Gidro

1. LazaRandri ( 28/02/2006 02:30)
nibahana ny takelaka voalohan'ny ankabeazan-gazety siantifika maneran-tany sy forum ary haino aman-jery ny nahitana karaza-gidro telo vaovao teto Madagasikara tamin'ny herinandro lasa. Isika toa samy tsisy rototra nefa ry zareo any ivelany mifaly? :)
novalian'i soanja ny 13/04/2006 06:57
2. Solitikabe ( 28/02/2006 04:31)
Ka iza no mahita tombony @ ze gidro eh. Ianao angaha afaka mitaiza gidro. Ny vazaha ihany no mahazo milalao gidro.
3. Fiffi ( 28/02/2006 05:07)
Isika toa samy tsisy rototra nefa ry zareo any ivelany mifaly?
zah aloha tsy taitra @ zany na pitiny aza eh! raha zavatra hafa mba hamonjena ny "couche d'ozone" sy ny fanenana ny "pollution" mba hitsinjovana ny ho avy ny tany no hitan'ny siantifika dia asa fotsiny angamba ny hafaliako .
4. Solitikabe ( 28/02/2006 05:17)
Aza fady ry Laza fa ohatran'ny masiaka kely zahay an
5. LazaRandri ( 28/02/2006 20:36)
Solitikabe:

Ka iza no mahita tombony @ ze gidro eh. Ianao angaha afaka mitaiza gidro. Ny vazaha ihany no mahazo milalao gidro.
hahaha! Fa maninona Solitikabe ra tsy manao fanandramana fanafody sy vakisiny am gidro tsony indray fa DIY am tenanao ihany? hahaha!
toa Solitikabe ndray no mila gidro noho ny Gasy rehetra e? :wink:


6. Solitikabe ( 01/03/2006 00:39)
kay izany nareo mamono gidro nefa ny olona raha mihaza gidro atao sakafo dia gadrainareo an. Tsy ratsy ka
7. rakekely ( 01/03/2006 05:34)
harena avokoa ireny fa ny fitantanana azy no tsy mety eh!
rehefa metimety @ hafa dia azo atao fa raha tsy izany dia tsia,
ny fahapotehan'ny tontolo iainana anefa toa jerena fotsiny fa tsy ampy fanaraha-maso, matoa nisy gidro vaovao hita, dia rava ny toerany ka mihanaka ety @ faritra hafa izy
izay ihany io eh
sao de mba misy saosy njay mantsy ny fahitana azy ireny
8. Solitikabe ( 03/03/2006 05:58)
reo gidro ireo Rakely efa ela no hitan'ny olona teny ambanivolo an. Fa ny manampahaizana no te ho deraina. Tadidiko ilay bandin'ny Mage 4 iray izay. Mialatsiny aminareo. Tsy nanana diplaoma tany dago akory fa ny fahitahitana sy ny fananana zoky mahay fotsiny no nangala diplaoma sandoka hianarana tany an-dafy. Dia toa izany koa ny fahalalana ny gidro eto amintsika.
9. LazaRandri ( 03/03/2006 15:47)
hahaha! Tena mba mahatsikaiky tokoa izany ry Solitikabe! Ianao aza tsy mahalala fa misy cas hafa koa ny fananana Dada "lava tanana" no nangalany "diplaoma sandoka" tany an-dafy. hahaha =))
10. Herimiafina ( 03/03/2006 18:04)
Milay ny gidro kah! Azo avadika chiffre, ze mbola tsy nahita aleo ho avy, aleo handany dolara sy euro any ampidirina any anatin'ny kitapombola e, recette extra-budgetaire ireny klé, droit d'entrée dans les aires protégés.

Ary rehefa resaka chiffre de ranga ny sofinay klé. Zahay mantsy noana e! hehehehehe=))=))
11. LazaRandri ( 03/03/2006 20:15)
Herimiafina:
Zahay mantsy noana e! hehehehehe=))=))
ka ty aleo tonga d le gidro no atao BBQ? hahaha


12. lapino ( 03/03/2006 22:35)
Inn aloo le BBQ fa sô de BaBaiQue izany e? :-$:-$:-$:wink:
13. cutie ( 07/03/2006 17:00)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 07/03/2006 17:01)
aza ataonareo BBQ kosa le gidro e :-D:-D:-D
15. lapino ( 07/03/2006 17:11)
Ka maninn nefa moo le gidro raha atao BaBaQoto e?
16. cutie ( 07/03/2006 17:13)
de lasa mampa ry lapino a :cry:
17. Veloo ( 07/03/2006 21:29)
BaBabQoto sa barbecue e8O
18. cutie ( 08/03/2006 13:52)
bbc:twisted:
19. lapino ( 08/03/2006 14:50)
Tairo hatao hoe Barbe au Q e!
Cutie :-D:-D:-D
20. cutie ( 08/03/2006 15:32)
lapino, efa we tsy azo atao an;zany na BBC na Barbe au Q e!:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6201