ghost

21. Vaika ( 19/04/2006 09:55)
diams : hay kosa ny anao appel de balle efa maty paika mihintsy amin'ilay mozika be ! Raha ilay voisin no lasibatra dia tsy aleo ve mody mindrana sira fotsiny ? Raha amin'ny roa ambin'ny folo alina izany dia tonga dia kôpy izy kah ! Mety ho tiany tampoka ilay : oh... my love, my darling....Sa diso aho...?;-)
Angano, angano, arira, arira, izay tsy mety harenina !
vaika: somary asiana echec kely ngamba io de mijanona
ohatran'ny nisy défi tampoka izany tato an ! Mitandrema kely azafady, sa...
22. mamzelkely ( 19/04/2006 10:43)
Herimiafina:

Tokony i Drew barrymore sy ben Afleck no natao acteurs! hehehehe=))



an an an tokony zah sy ben affleck ka :^):-D:-D
23. diamondra27 ( 19/04/2006 15:43)
ny baolina mbola 1-0 'zao nandresy FC Barcelone omaly fa miandry match retour

hihihihi! ary izay indray no tsy hitako ry vaika an!
tsy misy lasibatra zany kosa na voisin na tsia e!:oops:

bravo aloha e!
24. Vaika ( 19/04/2006 16:43)
diams : ary ahoana aloha izahay no nilainareo sotasota tamin'ilay eseky dia navelanao maina tamin'izao e ?
Vonona mihintsy aho ny hamaly ny défi rehetra ary tsy an-kitsitsy mihintsy. Ka raha hifampi-hetraketraka dia tonga dia sokafy ao mihintsy (lalao serasera) dia lazao tsara hoe efa voatokana fa sao lasan-dry zalahy ny place-nay.
Fa na izany aza dia tsy an-kamely mafy an !
25. vale ( 19/04/2006 21:34)
herimiafina::-D:-D
26. Vaika ( 20/04/2006 00:39)
Ahan :@:@, inona no mahatapa-tsinay an'i toi ? ahan :@:@
27. diamondra27 ( 21/04/2006 05:25)
vaika: 'za matahotsa anareo sy nikopol klé.

Record mitsy 'nareo fa maharesy foana. Aleo @ manaraka fa mbola repotra be za zao an! lazaiko ihany oe : rahoviana. Tsy misy sotasota zany eo e! c'est noté
28. Vaika ( 21/04/2006 08:23)
Diams : laingako ankia izany fa mba mody nampitahoroko fotsiny i ndry, fomba fiady daholo ireny. Ny maharesy amin'ny eseky dia une grande part de psychologie f'aza hadino. Ra-Niko no tena record ao fa ny an'i leiry 12 ny parties tonga dia tairiny indray mipalaka, simultanée be mahatsiravina mihintsy.
Izaho dia ny commentaire no hataoko betsaka ao, mba manala azy, fa tsy misy hapôka akory, vono-vorona no betsaka, tetika daholo izany;-)
29. vale ( 21/04/2006 12:12)
vaika::-Drekakikô, mitady an'i Drewbarrymore hono izy ko!ahan!:@
30. Vaika ( 21/04/2006 14:45)
vale: efa teraka ve ireo acteurs ireo tamin'ny ghost nivoaka ?:-D
Somonga ny ahy HM ahan:@:@
31. vale ( 21/04/2006 21:20)
:-Dde tsy haiko lets kouu:^)
:@:@ahan!!!!!:wink:
32. Herimiafina ( 21/04/2006 21:34)
Milay leisy ry Vaika an! lasa disciple-ko koa i toi izany de i vale! hehehehe:-D

Fa le ghost hoa aloha manja be le scenario ao anatiny e, fa le acteur no tsy de tiako! hummm :@
33. Vaika ( 21/04/2006 23:00)
HM : ahoana leity i Drew Barrymore toa ohatran'ny ngeza loatra ilay implant amin'ny mâchoire-ny kle. Tsy aleo ve i Bridget Fonda : charme leitsy izany, délicieuseeeeeeeeeee(l)
Na i Demi Moore tamin'i GI Jane angaha tsy hitan'i toi ?
34. vale ( 22/04/2006 11:58)
tsy aleo ve sharon stone e:°)
35. diamondra27 ( 22/04/2006 12:50)
demi moore na de kolosy aza manja foana iny sipa iny
36. vale ( 22/04/2006 14:19)
hita wa ry diam :wink:
37. diamondra27 ( 22/04/2006 14:20)
vale: hay njy koa mirevy an'i demi moore , bienvenue au club zany e!
38. vale ( 23/04/2006 18:01)
:wink:manja be akia izy an, fa dia mahagaga reto lhl reto?:lol:
39. Vaika ( 24/04/2006 14:11)
fa dia mahagaga reto lhl reto?

I Ra-HM ihany io sarotony io ô ! Ilay GI Jane indrindra no tena nahafatifaty ahy :°)
Vale : sao dia mba efa lany daty kosa i S.Stone ?
40. vale ( 25/04/2006 11:44)
:-Dizy aza try manaiky fa mbola milalao @ basic intict 2 njay ko :lol: nefa ve tsy efa iketrona:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4858