Dia sahy marina ry ireto ireto governemanta Israelianina nangalatra identiten'ny anglisy vitsivitsy hamonoana ny lehiben'ny Hamas a. Angletera nefa no akama akaikiny indrindra aorian'ny amerikanina.
Tsy azoko hoe raha hamono Hamas izy tsy tonga dia mamono fa toa ailika any amin'ny anglisy indray ny rihitra.
Raha ny fahitako dia hisy gidraka eto an-tany eto afaka kelikely.