sipa tsisy mikoty firy nef ts rats tarehy no sady ts maditra

41. ari.malala ( 05/08/2009 06:55)
mandrindra, k efa nahita? zarazarao e ;)
42. kongobile ( 05/08/2009 09:20)
slt
ianao aza manantena olona hijanona aminao raha tsy mety manao aloha ianao.
tsy voatery koa anie fa izay miaraka aminao dia tsy maintsy ho vadinao e
ny tsara aminao dia tsy mitia olona rehefa tsy hanao RS ianao :* :*
ny lehilahy dia tsy maintsy RS foana no voalohany dia manaraka ho azy ny sisa

courage ianao sy ny fahadiovanao
43. ari.malala ( 05/08/2009 11:12)
kongobile:

slt
ianao aza manantena olona hijanona aminao raha tsy mety manao aloha ianao.
tsy voatery koa anie fa izay miaraka aminao dia tsy maintsy ho vadinao e
ny tsara aminao dia tsy mitia olona rehefa tsy hanao RS ianao :* :*
ny lehilahy dia tsy maintsy RS foana no voalohany dia manaraka ho azy ny sisa

courage ianao sy ny fahadiovanao



oulàààààà! enao no taraiky beu ramose!! zany d tssssssss! sady mba akaro kely ambonimbonin'ny ceinture rakoto ny fisainana fa diso ambany loatra a! d ny zizi nao v no mitarika anao?
44. xxx ( 05/08/2009 11:25)
Hoy i kongobile:

ianao aza manantena olona hijanona aminao raha tsy mety manao aloha ianao
ny lehilahy dia tsy maintsy RS foana no voalohany dia manaraka ho azy ny sisa


Rah tena tia ngamba ny bandy ts hiantehitra am zany RS RS zany fona e! tsy possible ! ny fomba fihevitrao ftsn zany fa mino ah fa ts otr zany doly ny an bandy retra! zarany aza hampakatra sipa vierge ao am tokatranony! mbola misy bandy mahavita mitia sans sexe kousa angamba am zao e!
45. ari.malala ( 05/08/2009 11:39)
marina mints zan ry xxx a! tazony ny virginité fa fierté anao io! Zà mahalala oul, fa naditra vel mits le bandy talou fa nony nahazo sipa vierge, fa tonga d nalainy vady io sipa io, ary hendry b lery amizao fotoana izao! Sady tsy RS mints akory no raison d'étre ny couples e! tsy io no base ny fitiavana!
46. fijo ( 05/08/2009 21:08)
tandremo,tsy base io,fa tsy hafamiala kosa an,raha io no ratsy ,dia simba ny fitiavana fa hummmmm;virja no miteny teo
47. Papoose ( 06/08/2009 18:02)
tsisy bandy mikoty firy ah
fa misy bandy firy mikoty vao bonne kleazaaa 8O
48. fijo ( 06/08/2009 21:56)
hehehe ka mba mil akotina kosa izy e
49. tess ( 07/08/2009 05:39)
fijo:

tandremo,tsy base io,fa tsy hafamiala kosa an,raha io no ratsy ,dia simba ny fitiavana fa hummmmm;virja no miteny teo

marina izany, azo lazaina ho base ihany am akapobeny io ka!


:wink: base n'nyf itiavana mantsy e! tsapako alou izany e! expérience vecu
50. ari.malala ( 07/08/2009 06:17)
K zao mants no antony itenenako ne hoe ts voatery hanao RS vao azo lazaina mifankatia e! manjary lasa otran'ny hoe ny RS v no mi conditionner ny fiarahana? ts mety zany...
51. tess ( 07/08/2009 06:32)
ka refa manigninga iny nareo mitramy na refa matromatroka ny andro ka ao antrano rery de io foana no mahamaika kou :-D de avy eo mifakatia be tsy misy otrzany :-D :-D basen'ny fitiavana io fa ny base n'ny fiainana ny vola aloha hatramzao....
52. mion ( 07/08/2009 07:51)
ho an'ny tompona sujet:
Malaelo anao iany aho @ zany resaka zany:

enao angamaba azo lazaina oe taizan'antitra ka diso hendry loatra, nefa aho @ lafiny iray mankasitraka koa ny fahendrenao.

Voalohany indrindra alou de ny bandy tsy mieritreritra afa-tsy zavatra iray refa hiaraka @ sipa : RS io. Instinct io, io no ao an-dohany voalohany zay izy vao mieritreritra zavatra hafa, raha hainao nefa ny mitaiza ilay bandy dia mety ho adinony kely io RS io fa hirona @ fitiavana bb kokoa izy. adinony kely hoa fa tsy ho adinony mintsy. Any @ resaka zany no tena mila hain-dri.

Zao anefa, tsy aharitra ela izany fandaminan-dri ny sainy izany fa tsy maintsy ho fantany iany oe mi-gagner du temps ndri refa elaela kely eo, disons 1 ans, refa mi-se rendre compte anzay izy de manomboka mi-souffrir ka mitady hi compenser zay zavatra zay @ fomba rehetra: ohatra madiditra mifoka, misotro, na mapirafy, ka ho adinodinony ndri.

Faharoa, raha tena mbola tsy vonona @ RS ndri, ohatra oe mi se preserver pour le mariage ndri: vitsy ny bandy ety ivelany mahazaka anzany, fa any @ ireny secte ireny nefa bobaka ny bandy d'accord @ ndri @ zany. any zany ndri mahita sy mifantina tsara ze iarahana ary tsy hanana souci intsony. En plus mora entina ny bandy any @ secte any: mandry ny sain-dri tsy mieritreritra RS fa de fiarahanamadio .

Faha telo: Na sipa tsara be toy ny anjely aza ndri, refa tsy manome... tsy misokatra... de mety oe iarahan'ny bandy iany fa sady mapirafy izy, somary manampy ny hevitra voalohany ity hevitra ity, fa amehezako azy de ity : refa mahita bandy tena tiana sy azo tiavina ary mety ho tia, de fihino, kolokoloy ny fitiavany an-dri hitombo andro aman'alina, fa ataovy fitia mifamaly alou.
Raha tena tin-dri izy nefa ndri zao mbola tsy vonona @ RS tadiaviny avant mariazy de ataovy ze ivadinareo malaky de manao foana nareo aveo.

Fa tenatsara le RS io, "fitiavana" tsy misy RS mbola tsy ahitana ny hamamin'ny fitiavana, mbola kilalao, théorie... Ny bandy tsy de tia theorie na compte de fée loatra . Ary ny bandy tsy andriamanitra akory ka hanana ilay fitiavana voalaza ao anaty Baiboly avokoa

Misy adinoko: tsy voatery ny tiana no vadiana hoy ny Ntaolo, fa nefa voatery ny tiana kosa no iarahana.


53. Papoose ( 10/08/2009 17:54)
kanky va re ka kontikonty be tahak'zany le fikotina :-P
54. ari.malala ( 11/08/2009 06:48)
ny lelà zan taritin'ny zizi any ra zany ko! aiza kou no hoe ts hiaraka ra tsmanao :-P
55. bhen ( 12/08/2009 00:57)
Za bandy fa za nefa mteny @nao oe ra mbola madio de tandrovy le fahadiovana fa ts anenenanao zan, mbola his ikoty fon enao fa mandras kel,@zay fton zay ar mety enao ndray no iten oe aok zay. zay fa courag e! ze maartr on vadin'andrin :-* :p :-w
56. rurale ( 13/08/2009 11:06)
xxx: soyez femme de qualité fa tsy midika akory oe miavona an! de ity misy fanoarana kely ra mba misy azonao raisina ihany ao anatiny ao:
Les femmes sont comme les pommes dans les arbres... Les meilleures sont à la cime de l'arbre.

> Les hommes ne veulent pas attraper les meilleures parce qu'ils ont peur de tomber et de se blesser...

>

> Et donc, ils prennent les pommes pourries tombées à terre qui bien qu'elles ne soient pas si bonnes mais sont faciles à ramasser.

>

> Alors, les pommes qui sont au sommet de l'arbre, pensent que quelque chose est mauvais avec elles, quand en réalité, "Elles sont excellentes".

>

> Simplement elles doivent étre patientes et attendre que l'homme convenable arrive ...lequel sera suffisamment courageux pour monter jusqu'au sommet de l'arbre pour elles.

>

> Nous ne tombons pas pour étre ramassées, celui qui a besoin de nous et nous veut fera TOUT pour nous atteindre...

>

> Avec affection pour mes amies pommes !

>

> Tu es unique dans ce monde et comme telle... tu mérites le respect et souviens toi...

>

> La femme est sortie de la côte de l'homme, non des pieds pour étre piétinée, ni de la téte pour étre supérieure...

>

> ...mais du côté pour étre égale, sous le bras pour étre protégée, et à côté du coeur pour étre aimée...

>

> Seulement cela, étre aimée...



57. kongobile ( 14/08/2009 06:27)
ari.malala:

kongobile:

slt
ianao aza manantena olona hijanona aminao raha tsy mety manao aloha ianao.
tsy voatery koa anie fa izay miaraka aminao dia tsy maintsy ho vadinao e
ny tsara aminao dia tsy mitia olona rehefa tsy hanao RS ianao :* :*
ny lehilahy dia tsy maintsy RS foana no voalohany dia manaraka ho azy ny sisa

courage ianao sy ny fahadiovanao



oulàààààà! enao no taraiky beu ramose!! zany d tssssssss! sady mba akaro kely ambonimbonin'ny ceinture rakoto ny fisainana fa diso ambany loatra a! d ny zizi nao v no mitarika anao?


ianao anie no milaza fa tsisy mpikoty dia omeko anao ny antony tsy hiarahan'ny lehilahy maharitra aminao.
Tena marina ny voalazako anao fa aza manatena lehilahy haka anao raha mbola mihizigizina @ lohanao ianao

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
mandehana any amindry mopera sy frera raha tsy hanao
fa any no misy lehilahy tsy tia firaisana :D :D :D :D :D :twisted: :twisted: :twisted:
58. Papoose ( 14/08/2009 19:48)
mampime koa nareo :-D
59. vale ( 15/08/2009 22:58)
sakaizakely:
mila manao madiditra kely zany fa mety zay kounkou no mampatahotra andry zalah :-P
-------------------------------------------------------
miombon-kevitra @ isakaizakely aho. sao dia diso maontina be loatra enao ka atahoran'ny bandy tokoa, mila mba miramiran'endrika koa eee, mba ho agréable jerena fa na tsara be toa in aza ka mimonjomonjo sy maontina be lotra dia tsy hanintona ny lhl hitovy génération aminao eo enao raha tsy hoe ny efa radadatoa angah ka mitady ireny vhv maontina beuh ireny! :roll:
mba betsaka ihany mantsy ny ankizvavy fantatro talou tena tsara tarehy fa coincée araka ny voalazan'ny namana etsy ambony , hany ka dia mande irery eny foana, fa jereo kosa anie ireny mailamailaka, sy somary jejo kely ireny e (kely oà an!! :lol:) na tsy dia tsara akory aza izy ireny dia tena mahazo succès be mihintsy @ resaka bandy,:lol:, ary indry kosa sode tsy mba manao ny fanaon'ny tanora ohatran-dry e, mba mandeha mande mandihy , na manaova namana koa e, hitandry fa hisokatra ho azy ny fjerin'ny bandy amindry, raha sipa mande irery izany koa trop vieux jeux ( :wink: ) eritreritra ftsn dol ireo ny ahy fa tsy fantatro izay tena toetran-dry fa raiso ihany sode misy mahasoa andry!!.... (l) :-*
60. shiaran77 ( 28/03/2018 02:44)
Tsy misy tsara mihaotra ny sipa mbola virjiny izany ,rehefa tonga ao antokatranoniny izy dia mahatsiaro sambatra ny izy sy vadiny, na sainy lehilahy ary milamina hoe mbola tsisy nikitika ny vadiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153