Mofo akondro

21. ni81 ( 09/08/2009 06:52)
ny mofo akondro sa ny voanjo? Ny voatamenaka no efa reko.
ny voanjo manta. Fa ny voatamenaka no tena efikasy
22. Ratoa ( 09/08/2009 22:12)
Ratoa, koa raha tsy k..... koa hihinana voanjo manta!!!!!!!!!!!!!

Ny ankizy tsy afaka anavaka izany fa izay rehetra azo ampidirina any ambava dia tsakoina daholo; indrindra raha fantatra fa zava-pihinana.
23. bobone ( 12/08/2009 13:00)
:D :D :D :D :D tena maro akondro mavokely aty kah! fa misy karazany mantsy ilay akondro! ao ny barabôka , ao ny maintso masaka, ao ny mena masaka ihihihi misy aza tsy haiko ny fiantsoana azy! fa ny tena fanaon\'ny olona mofo akondro dia ny kida barabôka!!!

Hay ve Ratoa efa taty e!
Ny voanjo manta anie maha-monamonaina e! sady mampalemilemy !!!ampian\'ny andro mafana be ! tena raharaha ihany zany...
Voatamenaka no tena mahafaka kakana!!!! :D
24. Ratoa ( 13/08/2009 10:03)
Ny voanjo manta anie maha-monamonaina

Natsiro be izy tamin'izany ka! Voankazo voarara mantsy! nipetraka ela taty izahay é!
Dia mbola tonga tsindraindray mila carpe béééé aty!
25. rhina ( 03/09/2009 11:35)
mofoakondro ve no resahana sa voanjo manta e!!!
:-D
26. xxx ( 03/09/2009 12:36)
rhina:

mofoakondro ve no resahana sa voanjo manta e!!!
:-D



avy indray i mpila vanona!
8) :-D :-D :-D :-D
27. fahamarinana ( 08/09/2009 07:08)
simp:
Efa nanandrana ilay asiana akondro ve Ratoa?

:arrow: :-D :-D le zalahy ity raha hanapa-tsinay an !hihi
Ratoa : za koa tia voanjo manta beuh....tsa nivoaka kankana aloha hatreto ,tena marina mtena marina an !
Any toamasina koa milay ilay akondro lahy (efa masaka) iny no hanaovany mofo akondro,eo bazar be eo sady miandry azy masaka,mamay beuh fa matsiro hany zanyyyy !
Dia ahoana ilay re7 no niafarany ? za koa tsy mety mi-reussir fa miboledaka zany ilay izy fa tsy manome ilay tena tsara be !Nandramana aby ny fanaon'olona na koba na maizena na inona !
Ny niafarany nopotsehiko dia iny no nafangaroko dia manome fofona-akondro sy tsirony fa ny bikany dia horera e!Tandremo sao misy mivanitika eo fa mahazo an ! :-P (l)
28. Ratoa ( 17/10/2009 17:21)
adinoko ny namaly anareo fa tsy nivoaka mihitsy ny mofoakondro ka sorena be aho. Dia naleoko navadika mofobaolina. Io indray tena nilay be, ary mbola milay no be dia be ny vitan'ny lafarinina 500Gr.
29. lemurbaby ( 24/01/2010 17:00)
Mofo Akondro:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/nbt3JKaEql8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781