Tononkalo vaovao

1. pissoa ( 18/12/2006 15:13)
Miarahaba

Toa tsy ao intsony ilay misy hoe Tononkalo vaovao ao amin'ny vetso.serasera.org kay ... sa nafindra toerana fotsiny fa tsy hitako :oops:

Misaotra.
novalian'i Azrael666 ny 31/05/2023 15:53
2. hery ( 18/12/2006 16:01)
I Pissoa no tsy mijery tsara :-p

Ok efa io.
3. pissoa ( 18/12/2006 16:18)
Toa mbola tsy ao ihany :roll:
4. pissoa ( 18/12/2006 16:18)
Oops - zay za vao tena tsy nijery tsara :-P:-D:-D:-D
5. sitlo ( 19/12/2006 22:24)
ny adala tsy misy fa ny ondarakondrafana no betsaka.:wink:
6. pissoa ( 20/12/2006 07:26)
zany mahatonga ny sitlo manoratsora-poana :-P:-D
7. sitlo ( 20/12/2006 15:09)
izaho indray hono manoratsora-poana eto, oh leretsy eh. :-P
8. pissoa ( 20/12/2006 15:40)
Ie - ianao mihitsy. Sady izay tsy mampime akory fa mbola mila manao ezaka be 8)
9. sitlo ( 20/12/2006 15:44)
Fa angaha moa natao hampihomehy?
10. pissoa ( 20/12/2006 15:47)
Mitovy enao sy ny tsy nanoratra 8)
11. sitlo ( 20/12/2006 15:53)
faly be aho
12. pissoa ( 20/12/2006 15:58)
Tsisy nanontany 8)
13. sitlo ( 20/12/2006 15:59)
ny hafaliana tsy vokatry ny fanontaniana
14. pissoa ( 20/12/2006 16:00)
Tsisy nanontany koa 8)
15. sitlo ( 20/12/2006 16:03)
tsiny hamaly
16. pissoa ( 20/12/2006 16:04)
miteniteny foana. Tsisy dikany ny soratanao 8)
17. sitlo ( 20/12/2006 16:06)
Teny diso tsy mba kabary.
Tsisy hamaly no tokony ho izy teo. :@
18. pissoa ( 20/12/2006 16:08)
Vao maika tsisy dikany !
19. sitlo ( 20/12/2006 16:10)
tsy rarahako

20. pissoa ( 20/12/2006 16:10)
Tsisy nanontany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1285