position tena tin'ny vehivavy !

1. xxx ( 05/02/2010 07:02)
maromaro ihany zay sipa efa nanaovako zay ! fa itako we le mitsingoloka no maro mpankafy ! fa misy kou sipa tsy tia an'lé fanaovana malefaka fa le gidragidra no tena reveny ! zany oe le efa akaikikaiky tonga iny dia le totoafo be ! fa za gaga !! fa sipa malefaka fihetsika be fa refa eo ampanaovana; kay tena brutal be i kala ! ahitanjavatra io ry zalahy â!
novalian'i rijaxxx ny 02/12/2016 19:11
2. xxx ( 05/02/2010 08:54)
ny ahy lé eo ambony seza no tiko ! hany ka mitezotezo aby ny seza ato amiko ! :-D :-D :-D :-D
3. vale ( 05/02/2010 12:16)
hahahahaha!
4. xxx ( 05/02/2010 19:50)
tairo de tairo dia alefaso zay any e! (l) (l) na avant, na arriere,na gauche,na droite, d'efa mety aby eh! :-D :-D
5. Djhamhal ( 08/02/2010 07:10)
ny vehivavy matetika dia mifono mistery ary saro-patarina fa refa :eo mahita azy !! :roll: :lol: :-D :-w
6. soanja ( 09/02/2010 01:53)
Djhamhal:

ny vehivavy matetika dia mifono mistery ary saro-patarina fa refa :eo mahita azy !! :roll: :lol: :-D :-w


Tena Sex 101 mihitsy ity resaka ity fa ny fahitako azy dia ilaina ny mifampiresaka alohan'ny hanaiky hanao firaisana ny roa tonta. Inona no tianao kitihana voalohany, aiza amin'ny vatanao sns sns , inona no fampidirana mety hahafinaritra ary inona avy ny position tena tianao ary ny fifanesena ahoana??? Inona no tantinao dia inona no tsy laitranao sns sns... Tianao andramanstika ve ny.... ???? mila mifankahazo tsara ny zavatra tian'ny tsirairay ho tanteraka amin'io fotoana io fa tsy hoe "aleo eo ampandrasana no ahitana ny atiny." Mety tsy ahita ny atiny ianao aloha raha izay! Asio ny resaka fa aza maminavina na hoe hanao totoafo tsy hamokatra!


7. Djhamhal ( 09/02/2010 07:45)
ka matetika ngeh ry soanja ny vehivavy refa resahana face a face momba io resaka fanaovana io dia mody fanina sy menamenatra zany é! surtout we sipa vô zakan'lé bandy vô haingana ! dia tsy ita be niany ze andraisan'lé bandy azy !
8. xxx ( 09/02/2010 07:58)
Mbola tsy sendra vehivavy mpanome koumoundry i XXX voalohany ,nisy coussin izay nanambady vevavy mpanao boxe thai , isaky ny miray hono izy roa arakk ny tantarainy ah déé tss maintsy maazo kmondry bé fôna ny lohan' lery reefa ho avy nen' le vadiny , dé tss maintsy vo fôna isaky ny manao zao , na dé efa matory any @ lantra faha 7 aza ouny izy @ alina dé maazo coup darohan- dramatou mangingin' ao moramora. Dé reefa maraina dé petaana vola misy menaka reo mivonto @ lohany !!! :-D :-D :-D
9. soanja ( 09/02/2010 13:16)
Djhamhal:

ka matetika ngeh ry soanja ny vehivavy refa resahana face a face momba io resaka fanaovana io dia mody fanina sy menamenatra zany é! surtout we sipa vô zakan'lé bandy vô haingana ! dia tsy ita be niany ze andraisan'lé bandy azy !


Marina izany. Fanabeazana ny fiainana. Amin'ny voalohany tokoa sarotra ny tonga dia androsoana izany saingy ampianaro azy hoe iza ianao ilay sipainy. Na menamenatra izy dia ezaho hiala aminy izany henatra izany. Azo atao izay. Io zany mba devoara na homework ataonao mba hahazahoanareo ny lafatra. Ny tsy firesahana dia manome elanelana ny tsirairay. Be dia be ny zavamisy eo anivon'io elanelana io rehefa izay. Zavatra iray tsapako amin'ny fiainan'ny vehivavy malagasy betsaka fantatro dia tiany kokoa ny lehilahy mahavita manala io elanelana io, io dia ilana fotoana, tsy maika ny hametaka fa mba manam-paharetana, saingy ny lehilahy gasy mbola tsy tonga amin'izay sehetra izay matetika na mihevitra izy fa tsy firesaka ny toy izany nohon'ny fitaizana tery loatra teo amimtsika.
Tsy adala ny vazaha hitako mampiasa ilay fomba fiaina hoe " dating"
Tsy tonga dia sipaina ilay sipa fa fantarina aloha hoe hifandray ve ny tandem. Fa raha tsy izany dia mampalahelo ahy ny zavavy gasy sady tsy mahazo tsirony no voarebireby.


10. Papoose ( 09/02/2010 19:22)
xxx:

Mbola tsy sendra vehivavy mpanome koumoundry i XXX voalohany ,nisy coussin izay nanambady vevavy mpanao boxe thai , isaky ny miray hono izy roa arakk ny tantarainy ah déé tss maintsy maazo kmondry bé fôna ny lohan' lery reefa ho avy nen' le vadiny , dé tss maintsy vo fôna isaky ny manao zao , na dé efa matory any @ lantra faha 7 aza ouny izy @ alina dé maazo coup darohan- dramatou mangingin' ao moramora. Dé reefa maraina dé petaana vola misy menaka reo mivonto @ lohany !!! :-D :-D :-D



:lol: ko tsy tazomina ny tanany?
11. xxx ( 09/02/2010 23:16)
Ka raha manambady vehivavy dokotera mpandidy ve tsa ho voadidy tsa misy anestesia alina ao raha fitaovam-pananahana io saka ?? :lol: :lol:
12. vale ( 10/02/2010 15:00)
:-D :-D :-D :-D :-D
13. maryline ( 10/02/2010 21:28)
Misy raha la terra :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
14. Ratoa ( 11/02/2010 00:01)
Ary ahoana ny manambady mpivaro-kena?
15. milamm ( 11/02/2010 16:58)
Rtoa,ny mpivaro-kena de tia hena foana na entana matavy iny na be taolana zay napatonga azy reo namorona ny sosisy :-D
16. milamm ( 11/02/2010 17:21)
voky sosisy zany e :-D
17. xxx ( 12/02/2010 06:22)
ary ra tohizana mou we : aiza ny toerana tin'ny vhv hanaovana ndray ?? ao andakozia ve ? .sa .... hi hi hi !!!!! :-D :-D :-D :-D
18. Ratoa ( 12/02/2010 20:34)
Rtoa,ny mpivaro-kena de tia hena foana na entana matavy iny na be taolana zay napatonga azy reo namorona ny sosisy
tsy izay no tiako lazaina fa famaliana ilay ery ambony milaza fa raha mpanao arts martiaux dia manao ity, raha dokotera mpandidy dia ho dididiany ka raha mpivaro-kena izany tsy ho tetehiny sy atoko-tokony eo?
19. milamm ( 13/02/2010 15:44)
Rtoa >hay v :D eritreritra tsy nitovy iny za manko kofa de mihevitra oe ,tolotolorany mpivaro-kena hena maraina atoandro ariva(sosisy,heba bol...)hatavy tsara ny vadiny sao ry zalah hafa njay no mamoky ny ankizy eo ka sahirana,ra veggie kalo tsy hanambady mpivarokena e =)) ,aiza kosa de ho tetehana sy atoko2 zany zany v tsy cannibal =)) =))
20. Rafahafahana ( 15/02/2010 09:43)
Djhamhal:

ny vehivavy matetika dia mifono mistery ary saro-patarina fa refa :eo mahita azy !! :roll: :lol: :-D :-w

tube8.com


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1448