Madagascar - Les mystères de l'île rouge

21. Veloo ( 06/03/2006 18:01)
ie nande tsara lay izy ary njy?
22. cutie ( 06/03/2006 18:10)
an3, tsy nety nisokatra akory :cry:
23. Veloo ( 06/03/2006 18:31)
iiiiiii nena nandeha tsara ???? ntsooo:(
24. cutie ( 06/03/2006 19:55)
veloo,nanondrana ny ordi androany :cry:
25. Veloo ( 06/03/2006 20:34)
iiiiiii ka atao ahona zany? ndraso ary andefasako iray njy e :-D:-D:-D
26. sipagasy ( 06/03/2006 20:39)
scorpion:

lapino:

Mampalahelo/mahamenatra : mms://a988.v101995.c10199.e.vm.akamaistream.net/7/988/10199/3f97c7e6/ftvigrp.download.akamai.com/10199/horsgv/regions/siege/france3/fautpasrever/fautpasrever_20060306_6.wmv

Rahoviana àry isika no mba hanao reportages momba an'i lafrantsa e? Mba halefa any amin'ny tanàna! :)


Tsy mahagaga ny fahitana zavatra sahala amin'io, nareo ve vahiny amin'i la frantsa e. ny zavatra ratsy any aminao ihany no karohiny sy avoakany nefa ny azy aza tsy hitany. raha Ratsiraka no teo hafa ny fivoakan'io reportage io. Mbola ho avy ny fotoana hisy reportage hivoaka any amintsika maneho ny fahantrana misy sy ny fahasahiranana aty europe ary ireny vazaha matory sy mipipi any ambany metro ireny no mihitsy no miseho mba ahitantsika Malagasy fa tsy misy akory ny tonga lafatra ary tsy misy maintsy foana ny mahantra na aiza na aiza firenena.
La frantsa ndoza tssss..tsy ny fiainana fianakviana vitsy no entina hatao reference ny firenena manontolo.




Tsy mazava amiko hoa nahoana moa ny ho menatra isika @ zavatra misy sy iainan'ny gasy tahaka antsika any @ tanàna???? tsy azoko
Ny manaraka indray dia ny hoe mikasika ny vazà mipipi sy ny tsy manan-kialofana aty lafrantsa!!! fa angaha moa ry zareo manafina izany??? tsy mba hitanareo angaha ny reportage isankarazany ahitana izany??? sao dia mitsara vilana isika e!
Raha hitady ny paradisa an-tany angamba dia any @ tany arabo misy ny solika ohatra koweit, nefa mino sy mahatoky aho fa misy ihany koa ny mijaly any. Noho izany tsy misy ny paradisa ety an-tany ary aza mikatsaka ny tonga lafatra hatrany koa e!
27. Veloo ( 07/03/2006 17:25)
aza tezitra e...:(
28. cutie ( 07/03/2006 17:28)
veloo, @ manaraka jereko refa tsy midongy tsony ny ordi:-D
29. Veloo ( 07/03/2006 18:40)
ie fa tsy lava ilay izy ka :wink:
30. Veloo ( 08/03/2006 16:55)
ka efa nade za tsy ? ry cutie kely a:wink:
31. cutie ( 08/03/2006 17:30)
mbola wa :cry:
32. Veloo ( 08/03/2006 18:21)
soloy wa:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3722