Ravintoto

21. ni81 ( 05/09/2009 20:21)
ni a> kilometatra maromaro ve aky nareo vao mahita ravitoto gasy ? izahay ary moa tsy mahita mihitsy fa ny havana ao France no mandefa amin'ny tena .
ka izahay monina aty ambanivohitra dia any @ renivohitra be mponina no misy mpivarotra sinoa na afrikanina e!
andefaso voany aho amboleko e hi,hi Ny sakay tsilanindimilahy no naniry ny ahy ary tena nasiaka tokoa saingy ampidirrina ao an-trano rehefa mangatsiaka be fa atahorana ho faty eo
io ary fa alefako eto @ sera² eto e! :lol: :lol:
22. niryna ( 10/09/2009 03:54)
ni a> kilometatra maromaro ve aky nareo vao mahita ravitoto gasy ? izahay ary moa tsy mahita mihitsy fa ny havana ao France no mandefa amin'ny tena .
[quote=ni81]ka izahay monina aty ambanivohitra dia any @ renivohitra be mponina no misy mpivarotra sinoa na afrikanina e!
andefaso voany aho amboleko e hi,hi Ny sakay tsilanindimilahy no naniry ny ahy ary tena nasiaka tokoa saingy ampidirrina ao an-trano rehefa mangatsiaka be fa atahorana ho faty eo

Tsy misy tsara toy ny any ambanivohitra ve aky raha azo atao sady milamindamina tsara ery ,izaho mbola tia mipetraka any ambanivohitra,mitety ireny toerana lavitra be misy mamboly mangahazo ireny dia sady miady izy no mahandro azy eny,matsiro anie izany e sady mipasapasaka no mamy tsy mila asiana siramamy akory :D


io ary fa alefako eto @ sera² eto e! :lol: :lol:


misaotra betsaka fa voaraiko ilay izy
:-*
23. ikaretsaka ( 10/09/2009 22:32)
nirtyna> raha manana namana latino ianao dia rehefa mankany anmin-dry zareo izy asaina mitondra tahony..
24. niryna ( 11/09/2009 04:12)
ikaretsaka:

nirtyna> raha manana namana latino ianao dia rehefa mankany anmin-dry zareo izy asaina mitondra tahony..



:D
25. lemurbaby ( 24/01/2010 16:57)
Ravitoto / Ravitoto au Coco
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/-OdPaPQTTbc

Ravitoto sy Voanjo
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/1/BebTWSOvpXs
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4152