Crabe ( na Drakaka )

21. ni81 ( 10/06/2009 05:46)
misaotra Tazana a!
22. Ratoa ( 10/06/2009 09:44)
Tokony hitandrina ihany koa satria misy olona tsy mahalevon-tsakafo fotsiny @ izao noho ny toe- batany Oh. Tsy dia ampy "bile". Raha izay indray dia ny manantona dokotera no mety.
Raha atendahana indray no mankarary ny vavoninao, ny cocacola koa mandevin-tsakafo. Misotroa cocacola betsaka eo ampisakafoanana fa mandevina menaka koa ny cocacola.
Saingy tsy misy ohatra ny honona aloha é!
23. Mimhie ( 10/06/2009 11:09)
RATOVO: tsisy fisaorana e! izay foana hatao e! ny tsara aza de hatao jus ilay citron de sotroina avy misakafo, de tonga de hanomany crabe be dia be za de jus de citron koa fa ho avy hanao vacance any rehefa atsy ho atsy.
:lol: :lol: :lol:
24. RATOVOARY ( 10/06/2009 12:53)
Mihmie> Izao izy no mora fa raha vao tonga ny gde vacance dia miakatra be ny vidiny. Mpanararaotra be ireo mpivarotra ireo. Fantany fa be ny vahiny mandalo dia miakatra vidin-draha jiaby io. Fa na izany aza tongava foana fa raisina antanandroa e!! ^:^ ^:^
Ratoa> Izaho tsy dia mpisotro coca loatra fa raha bek's sns de mba membre kely ihany :-D . Tsy lasa mivaro lavo ve raha hijotso coca no atao fisotro =)) :lol:
25. pseudo38 ( 16/06/2009 15:56)
Manao ahoana daholo,
Alohany ny andraisako fitenenana aloha, dia aleoko manazava anareo tsirairay avy fa toa misy "pseudo38" eto @ ity "site" ity. Marina fa tsy mahay lakozia noho ilay anankiray aho saingy mba manana ny fahaizako koa aho. (lol).
Ny tena mampiomehehy 'reo olona dia samy avy eto Grenoble izahay (ataoko hoe mirahalahy).
Ny drakaka dia sakafo tena tiako (ny aza-ndranomamy na masina dia samy tiako avokoa).
Ny fanaovako azy dia tena tsotra dia tsotra ary tsy "manimba" ny tsiron'ilay foza.
Mamana rano (tsy misy sira n'inon'inona) ao anaty vilany aho. Rehefa mangotraka ily rano dia hatsoboko ao ilay foza (~500-750g) pdt15'.
Avy eo vakivakiko daholo ny korany dia hoaniko @ ny mayonnaise.
Ny vadiko, ny azy @ sauce vinaigrette (citron fa tsy vinaigre) ou sauce vinaigrette à la moutarde ou juste jus de citron.
Bon appétit.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6394