FPVM

21. mirananirina ( 07/02/2011 10:23)
Vale,tena désolée aky an!snif mampalahelo tokoa izany,tena tsy valahara tokoa,tsy maintsy mahita io pasitera io aho,
cyril,de ho hitanareo eto ny sariko tsy mikloty ve???Aoka re!!!!za angaha mandeha irery any!farafahakeliny zahay 10.
22. vale ( 07/02/2011 23:22)

[quote=mirananirina]
Vale,tena désolée aky an!snif mampalahelo tokoa izany,tena tsy valahara tokoa,tsy maintsy mahita io pasitera io aho,
cyril,de ho hitanareo eto ny sariko tsy mikloty ve???Aoka re!!!!za angaha mandeha irery any!farafahakeliny zahay 10.

------------------------------
MERCI Mirana!!! :( ,,,fa izahay tsy manaiky mora an'izay nanaovany ny zandrinay izay fa miandry fotoana fotsiny, mbola mitady signatures maromaro (pétition), etc, etc...ARY efa malaza ratsy mihintsy izy io matoa saika nohidian'i Ravalo ilay fiangonana, jereo anie lé video zavatra demoniaque be no ataony anefa hono manafay anizy 2 vavy, mampalahelo izay victimes, naifs, trop naifs, mais ce qu'il ne sait pas: MBOLA HISY farany ny zavatra ratsy ataony io.. humm!
23. raherigna ( 08/02/2011 04:32)
zah kou lou miaiky fa henja ny lavage de cervo ataony e! Ka isika mbola tsy tafiditra, aoka tena tsy hiahaino zay teneniny akory fa izy ary panao mazy zany ka!!!! sao tratra eo koa,

Mila mitandrina, ary mila vonona tsara refa hifanatrika @zareo
24. vale ( 08/02/2011 11:16)
Tena izany mihintsy , fa mila mitandrina mba tsy ho azon'ny fitaka ataony!.
Ny olona anie tsy mahalala fa dia voafitaka fa hoe mba te hivavaka fa maro ny olona no mahalala ny passé-an'ilay Pasitera io, fa ny aza mba voany ihany aloha e!!!
25. AndriambyII ( 03/03/2011 23:01)

cyril:


snif snif...tena demony be iringirina ireto izy,mba te hihaona @ io pasitera io aho!!!!Hoany aho manko de hitako eo.

an an an aza makany mirana sao esorindry zalah eo kou ny kiloty ka !



hi hi hi hi hi !!! kiiii izany valinteny léé !!
26. SIOKATOKANA ( 08/07/2011 08:07)
akatony indray f mamodoza fotsiny eto @ tanana
27. judi2303 ( 17/10/2011 12:15)
Aza mitsara hoy ny soratra masina fa mbola andalo eo anatrehany avokoa isika rehetra izao, ary samy andray ny valin'asany koa, tsy misy olona ratsy na iray aza fa ny fanahy izay manjaka ao anatiny no manosika ny olona iray anao zvt iray!
28. kooool4 ( 04/12/2011 09:18)
Tssssss, izaho mba nieritreritra hoe mba misy misaina ihany fa hay kay ny ankamaroan'ny olona mora fitahana sy maivan-doha be... mampalahelo...

Izaho tsy pro fpvm tsy pro fjkm, je ne suis mm pas pratiquant, et c'est mieux ainsi, fa ny zavatra tsikaritro dia betsaka ny voafitaka, tontosa ny tanjona, efa noeritreretina dieny mialoha daholo na ny mety ho fihetsiky ny olona aza.

Ilay méthodo:
- atao aloha ilay film ohatry ny hoe ao am-piangonana sns ary atao mihitsy izay hampisy réaction ny olona amin'ny zavatra choquant toy ireny...
- lazaina fa izao io na izao dia aparitaka ny feo mba hanana'ny olona 1ère impression ka na nolazaina hatramin'ny voalohany aza fa katolika ireny ka izay foana no fantatry ny olona mialoha, eto moa dia ny fpvm no tratra...
- aparitaka miaraka amin'ireny réaction ny olona ireny ny tsaho tsy marim-pototra fanaratsiana sns mba hitadidian'ny olona azy (conditionnement contextuelle) ka misy ny olona lasa mino mihitsy fa izany no tena marina satria lasa resaka etsy sy eroa (e.g. io pasitera io hono ohatr'izao sy ohatr'izao, satanique hoy ianareo, fa mba misy porofo ary ve izany?)
- maro ny olona ny 'mino' fa izay tokoa ny zava-nisy marina, nefa izay mihitsy ny tanjona.

Ny tsy mazava:
- raha tena fpvm iny vidéo iny: mba omeo antony na dia tokana monja aza ahazoandrizareo tombony amin'iny film iny na dia ny fandaniana fotoana naka sary fotsiny aza, raha tena ataony ve ireny ka fombany mahazatra tsy vao may ary ve hafeniny fa tsy ho alainy sary.
- raha fpvm ireny, rizareo mahafantatra tsara ny fiatraikan'iny video iny raha mivoaka ka mahagaga ny nahatongavan'ilay video tany amin'ny gtt izay namoaka azy tamin'ny site web-ny??

Raha tsy hilaza afa-tsy ireo...

Ny momba ny fiangonana nakaton'i ravalo sy ny sisa tamin'izany: raha naharaka tsara dia mahafantatra fa io pasitera io dia pasiteran'andravoangy fivavahana taloha ary efa ela no nisy fifanolanana sy tsy fifanarahana tamin'ny fjkm foibe, mody hoe fifanolanana momba ny akanjon'ny mpiandry sns no mody natao hoe anton'ny tsy fifanarahana nefa resaka fifampialonana fotsiny, indrindra fa eo amin'ny fitarihana olona... ary na ny ao amin'ny fpvm koa aza dia milaza fa ao amin'ny fjkm foibe ao mihitsy no tena misy devoly beuu, lool, izay ilay mampihmehy, samy mifanaratsy eo ihany, ka tsy mahagaga raha tonga i ravalo izay iaraha-mahalala fa fjkm iringiriny ary sur fa mety nisy influence tao amin'ny foibe nitady pretexte ahafahana manakatona ny fiangonana fpvm, tratra ny tanjona, nikatona ny fpvm... ny tena vao maika mampihomehy dia nony niverina nisokatra ny fpvm: fifandrifian-javatra fa nivoaka iny video iny pour décredibiliser le fpvm, manginy fotsiny ny propagandy hataon'ny pasitera fjkm any am-piangonana -> toromarika avy amin'ny foibe, mba tsy ho voatarika ho any amin'ny fpvm rizareo izay lazaina fa secte sns... loool... au final, je m'en fous fa mampihomehy ahy fotsiny, ny mampalahelo fotsiny dia ny olona lalaovina ao anatiny, et c'est normal s'ils prennent les gens pour des cons facilement manipulables puisqu'ils le sont vraiment... hany ka mahavariana fa vao haingana aho no tafaresaka momba an'io fpvm io tamin'ny namana iray eto paris izay tena resy lahatra koa fa dia tena devoly be io pasitera sy io fiangonan io, loool...

Ny momba an'ilay olona maty nalana devoly:
- tsy hamoha fota-mandry raha hiresaka an'izany fa miala tsiny... marihina aloha fa tsy ny fpvm irery no manao an'io 'exorcisme systematique' io fa ny ankamaroan'ny fifohazana na manolotrony izy na farihy mena na soatanana na ankarmalaza ary tsy vao izao koa no nisy maty fa efa nisy ankizy maty koa tany amin'ny fihaonamben'ny ankaramalaza, safotry ny hafanana sy ny tsy fahampian'ny rivotra tao amin'ilay efitrano malalaka lehibe ilay zaza ka iny safotra iny noheverindrizareo fa asan'ny devoly ka vao maika nitangoronany nalana devoly dia taraiky teo. Ary tsy tapitra eo ny exces de zèle n'ireto mpiandry fa eny foana izy ireo (eg. Ravalo 2002 miaraka amin'ny mpiandry manala devoly any amin'ny ministera, loool, WTF.. rajoelina 2009, toraka izay koa, loool...).
Ka raha toa ka tao anatin'izany no maty ny zandrinao fa nalna devoly, dia aleo aloha manadihady tsara mba ysy hanendrikendrehana be fahatany, d'ailleurs, eo no mahafinaritra ahy amin'ny katolika satria na misy koa aza ny fanalana devoly dia tsy systematique fa aorian'ny fanadihadiana maro sy fanantonana dokotera aloha fa tsy tahaka ny fifohazana sasany izay lazaina fa devoly jiaby ty rehetra ity: ary kivy aho indray andro raha niresaka tamin'ny nenifarako izay dokotera sady mpiandry mahita ireto zanany mangidihidy feno kankana ka mba niteny azy hoe mila ody kankana ireo ankizy ireo: tsotra ny navaliny: 'aza taitra fa alana ny devoly dia afaka ny kankana', looool, c'était le record de débilité que j'ai jamais entendu de la part d'un médecin... ka ny momba ny zandrinao hadihadio tsara ny tena antony nahafaty azy sao dia aretina na tsy haiko fa quoi qu'il en soit mila fieritreretana tsara foana ihany ity resaka fanalana devoly ity, io mantsy ny dadarabe sy ombiasin'ny kristianina, indrindra ny protestant ka rehefa misy zavatra tsy mety dia lazaina fa devoly jiaby...

Misy hodinihana izay fa lava loatra... :p
29. Dexte ( 13/03/2012 12:25)
D'accord 100% amzany mitsy za.Sady tsy fjkm za no tsy fpvm fa mahita kosa oe aleo manadihady tsara alo mba tsy hitenitenenana fôna:observation-analyse/interpretation zay vô conclusion.Tsy mety ny mijanona ho gaga sy mitsetra na malahelo fotsiny fa mba mila misaina mba tsy hanaonaovana foana .
30. Dexte ( 13/03/2012 12:29)
D'accord 100% amzany mitsy za.Sady tsy fjkm za no tsy fpvm fa mahita kosa oe aleo manadihady tsara alo mba tsy hitenitenenana fôna:observation-analyse/interpretation zay vô conclusion.Tsy mety ny mijanona ho gaga sy mitsetra na malahelo fotsiny fa mba mila misaina mba tsy hanaonaovana foana .
31. ravozara ( 10/06/2012 14:10)

andhy:

[quote=locl]
[zavatra ol nokaramaina ireny ,izy roa vavy aza faly be taorinany navitany film ko, lasa olona malaza éé!
ha3 mapme be ko narw zany de raha mbo tena marina toktran zany hevitrao zany de aona
32. avtr ( 20/12/2012 03:45)
ts oe miaro an le fengonana za fa ts met kosa ny manambany ny Finoany e!
33. sakamenavody ( 13/02/2013 09:01)
angamba mety misy mifampilely mitsy @ fanalana devoly raha izao no mitohy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4432