mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.

41. Ny aina ( 09/10/2017 08:55)
Salama! Zay mitady mpiaramiasa @resaka MERCURE ROUGE,GRIS,... ity ny numero raha te ho voafitaka fa mba mila 50 na 100 mille fotsn d mahazo... 0342971305 ( patron MAHERY)
42. Ny aina ( 09/10/2017 09:06)
Salama! Misy mahay mitady vola @FITAKA mintsy ato fa mila mailo zay mitady MERCURE ROUGE,GRIS,... Ty le num de andramo fa 50-100 mille oe de mahazo 0342971305 (PATRON MAHERY). ANDRAMO MOA!
43. Ny aina ( 09/10/2017 09:25)
Salama! Misy mahay mitady vola @fitaka mintsy ato fa mila mailo izay mitady MERCURE ROUGE,GRIS,... Ty le numero de mba andramo fa 50-100 mille hatao frais fotsiny oe 0342971305 (PATRON MAHERY)
44. tefipopman ( 10/10/2017 12:09)
Ny aina:

Salama! Misy mahay mitady vola @fitaka mintsy ato fa mila mailo izay mitady MERCURE ROUGE,GRIS,... Ty le numero de mba andramo fa 50-100 mille hatao frais fotsiny oe 0342971305 (PATRON MAHERY)

Salama tompoko! Misaotra @information....
Mila mailo tokoa satria raha tena manana entana ilay olona dia tsy mangataka vola aminao mialoha izany mints izy! Fanaon'ny mpamitaka ny mangataka frais, na vatsy na café,....
45. andryeh ( 18/10/2017 07:34)

Misy mandray huile de synabre ve ?
46. andryeh ( 18/10/2017 08:32)

afaka mahazo contact ve
47. Tefipopman ( 26/10/2017 13:11)
andryeh:


afaka mahazo contact ve

mandray tompoko raha plus de 9 ny densité! :D
tsara raha 10 na 11 na 12 na 14, na 16 ar vao maika tsara be!
de rouge cafard no tadiavinay.
sitrakatefirand@gmail.com
48. beloo566 ( 20/11/2017 11:18)

Fanilo Tsotra:

Mandray mercure de toute les couleurs (Grottes na en mains fa arakaraky ny Densité any)
Tsy Panera f to d pividy Directe(Ambassade)
ao ihany koa ny Huile de synabres

beloo566
omeo ny contactnareo ary zay tena matotra ny resaka eto
49. mahery17 ( 23/11/2017 13:09)
Salama, daoly tompoko
Resao daoly zay tinao resana eto (AINA),fa ianaréo mintsy ts matotra éh!!!
ianaréo ts anao zavatra,il faut donner(dépense)pour en recevoir en (retour). tss zavatra azo fona zany.


Misy Mercure blanc supérieur aty,ary efa eto a tana tompoko, HUILE de cynabre 3 couleurs aussi. voici mon num: 034 29 713 05. Ts mila paneur! Non sérieux s'abstenir.
50. tefipopman ( 30/11/2017 11:09)
beloo566:


Fanilo Tsotra:

Mandray mercure de toute les couleurs (Grottes na en mains fa arakaraky ny Densité any)
Tsy Panera f to d pividy Directe(Ambassade)
ao ihany koa ny Huile de synabres

beloo566
omeo ny contactnareo ary zay tena matotra ny resaka eto



ty ny contact direct raha mitady mpandray matotra: 0346715015
51. Bob Nono ( 19/12/2017 14:41)
Miarahaba antsika !! iza nga le mitady mercure blanc ??
52. lalainaprod ( 21/12/2017 19:31)
Echantillons 10cc ho analysena sy olona 1 hanao contrat d'engagement no ilainay dia tonga dia mihidina tsika maka blanc/cinabre any anaty source! 034 41 065 61
53. lalainaprod ( 21/12/2017 19:37)
Echantillons 10cc ho analysena sy olona manaiky hanao contrat d'engagement no ilainay,dia tonga dia midina maka blanc/cinabre any anaty grotte tsika. 0344106561
54. madaMercure ( 09/01/2018 20:08)
Izay manana mercure couleur na mbola anaty grotte ka assurer! Dia afaka miantso ny 0342083541, fa manana équipe afaka maka izany sy mividy azy!
55. madaMercure ( 09/01/2018 20:10)
Izay manana mercure couleur na mbola anaty grotte ka assurer! Dia afaka miantso ny 0342083541, fa manana équipe afaka maka izany sy mividy azy!
56. Tefipopman ( 11/01/2018 05:44)
madaMercure:

Izay manana mercure couleur na mbola anaty grotte ka assurer! Dia afaka miantso ny 0342083541, fa manana équipe afaka maka izany sy mividy azy!

Na dia mbola tsy vita fomba aza ve?
57. madaMercure ( 11/01/2018 08:34)
Aaa ka, nareo no mamita ny fombafomba rehetra dia izahay no maka azy ao anatin grotte amin?fomba siantifika
58. madaMercure ( 11/01/2018 08:38)

Tefipopman:

madaMercure:

Izay manana mercure couleur na mbola anaty grotte ka assurer! Dia afaka miantso ny 0342083541, fa manana équipe afaka maka izany sy mividy azy!

Na dia mbola tsy vita fomba aza ve?

Aaa ka, nareo no mamita ny fombafomba rehetra dia izahay no maka azy ao anatin grotte amin?fomba siantifika
59. 11021990 ( 27/01/2018 12:59)
manana mercure cristaliser diamanter amidy mitady mpividy directe matotra fa tsy mpanera miampitapita fa matotrabe ny resaka eto, plus d'information 033 61 575 53
60. 3AS_Mada ( 30/01/2018 06:34)

jahyan:

Ny tenanay dia Gasy tia mande,surtout cote-est aty@nay,saingy lavitra no mila financement raha resaka expedition goavana toy itony ry zareo k ho anay tsy dia ampy vola dia ny maso ho mena sady rera-poana rah tsy misy vola,fa tsika mbola mahita toerana afaka hakana an'izany,fa izany hany no olana avy aty amiko.Ny resaka dia an-tongotra dia efa ts olana fa efa zatra satria efa zana-drazana.Couleur ny any-hg_rouge,vert,noire/rouge no ahetsika@naz io(ala kitroka mbola ahitana babakoto sy ny fady isan-karazany,anaty grotte.Vao tonga 3andro zah io m'trav an'zany mihitsy saingy tsy ampy vola,ka mikasa hiverina indray rehefa vita io 26juin io,satria any une semaine fety foana,dia afaran'io noana daholo ka tsy maintsy miasa zareo fa lany vola,ka eo no tiako hiverenana indray manao finition ny diako teo


Miarahaba, liana aho fa omeo laharana ahazoako anao, dia aza alefa eto fa alefaso mailaka amin'ny adiresy presidence@mada.mg . Misaotra anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0528