Asa ve ny makorelina?

1. hery ( 23/09/2008 15:00)
Eto Italia amin'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalàna nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mahazo lamandy sy mety higadra ihany koa izay mpividy an'ireny mpivaro-tena ireny.

Miaka-peo ary ny sasany hoe, nahoana no sakanana ny olona miasa sns. Hoe io no asa tranainy indrindra ka tsy tokony hosakanana...

Fa asa marina ve ny mivaro-tena?
novalian'i vivaldi18 ny 23/07/2018 06:03
2. kelly13 ( 23/09/2008 15:17)
andraisam-bola ===>asa :-D :-D :-D
3. nomenjara ( 23/09/2008 15:26)
hery:

Eto Italia amin'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalàna nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mahazo lamandy sy mety higadra ihany koa izay mpividy an'ireny mpivaro-tena ireny.

Miaka-peo ary ny sasany hoe, nahoana no sakanana ny olona miasa sns. Hoe io no asa tranainy indrindra ka tsy tokony hosakanana...

Fa asa marina ve ny mivaro-tena?


ho an'ny vehivavy te ahazo vola facile dia asa io aminy....
ny hoe raràna ny mivaro-tena eny amoron-dalana dia tsy midika fa
tsy misy intsony ny asa mivaro-tena fa misy fitoerana efa natokana ho azy ireny angamba izany....
ny aty aminay koa efa voarara ny mijorojoro ary tsy maitsy manana tts amin'ny maha mpivaro-tena azy izy ireny...izany hoe tsy asa en noir fa ofisialy.


4. vale ( 23/09/2008 16:05)
Asa kah! iny zavatra ataony iny no antom-pivelomany koh!! :-D :-D :^)
5. Noue ( 23/09/2008 16:12)
amiko aloha dia asa io eee :^) :^) izany hoe asa hafakely :-D :-D :-D

fa vazivazy iny fa asa io ! satria na lahy na vavy dia misy manao an'io !

fa asa marina ve ny mivaro-tena ? matoa handraisam-bola dia asa zany ko. Efa nahita lahatsoratra mikasika an'io aho hoe io no asa tranainy indrindra , tena marina hono io :^) :^)
6. fahamarinana ( 23/09/2008 16:34)
:arrow: efa nahita émission aho taty dia mandoa impos tahaka ny rehetra ry zareo nefa lazaina fa tsy légal ihany koa.Misy contradictoire ihany rehefa dinihana...Samy manana ny tiany hanaovana ny tenany moa fa hanafoana ny fivarotana tena tokoa ve ilay lalàna hoy nareo ! :?(l)
7. nomenjara ( 23/09/2008 16:39)
ny lalàna tsy hanafoana ny fivarota-tena angamba ny fahalalako azy fa toy ny asa rehetra ihany....izay asa noir rehetra dia tsy eken'ny lalàna....
ilay mijorojoro ireny angamba manao asa maizina dia tsy faly ny mpivaro)tena mandoha impots....
8. mbaliana ( 23/09/2008 17:51)
ny eny amoron-dalana no tian-dry zareo foanana fa ny pute de luxe ve tsy hisy foana.. ary ry zareo manam-bola sy fahefana ireny mihitsy indraindray no tena mitady an'ireny.. (oviana no tratra ilay restaurant mpanao intermediaire an'ireny? angamba reglement de compte koa ny nahatratrarana an'le izy fa ry mpanao baolina sy olona malazalaza isany no saika voatonona anarana tao)... matoa misy ny offre nisy foana ny demande ... anga tsy tadidin'i Hery koa le adin'i Berlusconi sy ny vadiny nivoaka gazety'? nanao compliment ho an'ny vhv iray en publique hoe ( tsy mampaninona azy mihitsy hono hiaraka une nuit miaraka amin'iny vhv iny) dia nangataka excuse publique avy aminy ny vadiny satria nahatsiaro tena ho voahitsakitsaka izy tamin'ilay resaka... matoa misy izany satria efa resaka courant entre-ndry zareo
9. lemenakely ( 23/09/2008 17:51)
hery:

Eto Italia amin'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalàna nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mahazo lamandy sy mety higadra ihany koa izay mpividy an'ireny mpivaro-tena ireny.

Miaka-peo ary ny sasany hoe, nahoana no sakanana ny olona miasa sns. Hoe io no asa tranainy indrindra ka tsy tokony hosakanana...

Fa asa marina ve ny mivaro-tena?


io moa izany dia c est la loi du commerce e : offre et demande ( Tolotra sy tinady)...Matoa misy ny mpivarotena dia misy izany ny kil e!
Ary ny mpivarotena ao Italie ao dia saika mpiavy avy any ivelany ny ankamaroany: Roumanie, Republique Cheque,Russie...Italie moa tany be touristes en plus e....

10. simplex ( 23/09/2008 18:54)
hery:
Fa asa marina ve ny mivaro-tena? :-D
olona 1 (mpanome fahafinaretana) manome toky fa hanome service en contrepartie an-remuneration @ olona 1 (mpandray fahafinaretana) :)
zany hoe source de revenu hoan'le mpanome fahafinaretana ilay izy

:arrow: asa izy @ zay fotoana zay. :)


Fa ra hoe ramatoa andalovan'ny bandy eran'ny tanana fotsiny dia :roll: tsy asa, fa mpandray fahafinaretana indray izy @ zay fotoana izay. :P
11. ikalamako ( 23/09/2008 22:03)
nandalo ikalamako dia tsy hitany izay avaly fa :-D :-D :-D :-D :-D



Fa ra hoe ramatoa andalovan'ny bandy eran'ny tanana fotsiny dia tsy asa


dia tsy asa fa bisikiletan'ny Kôminôté :-D :-D :-D :-D :-D
12. hery ( 24/09/2008 07:56)
ikalamako> asa ve io? lol

Tena tsy azoko izany ilay famaritanareo ny atao hoe asa eto.

Rehefa mandray vola ve dia miasa? Toa tsy hoe izay mivarotra rehetra dia atao hoe miasa. Misy mivarotra zavatra indray mandeha, mivarotra trano, mivarotra akanjo, kanefa tsy hoe izay no asany. Na tsy indray mandeha aza dia misy mivarotra maharitra fa tsy izay no asany. Ka maninona rehefa hoe mivaro-tena dia lazaina fa asa?

Ny asa ve tsy mifanaraka kokoa amin'ny hoe fivelomana?
Ny asa ve tsy mifanaraka kokoa amin'ny hoe dignité? Ny andevo ohatra, na ny ankizy miasa, dia tsy azo atao hoe asa mihitsy... na mandray vola aza.
13. Noue ( 24/09/2008 08:20)
http://www.jca-institut.com/archives/details.php?image_id=1081&sessionid=70e28397fb67dc272d9be37e733da7f1

mba jereo kely anie io eeeee
14. ari.malala ( 24/09/2008 08:31)
k misy manaoi lay izy ho antom-pivelomana anie ry hery e! teny akaikinay talou nisy makorel izay d refa hande hivoaka izy @ hariva dia miteny @ ao an-tranony hoe lasa niaasa :roll: d gaga be aho hoe asa ami'ny ahoana moa izany sa ny fifaviana no maisa amizay fotoana izay dia miasa izy? :-P
15. ni81 ( 24/09/2008 08:40)
Nisy vehivavy izay koa tao an-tanànanay, manambady izy fa nigadra ilay vadiny, ary manana zanaka mianadahy 7 sy 5 taona. Rehefa hariva tokony ho @ 7 ora sy sasany eo dia mandalo izy. Tsy manafina mihitsy izy fa hoe handeha hiasa (makorelina) ary dia avelany irery ao an-trano ireo zanany mianadahy ireo fa maraina be izy vao mody dia manatitra ireo mianatra avy eo.
16. ainaheri ( 24/09/2008 09:00)
Nanahirana ka andraisana tambiny=== asa izay amiko
17. nomenjara ( 24/09/2008 09:52)
hery:

ikalamako> asa ve io? lol

Tena tsy azoko izany ilay famaritanareo ny atao hoe asa eto.

Rehefa mandray vola ve dia miasa? Toa tsy hoe izay mivarotra rehetra dia atao hoe miasa. Misy mivarotra zavatra indray mandeha, mivarotra trano, mivarotra akanjo, kanefa tsy hoe izay no asany. Na tsy indray mandeha aza dia misy mivarotra maharitra fa tsy izay no asany. Ka maninona rehefa hoe mivaro-tena dia lazaina fa asa?

Ny asa ve tsy mifanaraka kokoa amin'ny hoe fivelomana?
Ny asa ve tsy mifanaraka kokoa amin'ny hoe dignité? Ny andevo ohatra, na ny ankizy miasa, dia tsy azo atao hoe asa mihitsy... na mandray vola aza.


ka efa hoe asa ny fivarota-tena raha mandoha impots, nisy ny contrats nifanaovana entre patron sy mpiasa (mpivarotena) otran'ny olona rehetra izy! misy izy ireny manana ny patron-ny, hitako izany tamin'ny fandaharana TV...
mazava ho azy, matoa izy manolo-tena manao io asa io na ratsy aminy io na tsara aminy , handaniany ny totolon'androny handraisany vola hivelmana dia asa izay....



18. booboo ( 24/09/2008 10:33)
Asa io amiko manokana. Ny an-dry zareo ny fampiasana ny vodiny sy ny fivaviany/filahiany no varotana. Ny an'ny hafa ny fampiasana coco na herim-batana na tanana sns no varotana.
19. xxx ( 24/09/2008 10:51)
Raha atao ankaterena dia tsy asa izany fa terivozona

Raha sitrapon'ilay vhv na lhl kosa dia sady asa no fialamboly no sady adalana miaro tsinjaka:)

Betsaka ny makorelina omena asa fa tsy mety intsony satria efa zatra ilay vola facile.
20. tsiambaratelo ( 24/09/2008 11:46)
hery:
Eto Italia amin\'izao fotoana izao dia enjehina izay mpivaro-tena tratra eny an-dalana ary mandoa lamandy. Nisy lalàna nivoaka mantsy hoe tsy azo atao intsony ny mivaro-tena eny amoron-dalana. Dia mahazo lamandy sy mety higadra ihany koa izay mpividy an\'ireny mpivaro-tena ireny. Miaka-peo ary ny sasany hoe, nahoana no sakanana ny olona miasa sns. Hoe io no asa tranainy indrindra ka tsy tokony hosakanana... Fa asa marina ve ny mivaro-tena?
Asa angamba kou. Nisy vhv zay,mpivaron-tena.Niara-nianatra taminay ny zanany!Vao tany @Sekoly fanabeazana fototra ny zanany 3 mianadahy no maty ny vadiny(accident nisy nandona t@fiara dia tsy hay wé iza no nandona...)hatreo de tsy itany angamba zay fotoana nikarakarany ny zanany tontolo ny andro dia ny alina izy no mivoaka dia mody nandainga t@reo zanany wé manao infirmiere de garde.De nino ny ankizy.Toa afaka Bac teo daholo ny zanany mianadahy,ary tsy mbola fantanireo wé zao no asany reniny,ny lhl niaraka taminy no mitantara @bandy eo @tanana,de reo no miresaka!Asa zany lay izy satry nahatafitainy ny zanany! Ka toa miasa doly zay te hahatafita ny zanany.Efa lehibe ny zanany tokony tsy hanao izany tsony izy,fa angamba raha fantanireo de mety hamoifo iretsy zanaka na asa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6165