French military victories ... pour se faire battre :-)

21. pissoa ( 28/02/2006 16:15)
Tsy misy klike-na retsy ah ... fa ilay hatsikana hoe rehefa hitady ao amin'ny google ndry hoe French military victories , dia mandeha eo amin'ny I'm feeling lucky ... dia ozy i google hoe Did you mean: french military defeats:-D:-D
Sa tsy izany ve ry lapino :roll:
22. lapino ( 28/02/2006 17:05)
Izay lazain'i pissoa izay ka! Fanalàna ny frantsay hoe vendrana ara-miaramila! Ka tsy mahita victories mihitsy ilay moteur de recherche matanjaka be, fa defeats ihany no misy! :wink: :-D:-D
Dia 'ndeh hamono moka any Toamasina indray hono ry zalah e! :-w
23. Veloo ( 28/02/2006 17:33)
lapino, pissoa ay ve eeeeee:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0579