Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Fihaonan'ny namana serasera ao Eoropa atsy ho atsy?
21. orthon
( 08/12/2008 13:12)
:?: mba asio fiaonana ny eto dago fa zah aninona any eropa?
Répondre
22. ravonjison
( 22/01/2009 13:25)
Izahay atý miandry ny antsipirihany @ ilay fihaonana any Alsace @ 1er mai. Dia ahoana ny fiantranoana?. Afaka tonga any daholo ve izay te handeha ? Azo atao ve ny mitondra vozongo namana ? Inona ny program ? Liana dia liana izahay e.
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0677