Madagasikare

1. melody ( 06/10/2007 18:13)
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x1rjeb_lemuriens-de-madagascarantoine_travel

be zavatra tsara tarehy dbab ange any amintsika fa tsy d hoe ratsy fôna e! Izay te hijery io tanana io d any Vakona any Andasibe... ho tiany ankizy satria afaka milalao @ ireo lemuriens ireo ry zareo.
novalian'i Belami ny 07/10/2008 09:49
2. Fiffi ( 06/10/2007 21:16)
bdb zavatra tsara sady mbola tena naturel daholo....=D=D=D
3. mandrak ( 06/10/2007 21:40)
sady @ lé tena tsy misy mpanana mits annn:)
4. Fiffi ( 06/10/2007 22:01)
5. Herimiafina ( 07/10/2007 19:41)
Mbola sombiny ihany io fa tena mbola betsaka dia betsaka ny zavatra azo jerena. :^)
6. melody ( 07/10/2007 21:56)
ary ahôna indray izany ary.
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x1rj8d_faune-marine-de-madagascar-antoine_travel
manja be an... izany ny any amintsika e!
7. naughtyboy ( 08/10/2007 19:05)
mbola tsy itako zao io toliara io fa tsara tsidihana,ndrindra scuba diving tena milay :)
8. melody ( 09/10/2007 12:18)
naughtyboy: ile ste marie koa tsara rha scuba diving no tadiavinao.... fa na manao snorkle fotsiny aza ange d efa mahita ireny trondo manja be ireny any Foulpointe e, manofa lakana kely d entindry zareo eny @ ilay hoe piscine naturelle izay d eo no manao snorkle, andramo fa experience inoubliable mihintsy!:D
9. Herimiafina ( 09/10/2007 21:45)
Zah zany te-hahita atsantsa direkta! :^):-D
10. melody ( 10/10/2007 12:13)
Herimiafina:-D:-D:-D afaka enao ka, mande milomano hivelan'ilay coral reef fotsiny, efa miandry anao ao daholo ry 'jaws'
11. Kwasi ( 10/10/2007 16:50)
Raha mbola resaka plongee sous marine, Iny @ faritry Fort Dauphin iny tena milay.

Herimiafina> Tsy mila mandeha lavitra fa eo @ port tamatave fotsiny d'efa afaka mahita enao e.
12. Herimiafina ( 10/10/2007 21:05)
Ilay ao amin'ny port maloto velona fa feno fako avy amin'ny sambo, fa ny tena tiako izao dia manana sary photo amiaraka mipaozy amin'ny atsantsa iray! :^):@
13. rafoko ( 06/02/2008 12:55)
Na de be aza ny tsara
Ny mpanimba maro:twisted::evil::twisted::evil::twisted:
14. melody ( 07/02/2008 10:40)
omeo ohatra we ry rafoko momba ity maro ny mpanimba ity?
15. prime ( 07/02/2008 12:30)
Tsy ranomasina sy gidro ihany no tsara fa na eto Antananarivo aza dia misy toerana tena mahavariana, ohatra: chute de la Lily Ampefy, geyser d'Ampefy...
16. melody ( 07/02/2008 21:25)
prime: dia mba lazao daholo hoe aiza avy ary no tsara tsidihina ao tana satria tena tsy mahita aleha rehefa tonga ao afatsy ny ala ihany zao no mba hita tao.:)
17. volazanao ( 07/02/2008 22:09)
Tana misy azo jerena ka tsy hoe amin'ny alina akory an
Misy ireo trano rafi-kazo vita tamin'ny taona 1830, eny Avaratr,Andohalo ohatra.
Ny firafitry ny ambanivohitra sy ny tamboho
Archivam-pirenena, Ampahamarinana, Anosy, Ambohidempona, Ny mozen'ny vato Ampandrianomby mandany iray andro, sns
18. melody ( 08/02/2008 18:12)
misaotra @ ireo toerana tsara tsidihina ao tana, ny hitako amin'ireo fotsiny izao dia ilay ambanivolo sy ny tamboho:)
19. prime ( 13/02/2008 11:04)
melody> maro tokoa ny toerana... ireo efa misy lazain\'ny namana...

Raha hivoaka kely indray ianao : raha mankany avaratra dia ao Anjozorobe (lalana mankany Ambohitrarahaba-Talata Volonondry...) no faleha misy forêts primaires marobe miaraka amin\'ny biby andemika isankarazany... raha mankany atsinanana dia tsy zovina intsony Andasibe sy ny alan-javaboahary... raha hianatsimo dia vao nisokatra tsy ela Analamanga Park, tsy lavitra nefa mahafinaritra... raha miankandrefana dia maro ihany koa fa Itasy no mahaliana indrindra, ao ny chute de la lily, http://sakamanga.boardinglobe.com/infos-touristiques/ ka rehefa hiditra an\'Ampefy (2km tsy hiditra an\'Ampefy), lalana mankany Soavinandriana miainga eo Analavory dia misy lalana mankany miankavanana... ao ny geyser d\'Ampefy et d\'Analavory, http://eric.sibert.fr/article63.html io indray dia lalana mankany Tsiroanomandidy, miala kely an\'Analavory (3km eo ho eo) dia misy lalana miankavanana ihany koa mankany... ao ny îlots de la vierge voalaza fa ivon\'ny nosy Madagasikara manontolo eo afovoan\'ny lac Itasy, ka mandalo an\'Ampefy (à 2km eo ho eo) dia misy lalana mitsofoka miankavia mankany amin\'ny lac Itasy ary miditra mankeo afovoan\'ilay lac dia eo no misy îlots roa lehibe, ny iray misy sarin\'ny masina Maria, ny iray misy ny fasan\'ny Mpanjaka Andriambahoaka afovoan\'ny tany... http://membres.lycos.fr/manoirrouge/colline_ambohiniazy.php

hatreo aloha...
20. melody ( 13/02/2008 17:32)
misaotra anareo rehetra manome hevitra fa tena mahalin a tokoa e:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.24