MITADY AN'I NOUE NDRAY AH ...

21. fafane ( 22/06/2012 13:14)
Inn tsara ry Andrywui ??? Iza tsara ah? Mba hendre amnzay oa fa efa miha- lehibe fa tsy zaea tsony e, za ary mba mampahafantatra ani Mirana ny zv marina fa sao sodoka izy koa! Fa ny rohiny no tsy tiako ho fantatra mantsy avy eo!! Diniho tsara ianyzay atao !
22. fafane ( 22/06/2012 13:18)
Romotra eo ndray Mirana maita anio fa mba mahaiza miaina e
23. kalasoary ( 22/06/2012 15:27)
i Fafana no maivandoha eto,vesa sy mivika ohatran i wiwi
24. andrywui ( 22/06/2012 23:39)
Oay. klelikeee ory kalasoary aa fa za to tonga d ompainty fotsn le ...mivikanty innn ???fantatro ane i kalasoary e ..i ngaila iany no ikalasoary satri mitovy ny IP nareo ry ngaila sy kalasoary aaa i fafane manaonao anao ry soary tsy atrehinao fa za miamboho no torahana lefona tsssssshhhh
25. fafane ( 23/06/2012 05:41)
Iza moa io fa tsy Kalamirana iany e! za efa tsy ato tsony fa ataovy ny seranareo fa amoy aht zay nolazaiko zay!!! VELOMA ENAO RY MIRANA FA I ANDRYWUI NDRAY MOA ITAKO FONA IO, mirary soa ho anao e!!!!
26. fafane ( 23/06/2012 05:49)
Iza moa io fa tsy Kalamirana iany e! za efa tsy ato tsony fa ataovy ny seranareo fa amoy aht zay nolazaiko zay!!! VELOMA ENAO RY MIRANA FA I ANDRYWUI NDRAY MOA ITAKO FONA IO, mirary soa ho anao e!!!!
27. andrywui ( 23/06/2012 11:12)
andrywui itako foana aona ry fafane a ??? tsy azoko ny teninao ?? mba asio jiro kely oe !! fa mba afaka manao presentation kely v i fafane azafd !!

- zah ko tokony ts apidirina amle resaka ry fafane admin aa ! ... hay ve enao admin eee houunnn

misy zavatra tsy mazava zan !! tena admin ve i fafane ???
28. fafane ( 23/06/2012 11:51)
ka na tsy ampidirina aza ane i Andrywui tafiditra ho azy e.;iska sy Toi kosa mifankaita fona e! Aleo tsy asiana presantation zany fa tsy mety fa lasa fann ndray ny maro,mazotoa ry mpisera isany fa ny hafatro farany de aza miadaladala e
29. kalasoary ( 23/06/2012 18:32)
Tena adala marary saina mihitsy ity olona iray ity ka tsy mahay raha tsy manaratsy nefa izy admin ato ihany .mananatra hono izy nefa izy no mila anarina fa adala
30. andrywui ( 24/06/2012 00:00)
Toizo n'y adinalika fa za ialao


En plus za fady drakaka alerzika b



So de efa mamie kaleee
31. andrywui ( 24/06/2012 00:11)
Tsotra b ry kalasoary à refa tsy itanao ze amalina n'y ol mifamaly resaka amnao de Aza aty amiko aty mitsy fa vizaniko aty enao ....tadidio fa vao mipoitra enao de fantatro hatramzay jereo fa 152.645.112.10 n'y IP anao ry kalasoary ...Pc iray amin olona ato enao ....donc mitandrema enao ...zah ialaonao amty aferanareo s'y Fafane ty ...
32. dadabe ( 24/06/2012 09:28)
ouadray leuleu ary lasa kozy tena izy le izy bainina a......iza indray no ho petsa petsa aato leuleu
33. dadabe ( 24/06/2012 09:43)
narahako fa fannn aho leuleu ..iza le fafane ? iza le kalasoary ? iza no sipan i andrywui ? T @ A many elah ra andrywui a
34. andrywui ( 25/06/2012 07:56)
Mangina lesss bainn fa efa tsy sangy tsony ane ty e ..

Tadiavinle kalasoarindoza ty aotsana mitsy à le ... Miseho mahalala n'y fiainan i mirana manokana mitsy le kalasoara ty .
35. dadabe ( 26/06/2012 04:46)
inn doly zany leuleu....aleo haka pilasy klou fa hisy kombaka eto zany kleuleu///



dia aleo mihinana popcorn


d asina planche misy pipitsokatra sy asidra ao amin derika sao misy pelaka miainga any annn!!! tonga d may ao ny bibiny raha miadaladala aty kleuleu
36. kalasoary ( 26/06/2012 11:07)
Fafanewiwi kounkou misennnnn b huhuhu ampesao leity andrywui refa manaratsy olona fa avelao any @ zay fafane. Aona aloha ity .... Nareo sy fafanewiwi ty e lol ary IP iza indray moa io atrangatranga io huhuhu miala tsiny aho fa tsy ahy io
37. kalasoary ( 26/06/2012 11:51)

andrywui:

Mangina lesss bainn fa efa tsy sangy tsony ane ty e ..

Tadiavinle kalasoarindoza ty aotsana mitsy à le ... Miseho mahalala n'y fiainan i mirana manokana mitsy le kalasoara ty .
. Ny fiainanareo eto serasera no fantako fa izay fiainanareo any antranonareo tsi11 avyany tsisy haiko .Ary io hita taratra @ fomba firesaka sy fiteny ny toetran ny ts11 fafanewiwi zao de olona ratsy toetra manaratsy ny mpisera retraretra eto , zao izayo indray no henjehiny !hanenjika aloka eto leityyy fa iny za no tsy hita eto intsony na hanenoneno eto aza vita ny mission ako huhuhu
38. andrywui ( 26/06/2012 12:21)
vita ny mission ko aoana fa iza no tsy mahalala anao ry ngaila aa ?? iza no tsy mahafantatra anao ?? zah ve no amidinao eto !! miomana fa aotsako eto enao !!ary miaraka amin sary tompoko !!! .... tonga de ireny sarin'ity fopla ireny no alefako eto manana maromaro ah ato
39. andrywui ( 26/06/2012 12:22)
tssssh antibavy rerakin'ny miaina ty ka aty no manala vonkina !! manarakaraka boay kely erakity serasera ty no mba adinty eto mitenter ze mba afaka manindrona ???
40. andrywui ( 26/06/2012 12:31)
donc mbà ty ry kalasoary manaja tena eto amin serasera eto fa vizanin'ny bandy eto ty !!! ...sa le vizanina mitsy kay no tena tadiavinity eto kay mouuu hun hun hun hun

-mbà ianaro ny ataon'i noue fa na de efa samy ela teto aza de jereo ny fahendren'i noue sy ny fanajany tena de jereo ty ataonao fa ze misy tovotovony rehetra de eo izy zay hohohohoh .. kaly io baba !!! ozy rapika zay !!

anotanio hery ka raha milaza i hery fa izaho no fafane de tonga de vonoiko tsisy atakandro eto ny PS rehetra de tsy maketo tsony ah !! anotanio ary afaka mamaly anzay i hery mba ahafantaranity kalasolafa ty fa olona samihafa i andrywui sy fafane !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093