mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.
Mitady fanampiana. Tiako hanotaniana dia: aiza no azo ivarotana an`ilay izy ary hoatrinona ny tena vidiny iray litatra, na any dago na aty ivelany fa interesse ahy ny hahafantantra an`izany.mba valio raha misy mahafantatra fa tena urgent ilay izy..... misaotra mialoha.
Valio |
Miverina eny ambony
tena tsy mahafantra eh!
Valio |
Miverina eny ambony
humm tsy azo entina eny ambony aeropilanina ireny a
Valio |
Miverina eny ambony
ie
Valio |
Miverina eny ambony
eny @ ireny mpanao firavaka reny angamba mety misy hividy nefa mety ho kely be ihany no hovidian-dreo fa tsy hahatratra iray litatra.... :/
Valio |
Miverina eny ambony
Lazao ahy daholo ny momba azy, aiza ilay izy eto dago sa any andafy.Mahita aho.
Valio |
Miverina eny ambony
hay kosa an! tsara kosa zany an!
Valio |
Miverina eny ambony
Pure ve ilay izy sa tsia.
Tadidio fa mi-varier be ny vidin'ireny arakarak'izay handray azy, ary arakarakin'ny lokony (densité).
manontanitania ihany fa feno mpandray an'ireny ao Tanà ao, toy izany koa ny souffre, vato, sy ny atodin'omby.
Valio |
Miverina eny ambony
any tamatave misy mividy sy mivarotra?
Omeo ahy ny coordonnée de raketina
misy échantillon ve aloha le izy e!
de tanjemo sao de manambaka an!
Valio |
Miverina eny ambony
hummmm ! nga ireny azo hamidimidy tahak'izany kay ? toa produit dange be io koh!
Valio |
Miverina eny ambony
fiffi: njy kou akia tssss
bizina akia io a!
asio échantillon aloha jerena e!
tena kozy io ry pablo fa za mitady an! omeko sopapa enao fa anoraty aho any ambadika
Valio |
Miverina eny ambony
diamondra: ie ! bizna fa ny produit hoa dange satria mahatonga cancer ?
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy sangisangy le izy fa tena marina.Zaho tsy dia mahafantara ny qualite tsara mba omeo sopapa kely aloha, fa ny fantatro fotsiny dia hoe ny M.rouge no tsara hono.Dia ho soratako daholo ireo adresse-nareo ireo izay mety hisy fanantenana mba ho contacte-vako rehefa tonga any dago zah @ volana aogostra. Fa ho any ambanivohitra zaho haka azy, ary ho tonga any Tana zaho hitondra ny echatillon. dia ho hita eo zay tohiny.
Valio |
Miverina eny ambony
Ho an`i Salome dia tsy maintsy ho contact-ko ianao fa matokia @ volana aogostra dia haka azy any ambanivohitra zaho satria aminio ny lala na mankany vao azo handehanana tongotra. (any dago ilay izy fa tsy aty ivelany).
Valio |
Miverina eny ambony
pablo: dia efa miandry izaho izany rehefa vonona ianao
Valio |
Miverina eny ambony
Citation Mpandefa : pablo [ Valio ] 25-05-2006 23:33:45
Lohateny : Re : mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.
Tsy sangisangy le izy fa tena marina.Zaho tsy dia mahafantara ny qualite tsara mba omeo sopapa kely aloha, fa ny fantatro fotsiny dia hoe ny M.rouge no tsara hono.Dia ho soratako daholo ireo adresse-nareo ireo izay mety hisy fanantenana mba ho contacte-vako rehefa tonga any dago zah @ volana aogostra. Fa ho any ambanivohitra zaho haka azy, ary ho tonga any Tana zaho hitondra ny echatillon. dia ho hita eo zay tohiny.
Miverina ery ambony tsy hono less fa tena marina a
diams hummmm :-w:-w hanao afera ???8O
Valio |
Miverina eny ambony
dadabe: ié fa miandry tour e! liste d'attente aho fa misy prioritaire ao = salome
Valio |
Miverina eny ambony
:-w:-w:-w
Valio |
Miverina eny ambony
manahoana tompoko!izahay mividy mercure rouge @vidiny mahafapo anao,azo antoka sady matotra tsara!!raha misy liana dia mba valio azafady indrindra tompoko dia omena anao n mombamomba anay!!tsy misy atahorana fa azo atokisana tsara!