Fialana neniny Ravalo

21. xxx ( 20/05/2009 14:59)
sauvez wiwi ao ambany ao lesy ao @ dinika nataony ao ihany :-D :-D :-D
22. andrywui ( 20/05/2009 16:04)
Angah raha tonga eto dago zany mercennaires n'i dadandry noue sy mirana sy penguin zany ho fantatrin'ny merc ve ireo oe aza tifirina letsy fa i mirana io na i noue io fa avelao izy handé fa zanak'i dada a!! fa de miara voatifitifittra be eo hatramindry Harinaivo sy ry Ndafy be sy ry Hajanirina sy ry Vola D.D ....nefa kosa mialohan'ny ahatafidirany amzay de tsy mitsapa ny herinzany oe tafika tena Malagasy zany izy aloha !! ho hitany zany oe Malagasy mahay miady sy manana defense matanjaka zany !! midira e! midira ravalo a! midira fa miandry anareo ny vahoaka sy ny miaramila malagasy !! TIM mpamadika tanindrazana , filoha voahongana mpamotika tanàna fotsiny !! ndana miainga any miaraka amin'ny dadanareo any ivelany any reto TIM reto fa mpamadika fotsiny :: ha ha ha !!!
23. 08051972 ( 20/05/2009 16:41)
patrick2002:

hita anie ireto Ravalomananiste ireto fa tsy manana hevitra fa manompo olona eh! manara-drenirano sahala @ tay entin-driaka fotsiny .
Milaza azy ho legaliste nefa dia manohitra illegal dia legal hono ny zavatra illegal hataony ,nefa mba samy nanohana president auto proclamé daholo t@ fotoan`androny , ririnin-dasa tsy tsaroana marina.




Ka tsy aleo ve Rapa manarak'olona afaka mampiakatra ny toenkarena Malagsy toy izay indray olona hampijetry ny firenentsika? K'ireto TGV anie ka olona maba reraka be e! Ka raha manan omena anao ve izy tsy ny fiainanany aloha no hatsarainy? Sao de mba matinkaninkely ohatrin'ny amalon'eo anao Rapa?
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
24. KALACK ( 20/05/2009 16:44)
Angah raha tonga eto dago zany mercennaires n'i dadandry noue sy mirana sy penguin zany ho fantatrin'ny merc ve ireo oe aza tifirina letsy fa i mirana io na i noue io fa avelao izy handé fa zanak'i dada a!! fa de miara voatifitifittra be eo hatramindry Harinaivo sy ry Ndafy be sy ry Hajanirina sy ry Vola D.D ....nefa kosa mialohan'ny ahatafidirany amzay de tsy mitsapa ny herinzany oe tafika tena Malagasy zany izy aloha !! ho hitany zany oe Malagasy mahay miady sy manana defense matanjaka zany !! midira e! midira ravalo a! midira fa miandry anareo ny vahoaka sy ny miaramila malagasy !! TIM mpamadika tanindrazana , filoha voahongana mpamotika tanàna fotsiny !! ndana miainga any miaraka amin'ny dadanareo any ivelany any reto TIM reto fa mpamadika fotsiny :: ha ha ha !!!
25. kidoropamba ( 20/05/2009 16:52)
Force avy aiza moa ity hananandra8 rerak'ireto virjiny Swaziland ireto ka hampitahotra an-dra Sarla?
Na teo amin'ny fitondràna aza izy, filohan'ny tafika VAKY NANDOSITRA ANKATOKA ka ahoana no hilazany fa force, na "hery" no hiverenany eo? SATROBORY VE???? MANANDAFY VE? (Manandafy aza efa manararaotra Interview @ gazety hanaporofoana ny fandaniambolany ko).

Adinon-dRavalo ve ilay teny nataony hoe: Raha HERY dia samy manana. Kinanjo INY NY ANAO LAHY: TONGOTRA ANKATOKA any Swaziland. Dia nanao Youtube NIAFARANY. Tssssssss........Allez mandeha e
26. 08051972 ( 20/05/2009 16:56)
patrick2002:

Tsy navela hiditra tao Madagasikara i Pierrot Rajaonarivelo ,sy i Ratsiraka samy nankasitraka aby ,ary ny tenako dia nankasitraka an`izany ,amin`izao tsy havela hiditra i Ravalo tsy rariny hono :roll: :roll: :roll: aiza isika izany eh! hevitra hajoro eh!
Hampiditra mercenaire koa Ravalo rahampitso ,dia mbola sahy ihany ireto Ravalomananiste ireto hiteny hoe fitiava-tanindrazana izany =)) =)) =))
Taolana ny nify ka aleo himehy.


Tsy mitovy i Ratsiraka sy Pierrot ary Ra8 satria izy mbola président de la republique légal aloha hatra@ izao ora hiresahantsika izao!

27. rajorina ( 20/05/2009 17:02)
Ny fanontaniana fotsiny ry akama isany de ny hoe: atokisana ve reo arabo reo? Alaivo sary an-tsaina fotsiny ny hoe: mis solika Dago, manana vavao Dago de ny arabo zany, sy ny hoe: tsy mifanaraka amin'ny firenena matanjaka indrindra eran-tany Dago. Raha tsy hoe tena manana projet tena maty paika angambany ny fitondrana @zao fotoana sa ahoana ny hevitrareo? ra resaka solika zany ange rehefa vovidin'ny olona anakiray mety tsy azo alaina intsony e. Sa ahoana?
28. Noue ( 20/05/2009 17:17)
patrick2002:
Ny scenario faharoa izany dia ny fampiasana hery ,efa fantatra fa ao Afrique du Sud Ravalo no mialokaloka ,ao dia misy an`itony Mercenaire mpanao coup d`etat eran`ny afrika itony ,efa fantatra fa :president aza Ravalomanana mandeha manakarama mercenaire hanakorotanana ny TGV iste
io ilay efa nolazaiko oe tokony mamaky gazety sy manara-baovao i patrick fa rediredy re zany eee !dia ahoana ozy patrick @ ity???
http://pimaso.info/?p=1928&lang=fr


29. vaninna ( 20/05/2009 17:27)
ny loza amin'ity politika dago ity dia tsy misy na iray aza (na avy aminy gazety mpomba ra8 na avy aminy gazety mpomba tgv ,na vaovao ambava ny roa tonta) vaovao maripototra sy azo inoana
Ny ankilany manatsara ny vaovao ho azy, ny andaniny koa toraky izany; samy manatsara tena sy manadio tena daholo na ny andaniny na ny ankilany, toa miseho ho samy tsy diso ny miseho milay be daholo

Ny tena marina izany tsy hay intsony , fa dia mamakimaky izay hita @ net fotsiny sisa

Ny film sy video sy sary moa noho ny teknolojia vaovao mirongatra dia feno fanamboarana , tsy hay intsony izay marina sy diso ka adalan'izay mbola roboka politika tsy hinanankanina
30. patrick2002 ( 20/05/2009 17:52)
io ilay efa nolazaiko oe tokony mamaky gazety sy manara-baovao i patrick fa rediredy re zany eee !dia ahoana ozy patrick @ ity???

Noue ah! mandehana aloha valio ny question pour une championne ary ambadika ary ! :* :* :*
31. xxx ( 21/05/2009 00:43)
Hoy i vanina


Ny ankilany manatsara ny vaovao ho azy, ny andaniny koa toraky izany; samy manatsara tena sy manadio tena daholo na ny andaniny na ny ankilany, toa miseho ho samy tsy diso ny miseho milay be daholo


jereo zao io patrick io tsy mahita lazaina ntsony de io manao boloky fotsiny eto,mody ialany fotsiny ny fanontanian'elah
32. xxx ( 21/05/2009 02:08)
Everythings gonna alright baby , don't make me mistakes under fire ,all goods for you !!
33. AndriambyII ( 21/05/2009 02:22)
xxx:

Everythings gonna alright baby , don't make me mistakes under fire ,all goods for you !!

We are ready to beat you especes de batards , white house are under bomber quickly if you get guns to strike madagascar country ,we prevent you before world's cataclysm ,you will be our enmies .Motherfucker!!

34. AndriambyII ( 21/05/2009 02:24)
Kindindren' nareo nareo an !!!
35. xxx ( 21/05/2009 13:41)
Aza mikotaba ry andriambyl kely a,efa voa elah iny de marenina :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.119