You are here: home > Forum

Tononkalo vaovao

Lohahevitra : Momba ny serasera.org
Fitohizan'ny hafatra : Re : Tononkalo vaovao
Valiny : 0
Pejy:  < 1 2 3
sitlo - 20/12/2006 16:31
tsy mila avotana akory
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 20/12/2006 16:33
Sady sitlo lany ranomainty koa avotana atao inona.
Valio | Miverina eny ambony
pissoa - 20/12/2006 16:34
Mazotoa fa ^^^^^^
Valio | Miverina eny ambony
sitlo - 20/12/2006 16:35
Mazoto foana 8)
Valio | Miverina eny ambony
azrael666 - 10/03/2023 23:23
mamaky itony soratra itony za 18 taona aty aoriana dia mahita hoe sambatra be ery nareo nifananihany hoatry ny zaza milalao! Za tsy misy mamaly firy fa tsy maninona e
Valio | Miverina eny ambony
hery - 18/03/2023 22:10
Nifankahafantatra teto daholo tokoa izahay... fa rehefa aty aoriana dia sady nihalehibe. Nisy rahateo koa ny Facebook.
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  < 1 2 3