Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vidin-tsakafo any Dago
21. soanja
(
24/03/2007 04:26)
ikaretsaka:
eo @ telo hetsy eo ny omby vondraka..efa 4 bolana lasa aloha izay tanyan
Mety aminay tsara le omby vondraka. :-*:-*:-*
23. xxx
(
24/03/2007 11:52)
Amiko aloha tena tsy mety amiko zany joro zany eh! manompo sampy zany , saino tsara anie eh!!! mandatsaka rà ho an razana nareo , d avy eo ilay misy olona hietsehan'ny tromba reny ! d miantsoantso d mitabataba tsy mahatsiaro tena, d manao akanjo mena be doly, zany no hitako tam doc de mada.Tsy miala vola am zany zah rah zah no am toerana. Samy manana ny fisainany anefa io ka samy manao zay tiany.
24. soanja
(
24/03/2007 14:47)
xxx:

Ny tsy mety aminao mazava ho azy fa mety amin'ny hafa. Io no nahabotrabotra ny hafa ka hitany fa mety aminy dia hajaina ny heviny.
Tadidio fa 55% ny Malagasy dia mbola mino sy manaraka io finoana io.
Ao amin'i Baiboly, tamin'ny andron'i Abela sy Kaina ary ry Abrahama dia nanao joro/sorona izireo. Novonoina ny zanakondry hatolotra an'Iza?
25. Fiffi
(
24/03/2007 16:58)
soanja ô ! tsy novaliandry zah hoe inona zany joro akia ? merci an ! :):-*:-*
26. Vahinala
(
24/03/2007 17:10)
Inn marina zany joro d manamarika inn ? Ny vary zao lafo be an, 7000fmg ny kilao.
27. xxx
(
24/03/2007 17:32)
ny atao hoe "joro" dia fangataham-pitahiana @ razana e! mety ho fisaorana ihany koa @ zavatra nangatahina ka azo, raha manaraka ny tantaran'i soanja ianao mety ho azonao ny antony anaovany JORO, mety ho diso koa anefa aho ann hihihhi :-* daholo e!
28. Fiffi
(
24/03/2007 18:25)
ah ! bon ? de tsy mahafantatra an'io indray aloha zah an ! fa misoatra aloha nanazava an ! :)
29. sipagasy
(
24/03/2007 19:33)
mmhhh Fiffi mila mody kely injy, mandalina ny fomba amam-panaontsika?? hhihi :-*;-)
30. diamondra27
(
24/03/2007 19:52)
raha hanao joro izany akia ry soanja dia mila dite mafana a! sa efa hay ny vidin'io?
Dzama no tsara na rhum foana no araraka aloha e!
Dia aza adino koa ny misaotra an'Andriamanitra e!
Mahereza e!
Dzama no tsara na rhum foana no araraka aloha e!
Dia aza adino koa ny misaotra an'Andriamanitra e!
Mahereza e!
32. soanja
(
25/03/2007 04:18)
Fiffi:
soanja ô ! tsy novaliandry zah hoe inona zany joro akia ? merci an ! :):-*:-*
Noho indry dia omeko ny fanazavana ry Fiffi.
Hanao asa any amin'ny faritra atsimo iny ny ekipako ary manana hazomanga ry zareo any amin'izay aleha. Anisan'ny votoatin'ny zavatra atao any anefa dia momba io hazomanga io sy ny fombafomba arahin'ireo izay manompo azy.
Ny ahafahana mahazo info amzany araka ny fangatahany dia mila manome omby an'ireo olona ireo izahay hanaovany Joro. Ie tena fangatahana amin'ny razana mihitsy hoe mba hitahy amin'izay tetikasa atao eo aminy.
Dia misy ny fandatsahan-dra sy ny fanomezana toaka ilay hazo izay heveriny ho zanahary sy religion-ny tokoa. :D De misy ny joro ataon'ny Mpanjaka. sns tsy voatanisa.
Ny fianarana tsy maintsy mitohy ary ny asa tsy maintsy vitaina. Noho izany dia tsy maintsy hitondra omby velona any ihany izahay zany.
Ny fanajana ny finoan'ny hafa ihany no hany fomba hisokafan'ny varavarana amin'ny fahalalana ny hafa.
33. Fiffi
(
25/03/2007 07:21)
soanja: misaotra akia nanazava an ! heu....somary tara kely zah fa tena tsy nahafantatra an'io ....hay misy an'zany koh ? bref...zah koh aloha manaja ny fomban'ny tsirairay an ! fa curieuse :oops:
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
34. rush
(
25/03/2007 16:53)
izany tokoa no hatao hoe samy manana ny fombany sy ny finoany!fa raha samy hangataka fitahiana hiany ve tsy aleo mangatana avy hatrany @ Andriamanitra?
35. booboo
(
25/03/2007 17:10)
Soanja > Mahavità be :-*.
Eka ouz !
Ny fanajana ny finoan'ny hafa ihany no hany fomba hisokafan'ny varavarana amin'ny fahalalana ny hafa
Eka ouz !
36. Fiffi
(
25/03/2007 19:32)
sipagasy:heu....ka na ny fianakaviako any aza akia tsy manao an'zany an ! :-*:-*:-*:-*
mmhhh Fiffi mila mody kely injy, mandalina ny fomba amam-panaontsika?? hhihi :-*;-)
38. soanja
(
25/03/2007 23:06)
Fiffi:
soanja: misaotra akia nanazava an ! heu....somary tara kely zah fa tena tsy nahafantatra an'io ....hay misy an'zany koh ? bref...zah koh aloha manaja ny fomban'ny tsirairay an ! fa curieuse :oops:
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Tsy misy fisaorana aky Fiffi.
Manontania foana aky rehefa misy zavatra tsy azonjy na tsy fantan-dry fa afaka mamaly foana aho raha ny size apetrako. Tsy misy hanomezan-tsiny andry an'izany mihitsy akory. :-*:-*:-*:-*:-*
39. soanja
(
25/03/2007 23:08)
booboo:
Soanja > Mahavità be :-*.
Ny fanajana ny finoan'ny hafa ihany no hany fomba hisokafan'ny varavarana amin'ny fahalalana ny hafa
Eka ouz !
Misaotra aky booboo a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*