malahelo ny foko milaza aminao
21. Aino
(
23/06/2006 09:28)
rurik izhao anky tsy hivaky loha @ izany hintsony ah, raha ao anatiny ora iray aho no manahelo vit ainy dia efa misava ary tsy hiverina hintsony ny alahelo fa lasa hombany lasa. nareo koa namana azoko hitokisana ko!!
dadabe hahahaha efa hoe tsy olon'tiako izan fa namako ko!!! ny tiako sy ny tia ahy tsy mifampijaly izahay.
anjekaky oo!!hisedra ny olampitia sahady ilay sipa virja , avy aty amiko aza e
dadabe hahahaha efa hoe tsy olon'tiako izan fa namako ko!!! ny tiako sy ny tia ahy tsy mifampijaly izahay.
24. diamondra27
(
23/06/2006 13:41)
maladie d'amour
maladie de la jeunesse
..............
miandry kely fotsiny njy de ho avy ny anjara, tsy mila mitady fa tonga ho azy io refa mahandry, de mahaiza misafidy
samy efa nandalo t@io daholo akia!
mankanesa eny amorondrano , de andraso hilentika ny masoandro, de mihainoa CD milantolanto de reveo seule fa milay. De ankafizo tsara iny moment anjy iny.
maladie de la jeunesse
..............
miandry kely fotsiny njy de ho avy ny anjara, tsy mila mitady fa tonga ho azy io refa mahandry, de mahaiza misafidy
samy efa nandalo t@io daholo akia!
mankanesa eny amorondrano , de andraso hilentika ny masoandro, de mihainoa CD milantolanto de reveo seule fa milay. De ankafizo tsara iny moment anjy iny.
25. xxx
(
23/06/2006 15:00)
Aza movako lo amy zany mitriny akia fa lelà bedabe eraky ny tanàna reo, na ataondry mihovahova isanandro aza lelà bedabe.Fa ny vatana fotsony no tanjemo sao potoka.
26. Lalah
(
24/06/2006 01:26)
oodry, ory xxx an! tandremo zany lela bedebe hovahovaina isan andro zany anjy zany, anjekaky o! F angaha moa rehefa miaraka amin olona iray tsy hoe tiana izay matoa hiarahana, tanjemo ihany fa le misaraka tsy maninona fa ilay firany maina no tena gravy an! attonsio
29. boubounezy
(
24/06/2006 16:35)
tena sendra ny namandratsy mintsy njy zany ry aino fa dé aza kivy mahereza fa mbola ho avy ny namana vao2 zé tena azonjy atokisana sy ianteherana fa tsy namana zany mifosa2 anjy any ambadika zany tonga dé vitao any ny momba azy aza asina sira fa la môry e! ny namana feno erakiny tanana f'aza malaelo @ zé oull tsisy ilana azy bon courage kia!
Aino:
ianao namana izay nantenaina fa hitondra ny mamy, tao indro tonga manitraka ahy, manosy ahy.
ireo soa izay nantenaina ho avy, tao lasa nivarina any akady.
indrisy fa ilay fitiavako mandio feno ho anao, lasa very @ izao, tao tsy hisy hintsony ho anao.
fa ianao ny namako izay notiavina, nefa milaza ahy fa mihavina, ianao ilay namana nihezahiko mba hifoha, nefa tao lasa panjora ahy any koa.
avelao @ izao ny maha pinamana raha izay faona ny hisy, mino aho fa mbola hisy izay tena azo atokisana.
dia misaotra @ ireo setrasetra izay tsy tokony hisy sy hireo teny tsy misy, izay noforoninao ka resahina any @ izao vazatany rehetra izao, ny mba hanaratsianao ahy. dia misaotra rahavako fa izaho tsy amaly anao fa ny fisaorana ny atolotro eto izao.
misaotra de bye mandrakizay iii.:-*
31. Aino
(
25/06/2006 13:40)
miandry kely fotsiny njy de ho avy ny anjara, tsy mila mitady fa tonga ho azy io refa mahandry, de mahaiza misafidy
sady tsy anjarako izy no tsy anjarako, efa manan ny anjarako any aho, fa saingy na dia pinamana tsotra aza ny ahy rehefa tiako ho namako dia izay ah, nefa raha mifanadala de efa izay izany ko.
32. Aino
(
25/06/2006 13:43)
Aza movako lo amy zany mitriny akia fa lelà bedabe eraky ny tanàna reo, na ataondry mihovahova isanandro aza lelà bedabe.Fa ny vatana fotsony no tanjemo sao potoka.
merci @ eh!! fa raha efa noraisiko ho namana tsotra dia mety ho namako tsotra mandrapahatapitsy ny fiarahana io, fa izhao tsy mivadik'evitra izany ary aza matahotra fa isik aindray mahay mitandrina ka.
33. MTN
(
25/06/2006 17:33)
hay ve namana fotsiny izy ity ry aino dia efa sento lalina be ohatra ny inona. Raha namana izany indray, tsy 10 fotsiny no miainga eo fa 100 mihitsy angamba. :wink:
34. Aino
(
26/06/2006 15:08)
Mpandefa : MTN [ Valio ] 25-06-2006 22:33:42
Lohateny : Re : malahelo ny foko milaza aminao
hay ve namana fotsiny izy ity ry aino dia efa sento lalina be ohatra ny inona. Raha namana izany indray, tsy 10 fotsiny no miainga eo fa 100 mihitsy angamba.
ka izay indrindra anie hoa hoe!! ary matetika ahoa anie tratran'izy io faona eh!! nefa tsy hatao maha kivy ahy fa hatao bay bay de ampy!! na namana tsotra izany namana tahaka ny olon-tiana ka rehefa manadala de avela any fa tsy hatao hamaky ny loha.
35. pissoa
(
26/06/2006 15:30)
Fiffi:An3 ka. Feno hoe ianao :-D
pissoa: taratasy misokatra ahoana akia ? personely be loatra ve ?
36. Aino
(
27/06/2006 19:25)
pissoa :-D tsy taratasy io fa evitra sendra nandalo de nosoratana dol, hihihi raha le ianao koa @ izay fatany tsara ko.
