Nofy misy dikany.

21. diamondra27 ( 04/08/2006 15:20)
aza de mandrevirevy zany ry 'reto a!

vazivazy zany fa raha manana fanomezam-pahasoavana mahay mandika nofy enao de tsy afaka miala @izany

izao fotsiny no tiko lazaina: mivavaha @ Jesosy de lazao azy ny zava-mitranga de zao lazaina hoe: raha resaka négatif foana hoe: no hitako @ nofy ka tanteraka de esory amiko izany raha sitrakao satria ziogako ilay izy ary mavesatra amiko;lazaiko anao fa hamaly anao ny Tompo ary tsy hisy intsony izany satria Jesosy tsy hanome zavatra tsy zakanao izany. Mampisavoritaka ny fiainanao fotsiny le izy fa tsy hitondra soa



22. Fiffi ( 04/08/2006 15:23)
^:^^:^^:^^:^^:^
23. diamondra27 ( 04/08/2006 15:57)
fiffi: hum!

za aloha nanonofy ohatran'io e! ny ahy indray tena le scène mihitsy no azoko nofy , ary miverina intelo tsy misy valaka le izy vao réaliser; de nivavaka aho satria zavatra tsy mahasoa foana no hitako nofy fa tsy mba tsara, de 'zao za tsy manonofy toy ny teo aloha intsony, sady mahita tory tsara @ alina no milamina ny fiainako.
24. Fiffi ( 04/08/2006 16:12)
ny ahy indray aloha ny nofytena hoe ni-marké ahy de le hoe lasa kely ! faran'zay tena kely eo @ desert zah ! zany tena azo hataohoe hitako mihintsy fa tena pitiny zah ! ohatran'ny habehan'ny parasy reny ! de efa im-piry zah nanofy an'io ? fa tsy haiko zay interpretation-ny !
25. diamondra27 ( 04/08/2006 16:34)
fiffi : ny resaka désert de midika solitude abandon, sécheresse affective, perte de contact,...

Tandremo fa misy ny désert intérieur an:vieillir, être malade( livre an'i Jean -Yves Leloup io
26. Fiffi ( 04/08/2006 19:12)
diamondra27:
fiffi : ny resaka désert de midika solitude abandon, sécheresse affective, perte de contact,...
Tandremo fa misy ny désert intérieur an:vieillir, être malade( livre an'i Jean -Yves Leloup io
anjekaky oooo :{:{:{:{


27. miangalyandria ( 04/08/2006 19:57)
Ny ahy dia ity ny experience:
-Olona akaiky sy tiana misy manjo azy (toy ny kambana mandre zavatra hafahafa mikasika ny kambana aminy), no mandefa karazana onde telepathique ka mahatonga ny nofy.
-Zava-mitranga toy ny loza izay mamoaka hery miafina (energie, sns) ary misy olona manana ny atao hoe sixieme sens mahatsapa azy.
-sns.....

izay no hevitro ka somary kiano fa tiako be le kianina!

Herimiafina : dia izany izany r'ise no nandefa onde telepathique tamin'i dadanay ??? :-w
28. boubounezy ( 04/08/2006 20:39)
za alou refa manonofy ny mamako dé tena tsy aiko ny dikany nefa itako iany fa refa manofy azy za dé otrany wé fampitandremana @ fiainako ho avy lé izy fa sarotra be @ko tena ijoro vavolombelona fa zay ny tena dikany satry tena confuse bé mintsy za avy eo!!! dé ra mba misy mahay ny dikany nofiko hoe maninn za manofy azy lasa tanora be fona fa izy mantsy efa maty nefa sady maty tanora kou mba azavao ré zé mahay a!
ty misy nofy nofisako vô t@ omaly io momba ny mamako, tonga tao antranoko izy ary itany fa za manambady dé ozy izy wé amboariny ny tranoko fa tsy ao @ tena ilaivany azy na wé tsy mety @ tokony ho izy, dé avy eo nampiriminy ny tranoko dé nisy mpiasa nanampy azy maro2 izy reo, fa ny tranoko lasa nonlokoindry zareo fotsy bé dôly ny tao anatiny dé ny meubles retra lasa fotsy dôly kou; fotsy dôly zany ny tao antranoko e! dé refa nody za vy niasa naita lé izy dé noteneniko fa tsy tiko lé look nataony, nefa ozy mantsy anah wé masou anao io neny a! sady matsara ny tokatranonao. dé inn ary ny dikany zany fa za natahatsa be wé fa inn kou ary zany???? satsy zany ny manodidina milaza fa danzéré ony ao @ko fa misy pouvoir magique zany, atsaminy natongavany neniko tao antsano. zé malala azavao e! misôtsa mélou!!
29. vale ( 04/08/2006 21:37)
8O misy pouvoir magik aôna kia boubounezy? fa ny nofinjy aloha tsy fantatro ny dikany ê:):-*:-*
30. vale ( 04/08/2006 21:44)
Fiffi:

ary marina ve hoe raha manofy manjono , le maka an'le tsondro @ tanana anaty rano mihintsy an ! de hoe bevohoka ny vhv io an!
ié, fa rehefa manofy trondro fotsiny de vohoka hono izay no hiseho aminao! dia rehefa manofy kk:°) dia hahazo vola, fa io lou tena marina satria efa tsapako isaka manofy mahita kk be za na gaboné feno azy(beuuurk,hihi!) de mahazo vola tokotrany ê!:)


31. diamondra27 ( 05/08/2006 05:31)
fiffi: tsy choké amiko njy an!, za tsy mahalala izay fiainanjy manokana fa io ny valin'ilay izy manko

raha resaka nofy ity ange d sarotrarotra ihany ny mamaly azy satria miankina @ le fiainantsika le nofy e!
izany hoe: tohin'ny fiainana andavanandro sy fiainana manjo anao

fa za aloha hiteny ze haiko ihany fa miala tsiny aminareo raha misy hoe: tena mikasika fiainana perso an!
32. diamondra27 ( 05/08/2006 05:46)
boubounezy: mazava be akia io a! misy zavatra eo @ fiainanjy ankehitriny manahirana anjy de lasa saina be njy de mitohy @ nofy le izy,fa na de izany aza de henoy ihany le nofy izany hoe: mila dinihina satria misy zavatra tokony hahitsy ao @ tokantrano ao( njy ihany no mahalala azy), satria mahasoa ny fiainanareo io rehefa afaka. Eritrereto tsara e!
le hoe: lokoina fotsy ange de midika izany fa mamafa de manadio
hazavaiko bebe kokoa:symbole fotsiny io hoe: trano voaloko io, fa mety hoe: ny ao amponao na misy toetra na tsy haiko mila hovàna, fa tsy voatery hoe: le tranonareo no ho lokoinjy an!
de eritrereto tsara akia le izy a! de bon courage fa tsy vita mora izany manova zavatra izany.

miala tsiny ho'aho za an!
33. diamondra27 ( 05/08/2006 05:54)
quand le défunt est un parent plus âgé, il est tjrs visualisé dans sa meilleure apparence, au moment où il était mieux de sa forme, voire rajeuni et le plus souvent habillé de ses vêtements habituels. Il est presque tjrs ressenti comme vivant et nombre de ces morts l'affirment au rêveurs:"c'est bien moi, je suis vivant" . Phrase qui encourage ceux qui croient en une survie et incitent les autres à y réflechir.


Io akia le izy ry boubounezy a!:-*:-*
34. prime ( 07/08/2006 08:58)
fiffi> mety mitady tranquillité koa nefa na paix intérieure no dikan'izany satria misy zavatra "agiter" be tsy zakanao na hitanao manodidina anao... asa aloha e!!!
35. majesty ( 08/08/2006 12:20)
fiffi:refa manofy manaraka eo zao njy de ntsika sy njy no hitan-ndry any amin'ny desert:D
diamondra27:tsy mahita lazaina ntsony fa marina tanteraka:idea::wink:
36. prime ( 08/08/2006 13:13)
Misy manana fantasma hafa mihitsy ato an...:-w:-w:-D:-D:-D
37. dailynews ( 08/08/2006 13:39)
ny nenitoako ihany koa no mpanonofy tahaka anao io soanja ary dia tena misy fahamarinany marina tokoa ilay nofiny.
nanonofy izy fa nandeha train i bebenay( satria handeha hiala an i tana izy ) ary nianjera nony niala train dia nitolefika nasainy nandeha avion izy nony avy eo fa tsy matiny lolo ilay nofiny, fa nony avy eo kay bebenay avy amin ny dadanay no nandeha train dia nitolefika fa tapaka lalandra dia maty tahaka ilay tao anaty nofiny....dia mbola misy tantara hafa koa fa aleo ity ihany no lazaiana eto..fa misy io kah... !
38. Fiffi ( 08/08/2006 18:40)
majesty:
fiffi:refa manofy manaraka eo zao njy de ntsika sy njy no hitan-ndry any amin'ny desert:D
diamondra27:tsy mahita lazaina ntsony fa marina tanteraka:idea::wink:
majesty: hummm ! :) zany an ? heu...ary tena nanofy marina nge zah eh ? :-D:-D:-D


39. diamondra27 ( 11/08/2006 05:21)
majesty: m'si fa tantarao ny nofinao e!
40. mimich ( 11/08/2006 07:24)
ndray2 aloha dia mampanotany tena mihitsy io resaka nofy io ee.
ny ahy ny resaka examen tamin'ny mbola nianatar no tena tsy laitrako. , matetika hoe manonofy mita--rano , manenjika taxibe fa tara sns, de arakaraka ny resulta hita eo , we tafita na voatelin'ny rano , na nahatratra , na tsy , de arakarak'izay koa ilay resultat, ary ilay izy am fotoana tsy ampoizina an!!
hafa ilay hoe mieritreritra be an'iny ianao de azo nofy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1159