Fafane
14. kalasoary ( 23/06/2012 19:12)

fafane:

Mirana= Kalasoary ihany , voila!
. Huhhhhuh kobo @zay ilay Andrywui = fafane ity mody hoe manova IP indray andrywui dia mody manao kalasoary?? Avy eo indray tsy admin izaho huhuhu tratra ny marina mba mahalala tsy tia leitsy andrywui fafane fa aza manaratsy olona rehera tsy tian olona a!nareo koa bandy ratsy tarehy no ratsy bika loatra ka halan olona huhuhuTsy misy sipa tia anareo eto fa ndana mipitsika any e
15. andrywui ( 23/06/2012 23:58)
Nga kalasoary mo sipa tsony fa tsy efa mamie ??


Zahay ko fady drakaka kou


So any ankady vo mapiriotra sovaly
16. dadabe ( 24/06/2012 09:25)
inn ndray ty leuleu ....ary Ra andrywui ndray no apokapokanolll aty leuleu ..mannnn et mannn kou lah zany leuleu
17. fafane ( 24/06/2012 09:59)
Fafane oa efa oe tsy hamaly intsony fa ampiadio eo ny baolinanareoouuu...mazava??
18. dadabe ( 24/06/2012 14:34)
kou nareo aza mboola miditra ihany sy mamaly ihany kleuleu
19. andrywui ( 25/06/2012 08:00)
Olty bainnn à .miandry porofo iray ah io lesss de misy ivoaka sepotra ato oato ...


Mba omeo mdp ana ps milay any less à ,, alefaso email ..hananarako oul lesss aa
20. andrywui ( 25/06/2012 11:04)
leo anity hadalana ramama manetsika bandy lava ato ty ah less bainn fa mba ampazaoy voniny any alou hanokafana saina sy handinihana konsiansa a aa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3097