dinosaur
44. sitlo
(
10/04/2007 17:59)
stretch> efa noborikena tamin'ilay cendrier teo ambony
aiza io ry sakaiza kely?
dia nasain'i hery nikontakta ny tsy tadidiko nge aho dia noresahako ry zareo dia ny fournisseur d'access internet ndray hono resahana, majanoko ny farany
aiza io ry sakaiza kely?
dia nasain'i hery nikontakta ny tsy tadidiko nge aho dia noresahako ry zareo dia ny fournisseur d'access internet ndray hono resahana, majanoko ny farany
45. Stretch
(
10/04/2007 18:01)
hay tsy serieux trony [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0038.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/060105rap_42.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/060105rap_32.gif[/IMG]
47. sitlo
(
10/04/2007 18:08)
hay ve sakaizakely zimbabwe eh,
[size=19px]YO Yo[/size]
mery mihinana akondro be hono ny any?
[size=19px]YO Yo[/size]mery mihinana akondro be hono ny any?
48. sakaizakely
(
10/04/2007 18:10)
Zoulou no fiantsoana ny mponina Zimbabwé ry Sitla a !
Enay voky akondro, fa nareo any Bermuda mba mihinana inn ? ;-)
Enay voky akondro, fa nareo any Bermuda mba mihinana inn ? ;-)
49. Stretch
(
10/04/2007 18:11)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/banane.gif[/IMG]kalina am mangazo , :miam:
50. sakaizakely
(
10/04/2007 18:12)
aiza hoa no ahitanareo ireny sarisary kely ireny e ? Dia ahoana no ametahana azy rehefa mametaka tsikera @ sary ireny ?
51. sitlo
(
10/04/2007 18:13)
trondro, amin'ny karazany avy.
Dia mba tsara fanahy ve ny any zimbabz any? tantarao, sakaizakely anao ny fitnenana
Dia mba tsara fanahy ve ny any zimbabz any? tantarao, sakaizakely anao ny fitnenana
53. Stretch
(
10/04/2007 18:15)
zany Bermuda zany ve :roll:
tsy ny eo anelanelan'ny andilana ka hatreo amin'ny lohalika e !
ouuuuuuu ! kaly beuuuuu [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0023.gif[/IMG]
tsy ny eo anelanelan'ny andilana ka hatreo amin'ny lohalika e !
ouuuuuuu ! kaly beuuuuu [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0023.gif[/IMG]
57. Stretch
(
10/04/2007 18:24)
sitlo triangla fotriny ve ny any bermuda ?
misy karazany bdb ngé reny sivy reny e ![IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
misy karazany bdb ngé reny sivy reny e ![IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
59. Stretch
(
10/04/2007 18:38)
azafady kelly a , hay v ndriko tsy mataty setroka e !
noeveriko manko fa teny antanimena teny am cheminot nareo talou no nipetraka ka tondé nalefako le setroka.:°)
noeveriko manko fa teny antanimena teny am cheminot nareo talou no nipetraka ka tondé nalefako le setroka.:°)
