Mba hampio kely aho ry zalah!
21. koffman
(
24/10/2007 13:55)
fa mety ho matsiro kokoa ne ny fiatiavan ra tsy de tsy mifanena isan'andro e, tsy haiko nga hoe saro-piaro elah.
23. cutie
(
24/10/2007 23:19)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 23-10-2007 11:08:29
Lohateny : Re : Mba hampio kely aho ry zalah!
resaky ny tsy mahay mifitra. zavatra tsisy dikany daholo dia lazena fa problemo
inona zao no idiran ny masony sy ny volony @ resaka ? sa te hidedaka hoe nahazo vazaha ? Aza mibata entantsy zaka ry petakorona a !
eres debile y sin sesos
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. salmo1
(
25/10/2007 10:27)
cutie: tsy fantatry cutie akory fa ny hakahalana anah ihany no tena hainy xxx, satry sarotiny be amin'ny gasy izay tady hiaraka vazaha. Manopa maintsy i xxx fa tsy zakany intsony ny mahita anay sady makatsy no makeroa :b:b
koffman:De io efa nolazaiko an-lah io ny valiny:
fa mety ho matsiro kokoa ne ny fiatiavan ra tsy de tsy mifanena isan'andro e, tsy haiko nga hoe saro-piaro elah.
Za manaiky fa hampijaly tena eo izy raha vao manaiky eo aho, kle. Satry i takaka any ampovoany izaho aty amin'ny sisiny. Avy eo kou, ny maheno sipa mitaraindraina malahelohelo no tena tsy zakako.;-)
Ny fanampiny izany koa, mbola tsy hahita anah izy raha tsy isakiny vakanse, indraindray ihany. Izaho tsy mahavita mitsidika isakiny farany erin'andro fa lavitra be no misy azy ( adiny 6 @ fiara-kodia). Satria raha tsy mitsidika sy mijerijery anazy aho tsy hitako izay mampifakatia anay...
25. cutie
(
25/10/2007 18:50)
25. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 25-10-2007 12:27:37
Lohateny : Re : Mba hampio kely aho ry zalah!
cutie: tsy fantatry cutie akory fa ny hakahalana anah ihany no tena hainy xxx, satry sarotiny be amin'ny gasy izay tady hiaraka vazaha. Manopa maintsy i xxx fa tsy zakany intsony ny mahita anay sady makatsy no makeroa
tsy idirako lalina ndray zany :-D
29. pissoa
(
27/10/2007 20:31)
Akoatrizay. Zay zavatra tiko tsy tiany, ary zay tiany tsy tiko. Eto maintsy no bleme (oh: Zah FC Barcelona izy Real Madrid, oh faha 2: zah mirevy fiestas, izy mirevy juegos y aventuras).
Ividano bonbon vandro fa aiza no tsy haka FC Barcelona eo izy e =))=))=))
31. karinah
(
27/10/2007 22:06)
zah manana..;:lol:, salmo: enao lhl no mila mi s'adapte @ fomban'le vhv, satria enao no mpivahiny, raha te hiaraka @!;-)
34. ikaretsaka
(
29/10/2007 20:54)
asio besa be eo amin'ny molony kambony lety ry salmo (con la lengua) dia raha manontany de valio hoe "Besa barca" dia vao mangataka "Besame real" dia any @ pechos asiana ny manos an la dia rehefa gagagaga dia afindrao nalgas!
fa reven'ny chicas beeeeee an!
tonga de lasa mirevy barca izy ..garanti!
fa reven'ny chicas beeeeee an!
tonga de lasa mirevy barca izy ..garanti!
35. cutie
(
29/10/2007 21:13)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 27-10-2007 16:53:17
Lohateny : Re : Mba hampio kely aho ry zalah!
Hoy i cutie:
tsy idirako lalina ndray zany
Toi tsy mety hiova maintsy
:roll::roll::roll::roll::roll:
37. tsaramaso
(
30/10/2007 08:50)
salmo1:
i pissoa no angatahako, fa tsy i karinah!!!
;-)
pissoa:
salmo : ie :-D:-D:-D
hahahhaha !!!!!
