Da Vinci Gode : Hijery sa tsy hijery ?

21. lapino ( 26/05/2006 12:24)
Vaika:
Marary kle !=))=))=))

Samy manana ny hazo fijaliany kle! :-D:-D:-D
22. Vaika ( 26/05/2006 15:12)
Samy manana ny hazo fijaliany kle!
=))=))=))Toa ny an'ny sasany toa tahom-bôngazo beuh ary mizara karatra mihintsy raha tratran'iny a !=))Aleo ihany manara-drindrina kle !
23. diamondra27 ( 27/05/2006 05:55)
dadabe::evil::evil:

tsy ihombonako intsony ianao raha mbola mandefa mpitsikilo an!:D
vaika, lapino: ary ny anareo inon ny hazo fijaliana?
24. kelly13 ( 27/05/2006 12:57)
25. Vaika ( 27/05/2006 13:02)
ary ny anareo inon ny hazo fijaliana?
Bedada : avadio ary amin'ny resaka olon-dehibe ilay kaozy fa sao mivalana tampoka ilay resaka ka hanorisory ny sasany eto no hiafarany.
Fa na izany aza tsy ratsy mihintsy ilay film i lapino.
26. Vaika ( 28/05/2006 10:43)
Bedada : avadio ary amin'ny resaka olon-dehibe ilay kaozy fa sao mivalana tampoka ilay resaka ka hanorisory ny sasany eto no hiafarany.
Fa na izany aza tsy ratsy mihintsy ilay film i lapino.
Diso aho ra-dadabe f'hay tsy toi no nametraka ilay fanontaniana fa i diams.
:-*:-*:-*
27. diamondra27 ( 28/05/2006 10:44)
vaika: 'za tsy tafiditra any @ resak'olondehibe :cry:
28. Vaika ( 28/05/2006 13:44)
diams : 8O8O8O
Za nefa toa tafiditra tsy nila nigrôbaka akory !
Sao dia tsy ampy taona kosa ndry ?:D
29. dadabe ( 28/05/2006 14:05)
ary resak'izy mitsam dia zah laasa tafidtra ao antiny le!!:roll: sady io fa nivoraka hatramin'i vaika !!:-D:-D

o lety ry vaika sao dia tsy kobon'ialahy aza hoe tokony ho ny " b1-c3 "ny cheval fa tsy hoe...:-D
30. Vaika ( 28/05/2006 16:05)
o lety ry vaika sao dia tsy kobon'ialahy aza hoe tokony ho ny " b1-c3 "ny cheval fa tsy hoe...
Fa ataonao aiza izany cavalier zany ra-be dada a ?:°)
Danz marina raha ilay pièces kely be dia be no "hazo fijaliana" an !:°)
31. sasa ( 29/05/2006 09:12)
:-D:-D:-D
32. dadabe ( 29/05/2006 12:09)
:-D:-D:-D
33. sasa ( 30/05/2006 04:09)
:evil:
34. dadabe ( 30/05/2006 05:54)
anjekaky oo !! mianatsa ny fombako sasa le :-D:-D

henjy tsala doly a:°):oops:(l):°)
35. lapino ( 30/05/2006 08:30)
Ataon'i sasa aiza koa ilay cavalier? :-D:-D:-D
36. dadabe ( 30/05/2006 09:16)
efa lanin'ny fou-ko less a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537