tontolo iainana sy fahantrana?

21. mandrindra ( 12/09/2007 11:43)
satria na mahita ho hanina aza izy dia tsy mbola laharampahamehana ho azy izany tontolo iainana izany.
22. melody ( 12/09/2007 13:00)
Zany no nolazaiko we misy ny tia maloto misy ny tia madio

efa hatramin'izay io akia a, ary ao koa ilay tsy mivaky loha.:-*

tsy azoko, inn no dikany laharampahamehana?:oops:
23. mandrindra ( 18/09/2007 10:15)
melody, izay zavatra heverina fa manandanja bebe kokoa (priorité)
24. melody ( 18/09/2007 10:33)
mandrindra a misaotra nanazava:-*
26. nandrianina1 ( 02/11/2007 13:15)
refa zoina zany ny hevitritsika rehetra ireo de tsy misy antenaina mintsy ny fikarohana momba an'reny nuisance maro isankarazany ireny na koa hoe ny fikarakaran'ny fanjakana an'reny.
sa misy mahita nareo
27. xxx ( 11/11/2007 17:59)
zava-dehibe io resaka environnement io fa ohatran'ny mi-interssé ny olona na dia eto @ forum aza(!!!), avy @ fahantrana tokoa angamba
Marina fa any ampita misy ireny bac fanaovana recyclage ireny, nila fitaizaina vao tonga @ ireny, eto gasikara mbola sarotra fa na dia daba-pako aza tokana raha misy eny andalana.
Ny vaha olana tsotra aloha dia mila madio ny tranonao, tokontaninao, dia 3 metatra manodidina, misy faritra efa manao an'izany ary mikarakara "concours tanana madio"
tsara zay manoratra eto mba manao soso-kevitra fa tsy blabla e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.97