Mitanisa

21. ktsif ( 19/10/2009 08:38)
Eeeskimô na glassssôlé a
Mafana ny vandro e mafana vandro e
22. Djhamhal ( 19/10/2009 10:07)
manga eto mora mosé, vera ato mora madama

-Vera ato mora madama - antsy fohy mora ramose â!
-fa aiza nareo no mipetraka ? ao @ villa " Takariva"
-fandraisana anjara kely fotsiny io an!! tokiky de basy !!!! :lol:
23. ktsif ( 19/10/2009 14:20)
Valonjato de m'tondra mody a
Rah'tsy manambola nde m'sasa volo a
24. Papoose ( 19/10/2009 14:42)
telonjato dia miakanjo izy telo :lol:
25. olite ( 20/10/2009 07:27)
TADINA S'TIEN AO TRASPARÀ LOKOMENA MINIBÀ BAKÔLÀ GENINA SLIPÔM E!
inn ty GENINA SLIPOM aloha fa very be ny tenanay
26. mmmhh ( 20/10/2009 09:03)
olite > SLIPOM = slip homme // GENINA = gaine

Aty le ody gadradraka, vitsika , lalitra na kalalao
Poizim-boalavo mahery vaika.
Poizim-boalavo danzeureux

Vandrooo vandrooo vandrooo (miaraka @ le madinika mikorintsandrintsana be )

Aty le "zy" garana, tamarin ooooooooo

27. fahamarinana ( 20/10/2009 09:24)
:arrow: :-D :-D :-D njekaiky o ! Rehefa vakiana ohatr'izao tena manapa-tsinay ! hihi ! Nitokelaka ihany Faha na sorena za anio e ! :lol: (l)
28. fetrakens ( 20/10/2009 09:36)
Misy miala ve ao @ Spaoro Digy !! Misy miala ve oa ao @ Spaoro Digyyy!!? Taxi be Ivato io a! 8-)
29. dadabe ( 20/10/2009 13:40)
ary tsy maharaka @ le kozy mihitsy zah leuleu :^)
30. ikaretsaka ( 20/10/2009 13:40)
le mila midina maika ho any Bira de eo @ fasan'ny karana...
Bira zao de zao io ka.. efa "sapotah"2 sisa... kay moa izy ity strapotin
31. ktsif ( 20/10/2009 15:13)
EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE GLASSéééé ao n'ZZZZZiii ramssé a
glasssééé ao n'ZZZZiiii
32. ni81 ( 20/10/2009 16:09)
Vandrooo vandrooo vandrooo (miaraka @ le madinika mikorintsandrintsana be )

Aty le "zy" garana, tamarin ooooooooo
:-D :-D
33. kotobekibo ( 20/10/2009 23:23)
- ato lé sannsé planstinnk , dimapolo d mahazo madama a!
- kidoro apônsa mateza b ity ramose a! ao fa andatsahiko bdb raha maka 2 enao !

papoose:
sperm'anosy analakeleeeeeee



misy miala eo @ sperm ô ! :-D :-D :-D
34. Papoose ( 21/10/2009 00:06)
raha za no resevera ka tsy mety miala le kil de za mints no nde hanala azy :evil:
35. ikaretsaka ( 21/10/2009 00:45)
misy miala eo @ akonjo?
efa tsarty misy akonjo tsotry eo @ io a
36. ktsif ( 21/10/2009 08:58)
eny Mahamasina sy eny Andravoahangy eny amin\'ny mpivarotra fripy no tena ahenoana karazany mihitsy
Ndao ze ho eny Andravoahangy androany dia alefa eto daholo izay heno any
Ohatra :
EEEEEEEEEEEE madama a! Ô ry madama a§! (dia tsy miherika izany i madama eo)
Io fa latsaka anie lé (de miherika i madama ) vidina zipo e
ALEFALEFA @ VALONJATO e
37. dangytsmaty ( 21/10/2009 11:41)
Mangataka fa jamba tompoko ô! Mangataka fa jamba tompokoô! (Eeeeee aza manody letsy a)@le hiran'ny Ainga Dadazily :cry: :cry: :cry:
38. Mirananirina ( 21/10/2009 12:16)
Taxi be avy any ankatso izany dia izany nyataony rehefa eo ankadivato sy/na antsahabe eo (supermarket ambanidia=sperm
:-D :-D :-D :-D gravy indray iny .Merci ika
39. Djhamhal ( 23/10/2009 10:10)
kidoro apônsa
:-D :-D
-misy miala eo @ frézy ?? (eo @ henri fraise ankorondrano )
-tonga de avereno le kôfrazy refa iala ô! ( le tapaka planche kely atao eo anelanelan'ny seza )
- 'zay njay klou :roll: -
40. ktsif ( 23/10/2009 15:29)
ar'zato e ny filiô e! ar'zato e ny filiô e
*fluo le fanao @volo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2217