sipa tsisy mikoty firy nef ts rats tarehy no sady ts maditra

21. xxx ( 29/07/2009 11:10)
:arrow: manorata ao @ "mickaella5@yahoo.fr" e!?
22. ari.malala ( 29/07/2009 11:29)
tess, ka izany mantsy! ny lelà ny hanao firaisana iany no mahamaika azy tsin ko! indrindra ny hoe "hamaky" virjiny!!! aoka ftsn!!!

raha raisiko ny tenin'i navigo d zà zany coincée satria zà ts d tia mivoaboaka ny trano zany :^) :-D :-D
23. xxx ( 29/07/2009 11:31)
xxx 20> hanoratra ao ah SATRIA NAHOANA ! aleo tode tsorina
24. navigo ( 29/07/2009 14:04)
ari-malala, aza mampme!!!! mila decoincerna kely zany toi kou!!! mdr :D
25. soanja ( 29/07/2009 15:09)
ari.malala:

xxx:
5-Tena te hanao sipa ah marina! ts mety am saiko le hoe hiaraka am sipan'olona nefa de nataoko iany satria tena mila mitia olona a! j'ai besoin d'etre avec qqn! ny fotona mandroso iany! rah zao no mitohy de ho antitra eto iany ah marina.


xxx a, aza miazakazaka loatra afaran'ny fitiavana sao potraka! (ne cours pas trop après l'amour) Efa tsara b aloha ilay tsy miavona, fa ataovy izay ifaneraserana @ olona maro: ohatra, miditra fikambanan'ny tanora ao am-piangonana, chorale, manaova activités, mandeha any @ bibliothèque mamaky boky... Manaraka izany, aza miaraka @ sipan'olona izany akia a! indry v d hanaiky atao 2è place lava izao? Misaora indry an'io Z io fa olona tsara izy, fa raha olona hafa izany efa ny hamotika andry no tadiaviny! marina e! Tena fitiavany an-dry no tsy nikitihany andry sy ni tenter ny andry hanao firaisana aminy! Izy rahateo efa manana ny sipany... Farany, manàna faharetana, d mivavaha iany koa, d bone chance :) :-*


Marina dia tena marina ny an'i Ari. Mitadiava zavatra hafa handaniana ny energy. Ny zavatra atao dia tokony hitodika amin'ny fiainana milamina foana; ialana ny olona efa sipan'olona. Manody ireny, sady raha tratran'ny sipany dia ahoana?

Araky ny voalaza apetraho amin'Andriamanitra ny fangatahanao dia mahaiza miandry ampaharetana.


26. soanja ( 29/07/2009 15:16)
booboo:

xxx > Mianara miaina irery klou xxx izay vao manao sipa / manambady. Ny tsapako rehefa mamaky ny soratrao manko dia ohatra² zao : tsy mahatsiaro valorisée eo @ fiainana raha tsy manana sipa / manambady. Raha vao ny hoe hiaraka @ olona no atao loha-laharana @ antom-piainana dia ataoko hoe diso lalana ihany satria tsy afaka mizara fitiavana raha tsy mahay mitia ny tena aloha, tsy afaka ny hatoky ilay sipa / vady raha tsy mahatoky tena klou, tsy afaka hizara ny hatsaran'ny tena raha tsy mahatsiaro hoe tsara ange ity zà ity sns.
Dia hiandry ilay sipa ve vao tena " hiaina " ? hitako hoe perte be ...





=D> =D> =D>

Ny fahaizana mitazona ny mahaizy ny tena tsy misy ifampiankinana amin'ny hafa no mbola ilanao fiezahana be tokoa xxx.

"Raha irery aho inona avy no tiako atao sy mahafinaritra ahy??? " tokony tsy ho lany ny lisitra raha io satria tanora ny tena. Aza ankinina amin'ny lehilahy ny fitoniana ao anaty. Raiso ho toy ny ambinambiny ireny. Jereo anie andramo fa rehefa hainao ny mamily ny tanjona tsy ho lehilahy no voalohany dia ahita ianao fa tsy araka indray aza hoe iza ary no tena tsara indrindra amin'ireto.
27. fijo ( 29/07/2009 20:53)
efa ny manampahaizana rehetra no manoro izao ry xxx ka henoy an.
28. ari.malala ( 30/07/2009 07:07)
navigo:

ari-malala, aza mampme!!!! mila decoincerna kely zany toi kou!!! mdr :D



=)) =)) =)) =)) aona klou no i décoince nao anà e =)) =)) =)) mila tournevis mints v sanatria? =)) =)) =))
29. navigo ( 30/07/2009 08:25)
hihihih, mila menaka zany ry ari_malala a !!!mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr am zay tsy micoince tsouniiii :D :D :D
30. ari.malala ( 30/07/2009 09:23)
navigo:

hihihih, mila menaka zany ry ari_malala a !!!mdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr am zay tsy micoince tsouniiii :D :D :D



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
31. sitlo ( 30/07/2009 14:52)
Coco be daholo koa ilay mpanoro hevitra. Izaho aho lasa tsy misy atokona.

xxx> milay aloha ny pasinao hatramin'izao. Mifalia fotsiny dia ho avy hilahatra eo daholo ry zalahy. Fa raha vao tsy miramirana endrika dia ilaozan'ny omby miahaka.
32. Papoose ( 30/07/2009 18:30)
xxx:

Za de vevav 23ans : tsy jejo be ah fa simple ary ny fomba fiainako de tsotra! Somary saro-kenatra ah ary heverin’ny sasany fa miavona ah noho izany.Za de ts tsara tarehy be nefa hatram zao ny zavatra tsapako de tsy vitsy ny olona na vavy na lahy no miteny amiko hoe « manja aki ndry ii » satria za somary malandilandy hoditra zay.
In-2 ah no nanao sipa saingy reo de bandy efa miaraka am sipany doly iany vô miaraka amiko.Le voaloan Y de efa niaraka1semaine za sy izy vô nitsotra izy hoe efa manana sipa! refa afaka 5 volana ny niarahanay de niaps za satria hi deverge ana no tena tiny hatao sady izy kou efa miaraka amin’olona! De nefa Y tiko be de nitady bandy hafa ah hiarahana mba hahafahako manadino anazy : de le faharoa Z, mbola miaraka zahay am zao na dia efa fantatro aza fa efa manana sipa kou izy ; ary ny fiarahanay da azo lazaina hoe zara rah miaraka sady ny fitiavany ana hitako hoe eo eo iany fa tsy be.Za nefa na de miaraka aminy aza de tsy mieritreritra ny hanimba ny fiarahan’izy sy ny sipany.
Ny blemako ????
1-Za refa avy niaraka tam Y de te hiaraka amin’olona za satria tsy vitako ny manadino anazy am zao fontsiny : de mila miaraka am bandy ah !
2-Ny blem anefa de le besoin eo fa ny occasion ahafahako mba hi satisfaire an le izy tsisy : tsisy bandy mikoty firy ah ! nefa za ts hoe rats be ts hoe kou maditra ! fantatro fa ts ny bika loatra ny manintona ny bandy fa ny toetra koa. Raha ataoko ny statistiques kely de tao anatiny 2 taona zay de ts nisy afa-tsy 4 ny bandy mikoty ana d’une manière sérieuse ! fa le manadala sy mihanihany ts asiako sira fa fitia kilalao ka tsy maha liana ah : anisan zany le manao sit sit eny an-dalana sy ao an-tanana !
Inona no tokony hataoko mba hahitako bandy mikoty ana fa za zany sady te hiala am Z nefa te hiaraka amin’olona ! de tsy miala ah satria tsy misy pneu de secours hifindrako tsinona.
Misaotra mialoha an’izay retra manome hevitra sy mandray anjara am ty lohahevitra ty.Na cririques de aleofaso doly fa fantatro fa le za miaraka am Z de ts mety satria efa sipan’olona izy.




ary maninona raha andramana nray i ZZ??
33. fijo ( 30/07/2009 19:43)
hazavao hoe ry papooze izany ZZ izany?
34. Mirananirina ( 31/07/2009 07:54)
inona marina izany ZZ e
35. DANIEL1983 ( 31/07/2009 18:05)
hello i see your message you are complaingning so much that you want to change another boy that's your problem? you want to separet Z but you can't, cause you don't have tire of secour , you are not an ugly girl you are pretty girl beautiful face doesn't count on love i know that but this is my question for you, have you got good manner ? i know that you are very wisdom cause of you are still virgin? aren't you?
as for me i am 26 years old, not malagasy "pur" my father is foreigner and my mum is malagasy, I want to be with a girl have a good manner, so if you'd like to meet me send mail in my adress andr2ew28@hotmail.fr
i can be your tire of secourand your jerk too you can lean on my chest if you want
MY HEART IS OPENING FOR YOU PRETTY GIRL COME IF YOU WANT MAIL ME SO THAT I CAN MEET YOU LATER

36. fijo ( 31/07/2009 20:39)
fa ngaha efa tsy mahay teny gasy intsony sa zesta indray ity????
37. ari.malala ( 03/08/2009 06:50)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nefa le zavatra soratana amin'io fautes rôfina am sobika :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
38. mandrindra ( 03/08/2009 17:30)
aza miandry kotina fa mandehana mikoty bandy amin'izay an'i xxx ny safidy
39. ari.malala ( 04/08/2009 11:04)
mandrindra, tonga soa! taiza fona enao? :-P
40. mandrindra ( 04/08/2009 13:16)
misaotra e mbola variana mitady izay mahasoa :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2415