fa nankaiza lay CRTIM é?

1. tontavao ( 11/12/2007 05:13)
Tsy hita popoka fa nankaiza ary?
RANJIVASON,CLEMENT,MOMY...
Resy sahady ve?
novalian'i xxx ny 11/12/2007 11:14
2. ravatorano ( 11/12/2007 05:42)
ireny kosa efa nivadika mihitsy e
tsy manakalahatra tsony ireny
sady efa tsy lamody tsony izany amin'ny fanaovana politika na pôlifika fa ho sahirana fotsiny ho lany rora sy vola eo raha mirotsaka eo !
3. xxx ( 11/12/2007 11:14)
Ka ry lé EMILE VAZAHA ve no atao mpitarika azy tsy mahagaga RATEFINANAHARY emile sy ny tariny e!!!! lé conseillé Ranjiva iny
Vohiiny ndray zao aty ny TIM France fa déhiara hijry eo indray e!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4717