Madagasikare

41. melody ( 01/05/2008 21:12)
tsy mainty manao contrat aloha vao miainga isika sô d kidnapénao any za e! :-D :-D
42. Belami ( 09/05/2008 00:17)
melody:

tsy mainty manao contrat aloha vao miainga isika sô d kidnapénao any za e! :-D :-D



zay le tiko hatongavana, tsy misy tsara mihoatrizay, de efa karakarao fa efa miandry ny soniako
43. dziana ( 09/05/2008 07:05)
Ndry akia tena tsy fetsy ry melody fa tonga de asaivo alefany belami mialo ny sonia de amizay ndry libre tsara manot*ratra ze tiandry.De asio assurance vie sao ndry very any!
:-D :-D :-D
Tsy te hahita za oe AVIS DE RECHERCHE
44. melody ( 10/05/2008 15:23)
dziana: tena tsy fetsy tokoa akia zah a , ndao isika roa ary hiaraka e, dia indry izany no conseiller-ko, tsy mahasahy i Belami @ izay, sa ahona? :-D :-D :-D :-D :-D
45. xxx ( 11/05/2008 14:53)
bida:

Raha mande any Morondava ianao dia mankanesa @ plage hoe Ankimony fa ho hitanao ny hasoany



plage de Kimony fa tsy Ankimony kah! :P


[IMG]http://imageshack-france.com/out.php/i89131_plagedekimony1.jpg[/IMG]

[IMG]http://imageshack-france.com/out.php/i89133_plagedekimony2.jpg[/IMG]

46. melody ( 11/05/2008 21:55)
xxx: tsara be tokoa ilay toerana, fa naninona no niafina nefa izaho sainga mba hiresaka aminao momba io toerana io, bdb ny fanontanina tsy vita eo re!
47. dziana ( 13/05/2008 07:41)
de iza ndray no handefa le avis de recherche ndry raha miaraka any isika; de ahoana alo io plage milay be io ; otran'ny te haka conge kely za de ho any ; saingy tsitako le toerana de aleo ihany mijanona .Aleo ihany manao conseiller an'i melody raizany kou!! de ze teneiko ve de arahan-dry daolo?
ka raha diso ny zavatra teneniko de aona ;tsy vo maika loza ?? :-D :-D :-D
48. Belami ( 13/05/2008 20:58)
dziana:

de iza ndray no handefa le avis de recherche ndry raha miaraka any isika; de ahoana alo io plage milay be io ; otran'ny te haka conge kely za de ho any ; saingy tsitako le toerana de aleo ihany mijanona .Aleo ihany manao conseiller an'i melody raizany kou!! de ze teneiko ve de arahan-dry daolo?
ka raha diso ny zavatra teneniko de aona ;tsy vo maika loza ?? :-D :-D :-D



za nge zao efa niova asa e, miandry anio toerana io ndray zao no ataoko fa za ihany de afaka mandefa le AVIS raha misy olana i melodi :-D :-D
49. melody ( 14/05/2008 10:43)
dziana: io izany i Belami mandefa le avis de recherche e, mangala congé d tairina izany e.... tsy mila conseiller izany re! :-D :-D
Belami: d harovy tsara ary ilay toerna fa ho avy zahay sy dziana :°) :-P :-D :-D :-D
50. dziana ( 14/05/2008 10:51)
ka sode le piandry plage ndray no manao kidnapping ? sa resitsika sy ndry izy;aleo ihany mitondra securité tsika :raha tsy oe hiova asa hanao securité ndray belami .izy mantsy otran'n grave be ra hiova asa: so iany alou zany fa tsy mpangaropaosy tsony izy e! .
51. melody ( 14/05/2008 13:37)
dziana: iny indray no tsy hitako ay tokoa moa lery mpangaroposy =)) =)) =)) =)) =)) handao marina hitondra securité
52. dziana ( 14/05/2008 14:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =))
ka izy ko nge mety hanao securité raizany e! ;de aona ndray?
53. Belami ( 15/05/2008 20:20)
dziana:

=)) =)) =)) =)) =)) =))
ka izy ko nge mety hanao securité raizany e! ;de aona ndray?



sady mi kidn no mi secur zany
:-D :-D :-D
54. melody ( 16/05/2008 09:17)
dziana: aventure akia io a, dia ho hita eo ny tohiny re :-D :-D :-D
Belami: ny asanao izany tsy vitany hoe kidn na secur fa mpangarona ihany koa? =)) =)) =))
55. Belami ( 16/05/2008 19:05)
melody:

dziana: aventure :-D :-D :-D
Belami: ny asanao hoe kidn na mpangarona ihany koa? =)) =)) =))


iza aminireo asako ireo aza no metimety aminao e
:?: :-D :-D :-D
56. melody ( 17/05/2008 10:25)
tsisy =)) =)) =)) =))
57. Belami ( 19/05/2008 22:24)
Mba fidio moa :-D :-D :-D
58. cutie ( 19/05/2008 23:04)
kay ve reto efa nifanarakaraka tato ihany :-D
59. Belami ( 20/05/2008 11:59)
cutie:

kay ve reto efa nifanarakaraka tato ihany :-D



voa kidna ato ianao raha tsy voaharona fa mba mailo =)) =)) =))
60. Belami ( 22/05/2008 19:21)
melodi : tena hiova asa ihany izany fa tsy ekenareo ze misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1296