fitahirizana kaly

21. Ratoa ( 25/09/2009 12:56)
na ireny boca kely ireny aza dia mety, sahaza olona iray na roa ireny;
22. diamondra27 ( 26/09/2009 13:07)
ary maninona raha atao confiture e

ny ahy le akondro mainty hodiny iny , masaka tsara fa tsy hoe rehefa mainty dia ratsy , hanaovako mofo akondro
atao tena mofo akondro na manao pate na crepe fotsiny de tetehina en rondelles ilay akondro dia afangaro amin'ilay pate de endasina

ny zavoka indray tsy mora masaka izany raha tsy atao anaty gazety na anaty dabambary dia izay hohanina ihany no avoaka afaka 3na 4andro . Aza tsindriana amin'ny tanana fa iny no mahamainty azy, ilay trace-na tanana manapotsitra iny.

fa zavoka hanina amin'ny siramamy ve aloha le izy ry simplex sa atao amin'ny crevette

ilay miaraka amin'ny crevette manko somary mafimafyihany fa tsy boledaka no mety

ilay gazety tena gazety notsara na ireny pub ireny koa aza azo hamonosana ilay zavoka tsy maninona e.

Dia aza mividy betsaka fa calculer-o tsara hoe hafiriana no tokony halany ilay voankazo dia tsy lasa mainty izy fa fotsy e. hahaha :-D :-D
23. simplex ( 28/09/2009 11:33)

hihi
misaotra eee
salut toi :* :*
24. xxx ( 02/01/2010 04:46)
Mitovitovy amini ani Ratoa: mbola somary maintso no vidina ny akondro fa ny ahy indray tazomiko anaty sachet izy anaty frigo iny dia raha hohanina rahampitso dia ny alina avaoka dia masaka ny ampitso ilay izy! Ny akondro efa mitady ho masaka be nefa tsy lany indray (adino nanao anaty frigo ohatra) dia aman kodiny ampidiriko congélateur dia rehefa hanao gateau na cake akondro ve moa zany? Dia avaoka dia iny izy mamy be iny mihitsy no mahamety azy. Na lasa mainty aza ny hodiny anaty congélateur raha sokafana hitanao eo fa mavo tsara fa tsy lo ny anatiny. Fa ny akondro congelé tsy misy hohanina tsony aminzao kosa angamba fa efa malemy be e. Sa akory?



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2716